Mampanasa ny slipy @ mpiasa!....

21. Papoose ( 24/10/2008 20:10)
skuz u? 8O mimenomenona 8O
22. vale ( 30/10/2008 23:17)
hahaha tsy aleo ve rehefa tonga any an-trano nareo mi-tsam :-P miady ee! :-P :-D :-D :-D

zà kosa alou reto tsy d'acc amin'ilay oe mampanasa zvt intimes amana mpanampy izany kaaa! de na ny hanolotra an'iny aza ve tsy hahamenatra??? misy oul tena hafakely mihintsy an!! hummmmm..
23. Papoose ( 06/11/2008 22:48)
vale :-D :-D ato @ forum ihany no trano
24. fijo ( 07/11/2008 21:11)
raha marary ilay olona tsy mampaninona ahy izany,fa raha olona avy nidance haligna,de ho vizaka aho fa ity sasao kely ny silipoko,fa misy ambondranon'i ratozy haligna.kozy aho re mba hanaiky an'izany.
25. ikaretsaka ( 07/11/2008 21:25)
ie.... hafa ny marary fa raha stringy ve nama??
avy eo mbola mimenomenona fa nataon-drazerimenina tsara kosoka loatra t@ voromotika ka simba ny dentelle.....
26. fijo ( 07/11/2008 22:22)
izay mantsy,sady efa kamovavy no mbola be tsikera tsssssss
27. Papoose ( 09/11/2008 04:06)
:-D forum marina ka tsy misy mahita.............. :-D
28. ssendra ( 09/11/2008 08:47)
23. Mpandefa : fijo [ Valio ] 07-11-2008 22:11:39
Lohateny : Re : Mampanasa ny slipy @ mpiasa!....
raha marary ilay olona tsy mampaninona ahy izany,fa raha olona avy nidance haligna,de ho vizaka aho fa ity sasao kely ny silipoko,fa misy ambondranon'i ratozy haligna.kozy aho re mba hanaiky an'izany.

izany kôcha aloha tsary misy raha tsy v ehivavy manalika e! :-P
24. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 07-11-2008 22:25:21
Lohateny : Re : Mampanasa ny slipy @ mpiasa!....
ie.... hafa ny marary fa raha stringy ve nama??
avy eo mbola mimenomenona fa nataon-drazerimenina tsara kosoka loatra t@ voromotika ka simba ny dentelle.....
:-D :-D :-D tsy aleo sombainy any rehefa dia manalika loatra hihihihih
ny ahy aza sendra narary tany am hopital aho un mois tany foana...
FA INY ilay rafozambavy notsokoforohiny daholo ny tirroir navoakany aby ny kilaoty rehetra notsengohiny tam fanjaitra sy kofehy tao daholo izay nisy zaitra notsovaka retra rangitsa mitsy aho rehefa nody.....Izaho tsy naniraka fa zvtr perso ireny ary intime.... :-P
29. ni81 ( 09/11/2008 14:26)
ny ahy aza sendra narary tany am hopital aho un mois tany foana...
FA INY ilay rafozambavy notsokoforohiny daholo ny tirroir navoakany aby ny kilaoty rehetra notsengohiny tam fanjaitra sy kofehy tao daholo izay nisy zaitra notsovaka retra rangitsa mitsy aho rehefa nody.....Izaho tsy naniraka fa zvtr perso ireny ary intime....
mba fitiavany an-dravinanto kosa no nanaovany an'izany e! :lol: :lol:
30. ssendra ( 09/11/2008 14:34)
hihihihih! ka tsy tiko ko! sady zay naloto de nosasainy....Zà anefa tsy naniraka ko! :wink: tena tsy voako mitsy raha afera perso toy ny silipy sns izany no kitihin'ny olona hafa ankoatrako farafaharatsiny ny iray tampo am tena ihany no manao azy raha tsy fidiny fa tsy olona hafa :-P
31. ni81 ( 09/11/2008 14:40)
hihihihih! ka tsy tiko ko! sady zay naloto de nosasainy....Zà anefa tsy naniraka ko! tena tsy voako mitsy raha afera perso toy ny silipy sns izany no kitihin'ny olona hafa ankoatrako farafaharatsiny ny iray tampo am tena ihany no manao azy raha tsy fidiny fa tsy olona hafa
ka mba te haneho fitiavana izy oa e! :lol: :lol:
32. ssendra ( 09/11/2008 15:18)
ieny e! izaho anie tsy nasika taminy e hiihihi!
tsara fanahy tokoa moa izy izay tena tsara fanahy tokoa an!......fa senja nanao zvtr ni gênée ahy kely...
:wink:
33. ni81 ( 09/11/2008 16:05)
:°) aleo hanao toa an'i xxx fotsiny ary zà e
34. fijo ( 10/11/2008 23:02)
ssendra,de itany tao izany ny ambindranon janany??kay le
35. ikaretsaka ( 11/11/2008 01:25)
tsary anona ka....
matoa kosa ireny napirimina tsara tao anaty fitoerany na narary aza dia mba tsy tiana kitikitihina kosa e

fa raha ninanaka teo am-pandriana dia message izay heo mba karakarao ity fa trsary vitako fa za marary ..
izay zavatra hafa


mba mila raharaha ohatran-drainizafilemena kao iznay rafozanareo izany iii

tantarainy @ bainin'ny vadinareo izao heo i ssendra akia manana anle sitringy mena @ le ohatran'ny hitantsika 2 tany @ pigalle tsy nety novidiandroky ho ahy iny an...
ary nampiaraka tany izy 4 kay fa t@ daty tsy nitovy :°)
36. ratonga ( 11/11/2008 02:23)
tantarainy @ bainin'ny vadinareo izao heo i ssendra akia manana anle sitringy mena @ le ohatran'ny hitantsika 2 tany @ pigalle tsy nety novidiandroky ho ahy iny an...
ary nampiaraka tany izy 4 kay fa t@ daty tsy nitovy

tsy sitringy mena kà :-D :-D :-D
37. ssendra ( 11/11/2008 11:57)
33. Mpandefa : fijo [ Valio ] 11-11-2008 00:02:03
Lohateny : Re : Mampanasa ny slipy @ mpiasa!....
ssendra,de itany tao izany ny ambindranon janany??kay le
:-D :-D :-D :-D tsaiko fa tsy niteny izy alou e! :-D

tantarainy @ bainin'ny vadinareo izao heo i ssendra akia manana anle sitringy mena @ le ohatran'ny hitantsika 2 tany @ pigalle tsy nety novidiandroky ho ahy iny an...
ary nampiaraka tany izy 4 kay fa t@ daty tsy nitovy :°)
:-D :-D :-D :-D mahita lazaina kou androky ka! :-D :-D :-D tapaka ny tsinaiko

tsy sitringy mena kà :-D:-D

EO KOA dia manampy ttrotraka i ratonga :? :-D :-D
ary niova coupe ndray an! sady mody atao floue ilay foto an! :-D :°)
38. ikaretsaka ( 12/11/2008 20:38)
f'hita fa tsy hanao resaka am-pandriana kosa ve izy mivady rehefa manontany rangahy hoe inona ny nataonao androany?
de hoe nanjaitra silipon-ny vinantonao..
de manao rangahy hoe zany iii?
tonga de ......
39. fijo ( 12/11/2008 23:02)
de hoy reniny hoe"sady mbola misy mandomando,ka avy dia nosasako ,
de hoy bainina hoe"efa marary ve dia mbola mandena ihany lery?"
40. ikaretsaka ( 12/11/2008 23:13)
cholemains shendra ...waininaaa :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2385