Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rodro
(
23/10/2008 14:43)
m`laolao oladada
Azafady mba magnataka tonokira ny oladada m,laolao ny tenako manatena fiaraha miasa @ nareo misaotra mialoha...
tohiny
xxx
(
23/10/2008 10:55)
Vevavy miady lehilahy eto @ serasera
Mampimehy mihitsy ty zava mitranga ty,tovovavy 2,samy manoratra @ lelahy 1 ato @ serasera ry zareo,ary samy anaovan'ilay lelahy declaration d'amour daholo angamba.Asa zay niseho fa taty aoriana de las...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 06/12/2008 00:30
nantian
(
23/10/2008 06:47)
mila vonjy-Shyn
Slt daol,
sao d misy manana parole "Mila vonjy" - Shyn fa tena ilaina be mits, zfd...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 09:02
kaboushna
(
22/10/2008 20:01)
ny ankizy sy ny
mahaliana ankehitriny fa voasarika loatra am "boum des jeunes" ny ankizy ... ankizy hoy aho satria salan-taona sahabo eo am 14 sy 15 taona dé tafiditra am io saokajy io ... ny mampalahelo dé ireto i...
tohiny
novalian'i ssendra ny 05/11/2008 22:11
ni81
(
22/10/2008 14:52)
Ny zaza mipetraka ivelan'i madagasikara
Misy zaza malagasy (malagasy ray sy reny) maro no teraka taty ivelany fa tsy mahay miteny malagasy mihitsy, na mahay ny sasany, fa kely dia kely.
Misy koa ny sasany (malagasy ray fa reny hafa firen...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/10/2008 23:45
xxx
(
22/10/2008 13:53)
the regret is never before BODO na PAZAPPA 5
Mbo azo atao ve ny mahazo ny tonokiran'io hira io ô!...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 09:07
Meechoo
(
22/10/2008 12:35)
Tononkiran'i Mirado "ilay anjeliko
slt Daholy an! Raha mba misy manana tononkira Ilay Anjeliko - Mirado dia mba lazao ahy azafady...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 09:00
Bita
(
22/10/2008 08:52)
Fanadinana sarotra
Nisy mpianatra 4 tena nahay tao @ ity lakilasy iray ity tao Antananarivo ary izay fanadinana nipoitra dia 20/20 foana no azon-dry zareo. Tsy nifangala tahaka ry zareo akory fa tena nahay mihitsy. Hana...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/11/2008 17:28
jagapeh
(
22/10/2008 07:39)
vaovao!
miarahaba daholo e!
inona malaza ao Tana ao izao? :?: ...
tohiny
novalian'i zary ny 04/11/2008 12:32
tslem
(
22/10/2008 07:06)
idée KDO
Inona kay no tsara atao fanomezana(@ anniversaire) ho an'olona enimpolo taona,vehivavy,mba toroy hevitra hoe zah izay mahita?
Misaotra betsaka!...
tohiny
novalian'i tslem ny 24/10/2008 09:29
cob
(
22/10/2008 06:36)
fangatahana tononkira
mangataka ny tononkiran`ny zareo Karmela Mitondra ny lohanteny hoe "tefeo ny foko "
misaotra tompoko ...
tohiny
novalian'i rurale ny 24/10/2008 06:41
diamondra27
(
22/10/2008 06:33)
sokona
efa nisy nihinana sokona ve
atao tsaky toaka hono izy ireny tena milay
de inona daholo kay no mety fandrahoana azy fa dia a griller foana no fantako hatramin'izao...
tohiny
novalian'i ni81 ny 27/10/2008 08:22
Delphi
(
22/10/2008 04:51)
mangataka ny tononkiran'i ifanihy
sao dia misy manana ny tonon'ilay "etsy ho tantanako indry" an'i ifanihy ianareo mpitsidika ato, azafady indrindra e! tena ankasitrahana raha mbola asianareo ny tonon'ilay "ho tia tsy ho toy ny ety an...
tohiny
xxx
(
22/10/2008 04:40)
Mampanasa ny slipy @ mpiasa!....
Amiko dia fanaovana tsinotsinona olona ny mampanasa slipy sy salaka ny mpiasa ,zava-misy hitako izy ity fa tsy mamorona aho :twisted: ...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 07/12/2008 11:01
ainaheri
(
22/10/2008 04:40)
Compte bancaire Nicolas Sarko nisy nampiasa
Araka ny loharanom-baovao; nisy nampiasa nanaovana abonemà telefonika ny kaonty bankairan\'ingahy filoha,tsy fantatr\'ireo piraty fa azy(Sarko) ny kaonty nampiasainy!!
Zay no mandreraka @ itony...
tohiny
novalian'i ni81 ny 23/10/2008 07:27
totty
(
21/10/2008 20:56)
nodimandry ny andrarezina
faly miarahaba antsika rehetra.
nody mandry ny andrarezina eo amin ny filalaovana baolina lavalava na ny rugby,tsy iza fa i l avant bras,mpilalao fahiny tao amin ny ekipam pirenena malagasy ary mpan...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 27/11/2008 19:13
sitlo
(
21/10/2008 20:14)
fialan-tsiny faobe
Ny teny hono toy ny salaka ka ny tena ihany no afatony.
Ary tsy misy tsy tezitra hono fa izay toro fo mpamosavy.
Izaho dia kofa tsy manenina izany mihitsy. Ny antony dia mandinika foana aho alohan...
tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 21:41
kaboushna
(
21/10/2008 19:48)
zàzà
miarahaba an i Mendricca zanako nahazo zandry tam 05 octobre teo ... Fanhaja no anarany ..... dé miarahaba an i felana vadiko nanome ahy ireo harena be ireo ... :D ...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 23/10/2008 10:36
fijo
(
21/10/2008 19:34)
hay ve?
Masera protestanta
Valo taona ny fanomanana ny voady farany
mardi 21 octobre 2008, par Nivo T. A.
Masera Soa Christine, andiany faharoa amin’ireo masera nahavita voady farany...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 19/01/2015 08:30
kaboushna
(
21/10/2008 15:44)
ny artista sy ny hetra
ohatran'ny tsy dé hekeko loatra zany ny artista tsy mandoa latsa-kemboka am fanjakana e ... ny mpiasan'ny zone franche aza v am karama kely raisin-ndry zareo, ny mpampianatra, ny agent de sécurité ...
tohiny
novalian'i kaboushna ny 22/10/2008 20:04
