Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kaboushna
(
21/10/2008 15:20)
promotion lanjamira
manasa an reo promotion lanjamira 1999, na izay mahafantatra olona tao, na zay rehetra mpikambana nandalo tao am aedm ankatso mba hifampizara toro hevitra eto. manantena ny rehetra e !!! :D ...
tohiny
rodro
(
21/10/2008 12:45)
aoira rossy
mba omeo ahy azafady...
tohiny
novalian'i ni81 ny 21/10/2008 17:40
saranga
(
21/10/2008 12:07)
La biodiversite malgache sacrifiee a la plus grosse mine de
MORAMANGA (Madagascar) - A Moramanga, une énorme balafre entaille la forêt primaire. Malgré la biodiversité unique de cette région de Madagascar, la plus grande mine de nickel au monde et un giga...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 21:11
endrika01
(
21/10/2008 10:16)
IZAY TIANA MITOMBO TAREHY!
Lohateniny dinika napetrakiny namana etsy ambany io.Fa nalaiko kosa satria misy resaka mitady an i endrika01.Efa lava be ny hvt ny namana ao ka tsy sahy niditra zah, :-P sao tonga aminy ilay fitenenan...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 22/11/2008 10:58
anjelis
(
21/10/2008 09:34)
tononkiran'i Ifanihy sy i Mickael
manao ahoana daholo,
izaho ry zareo tena namadibadika ity namana-serasera ity fa tsy nahita mihitsy ny tonokiran'ireto hira 2 ireto a! tena mba miangavy izay manana ny tonony mba alefaso fa tena mba ...
tohiny
novalian'i mazavarakoto ny 26/07/2017 13:01
rafangotsohana
(
21/10/2008 08:42)
Fialana amin' ny fisotroan-toaka
Miahaba anareo rehetra eto @ ny forum ny tenako. Izaho dia olona maniry koa raha maniry ny ma hiala @ toaka nefa dia tsy mety afaka mihitsy, ka na ny tokantranoko, na ny ankohonako dia tsapako...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 24/07/2019 12:13
EHY
(
21/10/2008 08:29)
HO ANAO
:lol: BA SAIKA ANGATAKA HIRA " HO ANAO " HIRAH .
MISAOTRA MIALOHA HO AN'IZAY TSARA FO...
tohiny
diamondra27
(
21/10/2008 05:54)
samia milaza ny heviny
hevitra nomen'olona ity an fa gaga fotsiny aho nahare azy
mahita sary izany za amin'ny internet e, tsy eto amin'ny serasera ihany fa na any amin'ny site hafa ihany koa na gasy na site vazaha na sit...
tohiny
novalian'i karinah ny 30/10/2008 20:34
nygasysoafifameno
(
21/10/2008 00:52)
FORUM - CONFERENCE NATIONALE CITOYENNE juillet 2009
A tous les Malagasy patriote à Madagascar et à travers le monde
Notez et informez
du 15 juilet au 31 juillet 2009
A Madagascar le lieu sera pré...
tohiny
novalian'i nanas ny 27/10/2008 18:26
xxx
(
20/10/2008 20:40)
fanovana sarintava
Tsy mandeha intsony ve ?
Saika mba nanova sarintava aho nefa tsy voaray foana anio, nataoko imbetsaka ? Inona no mety ho antony ?
Toy izao no miseho isaky ny mangataka fiovana :
[i]Vita soa am...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/10/2008 01:41
mangidy
(
20/10/2008 19:56)
fihaonan'ny namana serasera ao Europe atsy ho atsy
Lohateny : Re : Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
amin'ny asabotsy 15 novambra 2008 ao amin'ny "mon tana", tsy lavitra an'i paris. omena misimisy kokoa ny antsipirihiny rehefa avy e...
tohiny
novalian'i karinah ny 30/10/2008 14:42
ikaretsaka
(
20/10/2008 19:13)
fa maninona foana e?
[quote=gazety tribune]
Hatramin'izao, tsy mbola nivaha ny olana ao amin'ny FJKM Ampotaka-Mangamila. Vao mainka aza nihamafy izany satria raikitra ny fitokonan'ireo mpivavaka sasany eo anoloan'ny to...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2008 21:50
diamondra27
(
20/10/2008 18:23)
lasa saina ndray e
nisy afrikana zay tafaresaka tamiko dia nilaza izy hoe: maty ny dadany any afrika efa 3j , efa tao anaty cerceuil dia velona tampoka indray hono.
Efa intelo hono io dadany io no nanao toa izao hoe ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 14:47
xxx
(
20/10/2008 14:57)
Massages
Fainona no tena hatao hoe massage e????
Tsy haiko ny tena hatao hoe massage...manafosafo fotsiny (tsy maheno marary) sa ilay manapotsapotsaka hozatra ireny (mba tena henonao marary raha horina ilay f...
tohiny
novalian'i pharmac ny 22/12/2008 22:14
kidoropamba
(
20/10/2008 09:53)
Firankaofonia: nadresy sa resy i madagasikara?
Hampiatrano ny fihaonambe an'i firankaofonia @ 2010 i Madagasikara. "Ady" be hono tao t@ congo sy gasy ravalo ka nilaza ry zareo nivaoka avy tao fa ny gasy no nandresy.
Fa nadresy amin'inona moa izy...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 21:12
Bita
(
20/10/2008 08:19)
sakafo maraina
Nisy Rangahy iray nikômandy sakafo maraina tao @ restaurant iray: Ireto avy no nokômandiny: Mba hanaovy Atody 2 azafady, ny 1 nandrahoana mafy ary ny iray manta miaraka @ pain griller atao mainty ts...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 29/10/2008 01:11
sakaizakely
(
20/10/2008 08:05)
nandao antsika ny rahavavy Soeur Emmanuelle
rehefa avy nivahiny 99 taona teto antany ary nanokana ny fiainany hanasoavana ireo mahantra sy mila fanampiana
Mandria ampiadanana
http://fr.news.yahoo.com/2/20081020/tfr-soeur-emmanuelle-est-deced...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 21/10/2008 08:00
lazounet
(
20/10/2008 07:58)
Ho anareo izay afaka manampy ahy.
Efa ela ihany no saika hametrahako ilay fanontaniana fa mboa variana mikiadaladala any @ forums hafa dia hadino ny essentiel:
Ny PC -ko iray dia sous vista àry indraindray lé vista manome Krizy fa ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 20/10/2008 15:20
xxx
(
20/10/2008 07:09)
MANGA ESY SY TSIVAKIA ( patsa fotsy )
Fotoana fiakaran’ny manga izao eto M/car. Ity misy soso-tsakafo kely ho antsika izay te hanandrana fa tsara sady matsiro izy ity :
[b][u]Zavatra ilaina:[/u][/b]
Manga esy (saoma mavo ): 02
Tsiva...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 22/10/2008 04:05
ainaheri
(
20/10/2008 04:50)
Vary asiana sira
Ny olona aty ivelany refa mahandro vary dia asina sira fa oe matsatso hono,saika tsy nahalany aho nihinana voaloany tany aman'oul!! Iza no mbola mitazona ny nahandro gasy ,zany oe natiora ny fomba fah...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 24/10/2008 18:52
