Bal masquée

1. Bita ( 09/10/2008 11:08)
Nisy mpivady nanao programa fa handeha hanao bal masquée. Samy nividy ny azy izy 2 ary dia samy faly t@ zavatra novidiany.

Rehefa harivahariva dia nilaza narary andoha ilay ramatoa. Ary nihinana paracetamol kanefa mbola narary andoha ihany ary hoy izy mantsy ambadiny: Madehana ianao fa tena mbola marary be ny andohako.

Lasa tokoa ary ilay rangahy. Rehefa alindalina ilay Ramatoa mieritreritra an'ilay vadiny sy izay mitranga any ary dia nifoha izy ary lasa. Notadiaviny ny vadiny ary indro fa hitany ilay masque sy ilay kostume nanaovan'ilay Rangahy ary mikôty sipa..... Tsy mbola hitan'ilay vadiny ilay kostumeny ary tsy fantany akory hoe tany ny vadiny. Nataony ilay ramatoa izay azahoan'ilay Rangahy azy ary azony'ilay Rangahy tokoa izy ary nivoaka tany @ maizina tany ry zareo.... Tsy nanala akanjo mihitsy ry zareo fa samy nanao izay nety.... Avieo ilay Ramatoa nandeha haingana nody fa fantany fa tsy fantan'ilay (hoe) vadiny izy...... Tonga izy dia natory.... Ary rehefa ela ny ela tonga ilay Rangahy.
Nony tonga ny maraina nanontany ilay Ramatoa, nahafinaritra ve?
Hoy ilay Rangahy aleoko tsy nandeha raha tsy ireo namako ary ianao tsy avy mihitsy ary raha tsy nanao beloty izahay dia tsy nijanona tany aho. Hay ve hoy ilay Ramartoa (mpandainga hoy izy anankapo). Dia inona fotsiny no nanaovanao kostume? F'angaha izaho no nanao iny hoy ilay Rangahy fa ilay mpiara miasa amiko no nomeko azy dia lasa nandeha tany izy niaraka t@ vehivahy tany..... Taitra be ilay Ramatoa ary nitsangana haingana niala teo @ toerany. Nanao inona ary izy???????
novalian'i Simpona ny 15/10/2008 14:57
2. ainaheri ( 09/10/2008 11:54)
Nahavoa beuuu zany ilay ramatoa kou :-D :-D :-D :-D Zay izy refa be tetika sy saropiaro lotra =))=))=))=))
3. endrika01 ( 09/10/2008 16:03)
ntsss!maty paika:-P
4. tsiambaratelo ( 09/10/2008 16:57)
Bita:
Nisy mpivady nanao programa fa handeha hanao bal masquée. Samy nividy ny azy izy 2 ary dia samy faly t@ zavatra novidiany. Rehefa harivahariva dia nilaza narary andoha ilay ramatoa. Ary nihinana paracetamol kanefa mbola narary andoha ihany ary hoy izy mantsy ambadiny: Madehana ianao fa tena mbola marary be ny andohako. Lasa tokoa ary ilay rangahy. Rehefa alindalina ilay Ramatoa mieritreritra an\'ilay vadiny sy izay mitranga any ary dia nifoha izy ary lasa. Notadiaviny ny vadiny ary indro fa hitany ilay masque sy ilay kostume nanaovan\'ilay Rangahy ary mikôty sipa..... Tsy mbola hitan\'ilay vadiny ilay kostumeny ary tsy fantany akory hoe tany ny vadiny. Nataony ilay ramatoa izay azahoan\'ilay Rangahy azy ary azony\'ilay Rangahy tokoa izy ary nivoaka tany @ maizina tany ry zareo.... Tsy nanala akanjo mihitsy ry zareo fa samy nanao izay nety.... Avieo ilay Ramatoa nandeha haingana nody fa fantany fa tsy fantan\'ilay (hoe) vadiny izy...... Tonga izy dia natory.... Ary rehefa ela ny ela tonga ilay Rangahy. Nony tonga ny maraina nanontany ilay Ramatoa, nahafinaritra ve? Hoy ilay Rangahy aleoko tsy nandeha raha tsy ireo namako ary ianao tsy avy mihitsy ary raha tsy nanao beloty izahay dia tsy nijanona tany aho. Hay ve hoy ilay Ramartoa (mpandainga hoy izy anankapo). Dia inona fotsiny no nanaovanao kostume? F\'angaha izaho no nanao iny hoy ilay Rangahy fa ilay mpiara miasa amiko no nomeko azy dia lasa nandeha tany izy niaraka t@ vehivahy tany..... Taitra be ilay Ramatoa ary nitsangana haingana niala teo @ toerany. Nanao inona ary izy???????
Kay kay kay,nitsako bille le ramatou:-P
5. sytl ( 09/10/2008 17:03)
nijoko voalavo vôjoko! :-D
6. endrika01 ( 09/10/2008 18:54)
Nanao inona???
7. tsiambaratelo ( 11/10/2008 11:09)
nifapikitikitika? :-P
8. Simpona ( 15/10/2008 14:57)
Fa iza no tena voa amin'izany e? le ramatoa ve ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3867