Mampanasa ny slipy @ mpiasa!....

1. xxx ( 22/10/2008 04:40)
Amiko dia fanaovana tsinotsinona olona ny mampanasa slipy sy salaka ny mpiasa ,zava-misy hitako izy ity fa tsy mamorona aho :twisted:
2. ni81 ( 22/10/2008 05:35)
Amiko dia fanaovana tsinotsinona olona ny mampanasa slipy sy salaka ny mpiasa ,zava-misy hitako izy ity fa tsy mamorona aho
ka raha sanatria tsy afaka manasa kosa ilay tompony fa marary dia tsy mety koa ve? :)
3. ssendra ( 22/10/2008 05:45)
xxx:

Amiko dia fanaovana tsinotsinona olona ny mampanasa slipy sy salaka ny mpiasa ,zava-misy hitako izy ity fa tsy mamorona aho :twisted:


tsy tokony mihintsy aloha !e eny na mieritreritra hoe zvtr intimes nao ve avela sasàn'ny olona .....

4. fahamarinana ( 22/10/2008 06:01)
:arrow: ka aiza re zany raha sanatria ka hiditra hopitaly ka tsy ho ny silipy intsony no ho sasana fa voatery zvtr hafa..indrindra rehefa immobilisé andro vitsivitsy izay !!
zà aloha tsa manana mpiasa dia ny machine no manao azy ,fa io moa arakaraka ilay olona ihany satria azo lazaina hoe intime amin'ny tena daholo ny ankanjo rehetra... :) (l)
5. ni81 ( 22/10/2008 06:07)
ka aiza re zany raha sanatria ka hiditra hopitaly ka tsy ho ny silipy intsony no ho sasana fa voatery zvtr hafa..indrindra rehefa immobilisé andro vitsivitsy izay !!
zà aloha tsa manana mpiasa dia ny machine no manao azy ,fa io moa arakaraka ilay olona ihany satria azo lazaina hoe intime amin'ny tena daholo ny ankanjo rehetra...
ka olona tsy manana machine angamba no resahiny teto dia maka mpanasa lamba! ary ilay resaka marary aloha dia tena efa niharany ny tena, fa dia ny aide soignante na ny infirmière no manasa anao, na dia somary tsy dia tiana aza dia voatery e! :(
6. lemenakely ( 22/10/2008 07:02)
ni81:

Amiko dia fanaovana tsinotsinona olona ny mampanasa slipy sy salaka ny mpiasa ,zava-misy hitako izy ity fa tsy mamorona aho
ka raha sanatria tsy afaka manasa kosa ilay tompony fa marary dia tsy mety koa ve? :)


olona salàma vatana soa amantsara ilay olona ,ary ilay sçolafa dia nitaraina t@ olona manodidina hoe tena olona mpanandevo mahita ny olona tsy manana

7. tslem ( 22/10/2008 07:18)
raha zah koe aloha no hanontaniana dia tsy tokony atao izany amiko e!lamba kely iny ve dia tsy ho vita ny hikosokosoka azy eo na dia sanatria oe marary mafy tahaky ny inn aza,nefa ity toa oe olona salama be ouz lemenakely ka dia angamba tsy rariny kah!
8. tywa68 ( 22/10/2008 07:42)
tena tsy mety kosa e indrindra moa ka salama vatana - mety tsy salam saina ? :°)
9. fahamarinana ( 23/10/2008 05:37)
:arrow: tywa : :-D :-D andao atao hoe izay.
Ary izany anie no hampianarana ny zaza dieny kely taloha tany dago manasa ny silipiny sy kilaotiny ao amin'ny douche rehefa mandro iny e fa asa raha mbola betsaka no manao toy izay.Fahazarana daholo io dia tokony handeha ho azy.
Ka tsy hanana choix koa ilay mpanampy zao raha hitaraina aza satria hamotsotra asa ve nefa ilay patronne tsy mahita olana aminy'izany akory...:( (l)
10. ssendra ( 23/10/2008 11:28)
fahamarinana: :-D marina izany...TADIDIKO tsara mitsy mbola kely aho defa manasa ny kojakojambehivavy keliko , ndraindray atao ratsy sasa dia enjana be refa maina ? manaikitra be ...Tsary misy machine machine fanasàna lamba izany moa tamzany.....
11. ikaretsaka ( 23/10/2008 18:21)
misy tokoa io dia rehetra tratran'ny ady sarotra ohatra hoe le any @ dezaka ireny dia na ny silipony aza tsy hainy sasana
efa nahita cas oharan'io aho tany @ farira bara tany: en panne le daba dia nila nanafatra piesy tany Antananarivo:
dia taraiky tany rasipa (guide izy nefa @ io an) :-D :-D :-D ny reserva akanjo madio(indrindra ny aty akanjo) prevue hoe izay fotoana tokony ho lany any ihany ka sy maintsy nila nanasa lamba t@ renirano.... fa tena sahirana hoa
12. ssendra ( 23/10/2008 18:36)
sipa tsy mpandray ravindena no anaranzany ry ika ah! :-P
13. ikaretsaka ( 23/10/2008 18:43)
za lehilahy fa ohatran'ny mahamenatra ihany le izy ka....
kozy na tsy mpanasa lamba ary aho mba haiko ihany ny manosotra savony ny aty akanjoko sy ny manasa azy araka izay fahaizako azy eo dia ny manahy ahy tsy ho oainina be... :-D :-D
rehefa tokoa ny tokoa!
14. simplex ( 23/10/2008 19:19)

zany kosa ve tsy fanandevozana le :twisted: :twisted:
15. ssendra ( 23/10/2008 19:53)
:-D :-D :-D mbaz tsara sasa ihany anefa ve sa sasa vandana :-D
16. Papoose ( 23/10/2008 20:14)
ikaretsaka:

za lehilahy fa ohatran'ny mahamenatra ihany le izy ka....
kozy na tsy mpanasa lamba ary aho mba haiko ihany ny manosotra savony ny aty akanjoko sy ny manasa azy araka izay fahaizako azy eo dia ny manahy ahy tsy ho oainina be... :-D :-D
rehefa tokoa ny tokoa!



:-@
17. Papoose ( 23/10/2008 20:15)
tsy mety aloha ny mampanasa e!
fa mety faly be le mpiasa raha ohatra ka le mpiasa maola @ mpampiasany reny! :-D :-D
18. ssendra ( 23/10/2008 20:28)
maola am mpamiasany aho fa tsy azo 8-)
19. ni81 ( 23/10/2008 20:43)
maola am mpamiasany aho fa tsy azo
mpampiasa lahy angaha no tiany ho tenenina!
20. ikaretsaka ( 23/10/2008 22:22)
papoose> tsy mbona nampanasa ny silpoko anao aho aloha ka aza be menomenona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2894