Mampanasa ny slipy @ mpiasa!....

41. tess ( 13/11/2008 06:36)
:-D :-D :-D :-D tantara koa izany ka tantara an!
42. xxx ( 13/11/2008 06:37)
:°)
43. fijo ( 15/11/2008 21:11)
ary tsy mahalala marary mihintsy ry zalah yrehefa taitra an
44. lemenakely ( 07/12/2008 08:14)
ny ahy indray raha toa moa ka sendra mpanampy ratsy saina ka amosaviany?
45. heidi ( 07/12/2008 08:31)
ny famosaviana izany wa tsy manankery raha tsy mino anzany fa hadalàna fotsiny izany :°)
46. lemenakely ( 07/12/2008 11:01)
heidi:

ny famosaviana izany wa tsy manankery raha tsy mino anzany fa hadalàna fotsiny izany :°)



izany an! ...Mandehana any Ambatondrazaka ahitanao izany ambalavelona na vara- maina izany!..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2358