les adeline betlehema
2. ni81
(
14/10/2008 09:02)
maninona io les adeline betlehema io? Tadiavinao sa mila mihaino izahay sa ahoana? :)
4. ni81
(
14/10/2008 10:57)
ni81 ooo oul manal'azy re io ee,ianao kou manaiky adalainy hihihizà koa ange mba manontany fotsiny e :lol: misy ny oul sasany na dia tena mitady aza dia tsy manazava fa dia apetraka fotsiny eo! toy ny hoe fantaro izay aty an-tsaiko aty :lol: dia izay no nanaovako hoe: tadiavinao sa...!
5. Lejoba
(
20/10/2008 11:09)
Slt
Sûre ve Rodro fa Betlehema fa tsy Jerosalema?
@ vol. 7 io ary afaka henoina @ radiovazogasy
Raha mila tonony dia antsoy Ra-jisy (0331168022) fa tsy namoaka dépliants vol. 7 ry zareo
=)) =)) =))
Sûre ve Rodro fa Betlehema fa tsy Jerosalema?
@ vol. 7 io ary afaka henoina @ radiovazogasy
Raha mila tonony dia antsoy Ra-jisy (0331168022) fa tsy namoaka dépliants vol. 7 ry zareo
=)) =)) =))
