Tonga advantista ny mpanao politika ngezalahy...

41. prime ( 23/10/2008 11:17)
ikaretsaka> Tsy misy mahafantatra ny tena marina tokoa... :) zavadehibe fotsiny aloha ilay hoe nanaiky hatao batisa...
42. ikaretsaka ( 23/10/2008 15:41)
de ahoana le hoe mino ny batemy tokana..
sa tsary vita batisa propesta lery?
43. fijo ( 23/10/2008 20:36)
ka indroa vita batisa lery izany ko.iznay mivadibadika finoan aizany ve tsy ho pamadibadika palitao koa avy eo?
44. ikaretsaka ( 23/10/2008 21:31)
fa impiry tondrahana okoa ny ena poinsa hono e?
avy eo lery izany atao hoe mivadika born again de mitondraka koa?
45. prime ( 27/10/2008 13:21)
Raha vita batisa tokoa aloha izy tao amin'ny loterana dia somary manahirana... nefa tsy misy mbola nanamarina izany hatramin'izao...
46. ikaretsaka ( 27/10/2008 16:17)
ka izay..lasa ze tiana le izy fa tsy ny sitrapon'andriamanitra intsony hoe batemy tokana sns....
47. fijo ( 28/10/2008 22:03)
azo hinoana anef ary prime fa matoa izy fantatra tsara tao amin'io finoany "taloha"io dia vita batisa tao.ary rah aity fahamaikany nanao batisa tatsy ambadika,mino aho fa niazakazaka koa izy nanao batisa tary aloha
48. prime ( 30/10/2008 08:55)
fijo> sur amin'izany ve ianao fa vita batisa tao amin'ny loterana izy?
49. ikaretsaka ( 30/10/2008 18:22)
matoa kosa laibalaibany tany de ao raha e....
50. fijo ( 31/10/2008 22:13)
raha ny logika dia izay.raha laibany tao ianao ka tsy vita batisa,mba mahasadaikatra ahy ihany ka.i ravalo ve ozao dia tsy vita batisa ao amin'ny misy azy hoy prime,???
51. ikaretsaka ( 01/11/2008 01:14)
izay mantsy... na hoe i pere pedro tsy vita komonio voalohany :-D :-D
52. vivisexy ( 01/11/2008 18:50)
amiko an tsy mahita ranondranony ao am ffkm tsony lery d mivadika advent fa ra ny fotokevitra ijoron ny advent ary mety ts hain lery akory
53. ikaretsaka ( 03/11/2008 17:50)
mety ho diso aho fa izhao kao mihevitra toa anao
54. fijo ( 05/11/2008 22:20)
mety hivitra mitombona daholo izany.fa ndeha tsy lazaina sao ahakirizy ny sasany indray hoe manitatra isika.
55. prime ( 06/11/2008 10:54)
Eritreritra mety azo alefa avokoa izany fa ny zava-misy aloha dia io voalaza io...
56. ikaretsaka ( 06/11/2008 16:48)
ka ny fahafantarana ny izay mety ambadiky ny zavatra misy mihitsy no nahatonga ilay resaka ho entina eto anie ry prime :-D :-D
57. nomenahary ( 18/11/2008 05:49)
Tsy takatsika ny fiasan'ny Fanahin'Andriamanitra. Na izaho izao anie, noho io fitarihan'ny Fanahin'Andriamanitra io, na advantista aza, mety ho lasa protestanta na katolika ê!
58. prime ( 18/11/2008 08:08)
Izany tokoa ry nomenahary... hafa ny fihevitr'Andriamanitra...

ikaretsaka> Dia inona ilay ambadika hono??? :lol: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2161