les adeline betlehema

1. rodro ( 14/10/2008 08:39)
novalian'i Lejoba ny 20/10/2008 11:09
2. ni81 ( 14/10/2008 09:02)
maninona io les adeline betlehema io? Tadiavinao sa mila mihaino izahay sa ahoana? :)
3. ainaheri ( 14/10/2008 10:54)
ni81 ooo oul manal'azy re io ee,ianao kou manaiky adalainy hihihi
4. ni81 ( 14/10/2008 10:57)
ni81 ooo oul manal'azy re io ee,ianao kou manaiky adalainy hihihi
zà koa ange mba manontany fotsiny e :lol: misy ny oul sasany na dia tena mitady aza dia tsy manazava fa dia apetraka fotsiny eo! toy ny hoe fantaro izay aty an-tsaiko aty :lol: dia izay no nanaovako hoe: tadiavinao sa...!
5. Lejoba ( 20/10/2008 11:09)
Slt
Sûre ve Rodro fa Betlehema fa tsy Jerosalema?
@ vol. 7 io ary afaka henoina @ radiovazogasy
Raha mila tonony dia antsoy Ra-jisy (0331168022) fa tsy namoaka dépliants vol. 7 ry zareo
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0646