Sixun-Malagasy

1. Noue ( 14/10/2008 08:17)
naheno mozika zay aho tao @ radio vazo gasy dia nojerevako ilay lisitra hira mandeha dia mba nalahatro koa izy io aaaaaa

tena tiako beeeeee ilay mozika ka sao dia mba misy mahafantatra hoe iza ny tarika milalao an'io mozika io ????

ohatran'hoe mizara roa zany ilay mozika dia ny tapany faharoa (fa mitohy) style mozikan'ny Ambondrona zany .

rehefa nandahatra io mozika io aho dia izao fotsiny no misoratra ao eeeee

Sixun-Malagasy

misaotra aaa :-* (l) :)
novalian'i Noue ny 13/11/2008 14:59
2. anjeliniharry ( 14/10/2008 19:26)
Misy hira zay ato amiko ato, namana no nanomehy ahy lay izy. Sixun io mitsy ny titreny fa zany hoe lay izy mozika fotsiny fa tsy misy tonony, toy zay makamaka ambondrona zay mitsy izy io.
Ny tenenin'ilay olona nanome ahy an'io d hoe tsy gasy fa vaza no mitendry azy io.
Ka tsy aiko fa tsara be aloha lay izy é. :D
3. ds ( 16/10/2008 19:30)
Tarika Jazzmen frantsay no namorona io hira io. Tsy tadidiko hatramin'ny toerana nampirimako ilay CD :-)
Malagasy
Mpanakanto : SIXUN
Rakikira : Nomads' Land (1993)
4. Noue ( 16/10/2008 19:57)
anjeliniharry, ds aaaa misaotra anareo aho aaaa :) tena mba nitady ihany aho fa tsy nahita hoe iza no milalao an'io mozika io aaaa !
5. Noue ( 13/11/2008 14:59)
anjeliniharry aaaa ! mciiiiii du fond du (l) fa io mahintsiny ilay izy aaaaaa :) :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0354