resaka passport gasy

1. xxx ( 09/10/2008 08:37)
naheno resaka aho oe tsy maitsy hovaina ny passport gasy, ho an'izay gasy
résident aty france, alohan'ny faran'ny taona, na dia tsy mbola perimé aza, manadrana niantso ny embassade gasy ao paris fa tsy misy mamaly,
ahoana marina ny fandehan'io ho an'izay namana mahalala azfd ?
novalian'i ni81 ny 09/10/2008 08:41
2. ni81 ( 09/10/2008 08:41)
naheno resaka aho oe tsy maitsy hovaina ny passport gasy, ho an'izay gasy
résident aty france, alohan'ny faran'ny taona, na dia tsy mbola perimé aza, manadrana niantso ny embassade gasy ao paris fa tsy misy mamaly,
ahoana marina ny fandehan'io ho an'izay namana mahalala azfd ?
efa nisy dinika lavabe t@ io natao teto, fa hatramin'izao aloha dia tsy tena nisy vaovao azo momba io fanovàna io, ka somary mi-insiste kely rehefa miantso ny ao @ ambassade fa ela ry zareo ao vao mandray telefaonina e! Dia mba tantarao eto izay teny omeny anao any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3235