Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 15/10/2008 15:41)
inona kay no sakafo omena ny zaza 6mois raha aty mada
inona ny sakafon'ny zaza 6mois... tohiny
novalian'i niryna ny 03/11/2008 12:14
miranto81 ( 15/10/2008 15:20)
nisy adala folo
Tadidiko aho ilay mpiandy vavahady tany amin'ny toby fitsaboana adala. Nanontany ahy ry zalahy. - Inona no ataonao eo razoky? - Miandry vavahady. Hoy aho namaly Dia nihomehy ry zalahy, - Vavahady... tohiny
novalian'i miranto81 ny 31/10/2008 03:56
jagapeh ( 15/10/2008 13:07)
Adiresy Email -Tantsoram-pirenen ny Aina ny Fivavahana (FET)
Miaraba daholo, Izay manana ny adiresy Email - Tantsoram-pirenen ny Aina ny Fivavahana (FET) na ny numeron' ny Aomonier National Mompera Julien Rakotosoa Marie, mba ome ahy re azafady! Misaotra mi... tohiny
novalian'i jagapeh ny 17/10/2008 09:49
fitiadala ( 15/10/2008 13:06)
kehe aly
mahatsiaro ny tloha aho dia mba mangataka io hira io fa misy olona tena tsaroako ... tohiny
Nafly ( 15/10/2008 10:08)
Mitady tononkira
Mba mangataka ny hiran'ny Raozin'ny Paradisa "Variana nilalao". Misaotra mialaho e.... tohiny
xxx ( 15/10/2008 09:43)
adresse ip lava izao!!
Faly miarahaba antsika mianakavy indray. Izaho dia mpanao xxx hatramin'izay ka hatramin'izao ary tsy hiova mihitsy raha toa ka tsy ho terena. Ny manahirana dia toa lasa atao [b]biby fampitahorana[/... tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2008 11:32
Nafly ( 15/10/2008 08:48)
Mitady tononkira
Salama, Mba mitady ny tononkira sy ny Artista mihira an'ilay hoe : "variana nilalao ianao ka adinonao ilay tokatranontsika e ..."... tohiny
Ralay ( 15/10/2008 08:48)
KARAPANONDRO GASY IHANY
Mba manontany aho hoe raha very ny karapanondro ve dia voatery any amin'ilay toerana nanaovana azy ihany no anoloana azy sa mety na any @ ville hafa aza? oh: natao tany Fianarantsoa ilay CI dia soloin... tohiny
novalian'i tywa68 ny 18/10/2008 07:56
ni81 ( 14/10/2008 19:44)
Ho an'ireo izay sahirana mitady anarana
Misy anarana maromaro ato, mety ahasoa antsika mba ahafantarana ny hevitr'izy ireny (ho an'izay tsy mbola mahalala). Mety koa ho an'ireo mitady anarana omena ny fara sy dimby. Tsy anarana ihany no za... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/10/2008 14:53
rajary ( 14/10/2008 19:02)
very vakana zavavy
manaôna daholo nareo ze mamaky ty soratra ty ; sao de mba misy mahalala kay le hira we VERY VAKANA ZAVAVY INY fa mila maika za rireto an ok ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 15:36
Eumilianah ( 14/10/2008 12:09)
Raharaha sarotra
Namako be 'lay vevavy sady mpifanefitra amiko nefa tsy mamela ahy ny vadiny. Tsy haritro ka nontantaraiko t@ vevavy tompom-bady hoe: mikoty ahy fona ny vadinao nefa tsy te hamadika anao aho, rariva ny... tohiny
novalian'i ftlozy ny 25/10/2008 00:01
xxx ( 14/10/2008 11:49)
Lasa nandositra i... tandremo ry ...
Lasa nandositra any La Réunion i Sylvain Rabetsaroana ary any Maurice kosa i Edgard Razafindravahy raha misy tsy mahalala an'izy ireo dia alefaso ny fanontaniana fa ho valiana fa ry zareo dia mpandra... tohiny
Bita ( 14/10/2008 11:44)
Inona ary no tokony handoavan'ity Ranamana ity douane?
Nisy Rangahy nitondra bisikileta misy fitondrana entana teo alohan'ilay bisikileta ary nandalo ny douanier, tsy nisy ny problema fa afaka nandalo tsy voasakana ilay Rangahy. Niverimberina matetika ane... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/12/2008 10:44
tsihataorana ( 14/10/2008 11:17)
Tsetsatsetra tsy harita
Fa maninona hoy aho no tsy nisy nampianatra io fandehan-javatra io fa tonga de fantatra , ary ny tena mampiheritreritra de maninona no tsy natao t@ sofina na.......... lavaka hafa fa tonga de ........... tohiny
novalian'i cutie ny 22/11/2008 03:35
Nafly ( 14/10/2008 10:55)
Lohantenin-kira
Salama daholo, Mba anontany raha misy afaka mamaly, inona ny lohantenin'ilay hira misy hoe "variana nilalao ianao ka adinonao 'lay tokantranontsika e ..." dia izy ilay mpihira azy fa hitady ny tonony... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/10/2008 10:58
rodro ( 14/10/2008 08:39)
les adeline betlehema
:( ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 20/10/2008 11:09
rodro ( 14/10/2008 08:36)
embona toamasina
:o alefaso azafady ... tohiny
novalian'i rodro ny 17/10/2008 12:02
Noue ( 14/10/2008 08:17)
Sixun-Malagasy
naheno mozika zay aho tao @ radio vazo gasy dia nojerevako ilay lisitra hira mandeha dia mba nalahatro koa izy io aaaaaa tena tiako beeeeee ilay mozika ka sao dia mba misy mahafantatra hoe iza ny t... tohiny
novalian'i Noue ny 13/11/2008 14:59
niryna ( 14/10/2008 04:41)
Joba:Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy @ Atra?
Mahavariana ny tantaran'i Joba raha efa namaky an'io tantara io hianao.Izy dia olona marina sy mahitsy ,olona natahotra an'Atra ka nifady ny ratsy. Olona nanankarem-be ary nanan-janaka folo (fito lah... tohiny
novalian'i vivisexy ny 01/11/2008 18:39
sitlo ( 14/10/2008 04:16)
blaogy.com tsy mivoaka eo amin'ny fandraisana
Tena tsy mivoaka eo amin'ny fandraisanan'ny blaogy.com ny lahatsoratro vaovao. Tsy haiko na ny ahy ihany no manao izany satria ny an'ny sasany toa mivoaka ihany. Marihina fa misy an'ity erreur ity ra... tohiny
novalian'i sitlo ny 31/10/2008 09:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.657