Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
24/10/2008 19:18)
Mahatratra ohatrinona no vitanareo ?
fa tena lasa oa ny saiko eee ! nahita ity voyage dans l'espace 300 000$ dia misy koa 150 000€ eee
dia hoy aho hoe mahatratra ohatrinona no vitanareo hanaovana na hi- réaliséna zavatra iray ????...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/10/2008 09:42
nours
(
24/10/2008 13:25)
hangataka hira
Mba misy manana ny tonon lé hiran'i Marion "Ianao You" ve? mba omeo re raha misy e!
Merci à tous...
tohiny
rurale
(
24/10/2008 12:58)
momban'ny voanjobory
Asa ra tokony eto za no hanontany ity:
- fa in kay ny voanjobory @ teny frantsay
- De in no ifandraisan'ny voanjobory sy ry ranenitoa (pam's) :) ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/11/2008 17:08
Dmon
(
24/10/2008 08:39)
Virus GASY
misy mahita vahaolana @ le virus gasy hoe "tsy virus ty fa olona..........." iny ve ianareo!!
misy pc ray zay ato tratra de tsitako ze atao!! lany noteteziko ny antivirus rehetra.
sa le anti- spywar...
tohiny
novalian'i zikou ny 10/02/2009 20:16
bedalandy
(
24/10/2008 08:18)
ianao no tiako
atolotro ho any olon-tiako daloha io hira io,i melky no mihira azy! (l) ...
tohiny
bibidia007
(
24/10/2008 06:26)
resaka lava
Resaka be fona rangah ity bôlna ity eto an-tanana fa aona mitdsiny eh! Tena mandreraka ny maheno hoe: nadray vola tary hoe ny BAREA, fa aona de aona ny teo-tsaina entina miatrika fifaninana ami'izany...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 27/11/2008 19:06
bibidia007
(
24/10/2008 04:40)
Firaisakina
Tena mampalahelo ray olona ny mahita ny fiangonana mizarazara be dia be nefa nge Andriamanitra iray ihany e! :x :cry: Tena tsy rar(iny kosa eh! Jereo fotsiny fiangonana iray nefa mizara 03 be izao. T...
tohiny
novalian'i prime ny 20/11/2008 11:58
milay1267
(
23/10/2008 21:19)
solika handeha hanasa lamba
slt raha misy mahay re mba omeo anio aho
HANDEHA HANASA LAMBA SOLIKA...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/10/2008 12:35
fijo
(
23/10/2008 20:32)
finoana,lasa fitaovana politika mahery vaika
Iarahantsika mahalala fa tsy hoela intsony dia hifidy izay ho filohany ny ao US.
rehefa arahana io fifidiaana io,dia tafiditra be,ao amin'ny fakana olona ny resaka fivavahana.
nampiasaina izy io han...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2008 21:01
iiinnniav
(
23/10/2008 19:30)
ho an'izay gasy mipetraka Denmark
Azafady e, mba te hahalala gasy mipetraka Denmark za, ny tenako moa de mipetraka Denmark, ary mino aho fa tsara raha mba misy connexion isika rehetra e
razmarl@yahoo.fr
Fara...
tohiny
kaboushna
(
23/10/2008 19:08)
papoose
saika hadinoko ... misaotra ny vadiko felana zany zà fa mbola nomeny papoose vaovao ...fanhaja no anarany ... ary miarahaba ny zokiny Mendricca nahazo zandry ndray ... saotra ho an Tompo !!! :D ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 23/10/2008 20:56
kaboushna
(
23/10/2008 19:01)
ny ankizy sy ny internet XXX
sarotra marina ny manara-maso ny ankizy am ty tranon-kala ho an'ny olon-dehibe ty ka ... vahaolana ????...
tohiny
novalian'i kaboushna ny 05/11/2008 19:06
rahery08
(
23/10/2008 18:01)
fiainana
:) MANAHOANA DAHOLO!
Inona marina moa no andrasantsika eto @ ity fiainana ity?
ny sasany milaza hoe fahafatesana no andrasana ny hafa tsy haiko....
Raha ny marina dia Andriamanitra no miandry ants...
tohiny
novalian'i ZoRajoela ny 24/01/2009 22:13
infinity
(
23/10/2008 17:53)
SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008)
[u][b]SOIREE 6ème ANNIVERSAIRE NAMANA.SERASERA.ORG (PARIS 2008 )[/b][/u]
Amin-kafaliana hatrany no hanasàna ny NAMANA REHETRA eto Frantsa sy ny maneran-tany ho tonga amin'ny fety fankalazàna ny ...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 17/11/2008 22:00
niryna
(
23/10/2008 17:40)
Sady sambatra no tsy ho menatra : ahoana izany ?
[i]14[b]Sambatra hianareo, raha haratsiana noho ny anaran'i Kristy[/b]; fa ny Fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mipetraka ao aminareo.
15 Fa aoka tsy hisy eo aminareo hijaly sat...
tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 12:46
afo
(
23/10/2008 17:11)
SIDA: raciste ve ravalomanana
http://www.madagascar-tribune.com/Deshabiller-Pierre-pour-habiller,9544.html
asa tsy haiko, fa dia io izy io, fa ny sûr dia misokajy roa na telo, na efatra, ..., ny gasy amin-dravalo, arakaraki...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:14
LEBILA
(
23/10/2008 16:06)
hay ve ?
Hira tamin'ny taona 1970 tany .RAONA ilay groupe
milaza hoe
Hay ve naleonao nikipy
Tsy nijery akory ny endriny efa maloka
Hay ve izay no vitanao ect ;;;;...
tohiny
novalian'i LEBILA ny 25/10/2008 07:40
nicoflam
(
23/10/2008 15:35)
Mika sy davis - miraigna (tononkira)
Misy olo ve manana ny tononkiran'hiran MIKA SY DAVIS "Miraigna"?
Misaotra ianareo mialoha
Nico...
tohiny
Lejoba
(
23/10/2008 15:34)
FJKM Champigny sur Marne - France
Salama daholo ô
Sao mba misy mahalala ny adiresin'ilay FJKM ao Champigny sur Marne (94)?
Dia isaky ny inona ny fanompoam-pivavahana, ary @ firy no manomboka ny fotoana?
Tsy misy Pasitera angaha ao...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 03/11/2008 14:40
Lejoba
(
23/10/2008 15:31)
FJKM Champigny sur Marne - France
Salama daholo eh
Sao mba misy manana ny adiresin'ny FJKM Champigny? Dia isaky ny inona avy no miangona, @ firy. Misaotra mialoha ^:^ ^:^ ^:^ ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/11/2008 12:50
