FJKM Champigny sur Marne - France

1. Lejoba ( 23/10/2008 15:34)
Salama daholo ô
Sao mba misy mahalala ny adiresin'ilay FJKM ao Champigny sur Marne (94)?
Dia isaky ny inona ny fanompoam-pivavahana, ary @ firy no manomboka ny fotoana?
Tsy misy Pasitera angaha ao?
Misaotra mialoha
^:^ ^:^ ^:^
novalian'i Lejoba ny 03/11/2008 14:40
2. diamondra27 ( 23/10/2008 15:46)
hummm Lejoba a am 4h ny fidirana ao de am 3h ny fianarankira
tena mahafinaritra be fa tongava miangona e

le adresy tsy haiko fa hitako ny misy azy

jereo am net e ,

FJKM CHAMPIGNY. Culte tous les dimanches à 16h. 13 Rue Jean Jaurès. Champigny sur Marne. FPMA FIHOBIANAPARIS. Culte tous les dimanches à 16h ...
www.madaplus.fr/madaplus_numeros_web/madaplus_08_en_ligne_ok.pdf -
3. fijo ( 23/10/2008 20:02)
izany ve tsy hisotro champagne no be ao le??
4. rabingogilabanga ( 23/10/2008 21:37)
NY FJKM tsy azo antoka intsony, mampifagaro @ mamoana, miady lava, resaka politika, resaka vola Tsy misy fiainam-panahy.
nefa raha te hahazo interet ianao, satria i pasitera mahalala minisitra, na mahalala prezida, na i ranona mahalala depioté dia anao ny anao
5. rabingogilabanga ( 23/10/2008 21:39)
miova pentekotista, na catholique, na advantista, na ...
na angamba ezaho diovina ny ao @ FJKM, fa raha izao no mitohy dia asa...
6. ikaretsaka ( 23/10/2008 21:55)
mety ho diso aho rabingo fa ataoko angamba fa tsy ny fiovana na ny fialana ao aloha izao no hahasitrana io olana goavana ao @ fjkm io fa ny fijerena sy ny fametrahana priorite hoe iza no imporant kokoa , ny halaban'ny tanan'i pasitera sa ny mpiangona ...dia ny fandinihina akaiky ataon'ny tsi11 momba izay

mety ho dernier recours ihany anefa io rehefa may ambondrona
7. diamondra27 ( 24/10/2008 18:48)
fa inona aloha no tena andehananareo any ampiangonana e , pasitera sa hivavaka>

8. ikaretsaka ( 24/10/2008 18:56)
hamonjy sorona masina...
9. diamondra27 ( 25/10/2008 11:28)
rabingo: fa zany akory tsy midika we tsy marina le voalazanao etsy ambony an
ika: ny ahy koa io no zavadebe
10. xxx ( 27/10/2008 09:42)
Hors sujet ny be dia be eto :-D :-D :-D
Tsy afaka fanadinana raha toa ka fanadianana no natao teto satria tsy any @ zay anontaniana no valiana

Ouainina be serasera fa aza atao an'io e
11. ni81 ( 27/10/2008 09:52)
Hors sujet ny be dia be eto
Tsy afaka fanadinana raha toa ka fanadianana no natao teto satria tsy any @ zay anontaniana no valiana

Ouainina be serasera fa aza atao an'io e
:lol: :lol: :lol:
12. Lejoba ( 28/10/2008 11:20)
Merci Diam's ah, 'zany ka namana.....tsy ohatran'i ????????
hahaha
:-*
13. fijo ( 28/10/2008 21:47)
efa ita ve le fiangonana e?za koa mantsy mangitsy ka te hiangona,fa tsy hivavaka an.
14. Lejoba ( 03/11/2008 14:40)
Koa efa hoe 13 rue Jean Jaures Champigny sur Marne ka efa hita sa tsia ahoana ary? Mandeha RER A dia miala Joinville Le Pont (zone 3). Avy eo mandray bus 108 na 110, arrêt guittard. tonga dia hita ilay ERF.
Kely bilitika kely ilay izy, ohatry ny Zanaka am-pielezana
Any izany mihaona Ra-Fijo ah (tadidio fa misy fitatazan-drakitra hahahah)

Raha mandeha fiara dia A4, sortie Nogent sur Marne, Champigny. dia miankavanana mankany Champigny, manitsy be dia 3ème rue à droite ilay rue Jean Jaurès. Mora hita. Afaka mitady ny Mairie koa raha very, dia eo akaikin'ny Fabio Lucci ilay izy
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0579