Ho an'ireo izay sahirana mitady anarana

1. ni81 ( 14/10/2008 19:44)
Misy anarana maromaro ato, mety ahasoa antsika mba ahafantarana ny hevitr'izy ireny (ho an'izay tsy mbola mahalala). Mety koa ho an'ireo mitady anarana omena ny fara sy dimby.
Tsy anarana ihany no zavatra tsara azo fantarina ao fa misy hafa mety ahaliana anao koa. Midira dia ahita azy:
http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/prenomsmg.html
novalian'i ni81 ny 22/10/2008 14:53
2. tslem ( 15/10/2008 06:54)
Dia ity koa misy hafa: http://www.ratsimandresy.org/anarana.php

Efa nisy teto taloha be ihany izy io fa asa angaha na efa voafafa na mbola ao ihany fa somery mamerina fotsiny ah :)
3. ni81 ( 15/10/2008 07:21)
Efa nisy teto taloha be ihany izy io fa asa angaha na efa voafafa na mbola ao ihany fa somery mamerina fotsiny ah
zay zà vao nahita an'io! :lol: misaotra e
4. kelly13 ( 22/10/2008 14:02)
ra misy manome, zavatr-ho anao kingà miteny oe sôtsa tompokôôôôô :)
5. ni81 ( 22/10/2008 14:33)
ra misy manome, zavatr-ho anao kingà miteny oe sôtsa tompokôôôôô
tena nilaina tokoa angaha? :lol: :lol:
6. kelly13 ( 22/10/2008 14:36)
eny tompoko, nilaina tkou :)
7. ni81 ( 22/10/2008 14:53)
eny tompoko, nilaina tkou
Hay kosa! dia tongava soa ary na ho i Koto na ho i Kala e :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4151