Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mabloo ( 29/10/2008 15:33)
Fa ino problemanao
Misy hira zay ry reto mba tena tadiaviko ah!tsy haiko tsara ny lohateniny sy ny mpihira azy fa toy izao ny tonony: hira ara-pilazantsara le izy e! Misy anditsaina ve amin'ny fiainanao entamavesatra... tohiny
hery ( 29/10/2008 14:05)
Mihaino (Poopy)
Misy mba afaka manome ny tonon'io hira io ve azafady? ... tohiny
novalian'i Noue ny 29/10/2008 17:10
ni81 ( 29/10/2008 13:47)
Malahelo te hitomany
http://www.dailymotion.com/playlist/xkbn0_ramande_ramande/video/x68xbh_ralanto-mainty-kely_music... tohiny
novalian'i tess ny 02/11/2008 19:08
kissie ( 29/10/2008 12:23)
Fanontaniana ho an'ny Bandy gasy reetra
:) coucou daol ô! Aôna no afatarana fa tena tia sipa 1 nareo? Za manko mitady anle bandy tena tia anà (l) ... tohiny
tslem ( 29/10/2008 10:20)
tetsy sy teroa
Tsy haiko na izaho no diso fitadidy na tsia fa toa nisy rubrique oe "tetsy sy teroa" moa teto @ serasera sa...? toa tsy hitako intsony !... tohiny
novalian'i tslem ny 29/10/2008 18:48
xxx ( 29/10/2008 09:32)
efa anao
mba mngatak izay manan ny hiran ny Ambondrona efa anao... tohiny
xxx ( 29/10/2008 08:30)
HISTOIRE
Est-ce qu'on est que des parents? est-ce qu'on doit tout sacrifier pour nos enfants, pour la famille, .... A-t-on le droit de tout quitter, femme et enfants par ce qu'on s'est peut-etre trompé?? ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2008 20:36
hub ( 29/10/2008 07:55)
ianao io ,Marion
salut daholo, midaty an'io tonokira io za, ra manana anareo de omeo misaotra mialoha bye... tohiny
rafangotsohana ( 29/10/2008 07:38)
mahagaga
Ho anao modérateur Mahagaga ahy Tompoko, fa mba mandefa tononkira sy mpihira ao @ forum tononkira aho, efa ho iray volana izao, nefa nony mijery aho, toa tsy tafiditra ao akory ilay izy, sa ahoa... tohiny
laotsy ( 28/10/2008 22:21)
Azo inoana ny nofy?
Tontolo hafa sa tontolon'ny fo ny nofy ?... tohiny
novalian'i laotsy ny 10/11/2008 17:19
rakapy ( 28/10/2008 18:50)
Inona moa no mahadiso raha toa ka tsy mpino ny olona iray?
Inona tokoa moa no mahadiso na mahafahotana ny tsy finoana?... tohiny
novalian'i coopsal ny 28/11/2008 11:24
niryna ( 28/10/2008 17:40)
Voaavotra ireo ankizy tsy ara-pianarana ihany fa finoana koa
Maro ny toerana izay ny reny ihany no mitaiza ny ankizy.Raha ny toerana iray resahiko ity dia 75% ny ankizy no tsy manan-dray dia ahitana ditran'ankizy maro tokoa izany toerana izany sy ny fahantrana ... tohiny
naughtyboy ( 28/10/2008 15:14)
Ho avy ity ny US election ny maso rehetra de mitodika..
mitodika @ bekintana ny masony tontolo rehetra ,miandrandra ity fifidianana ho avy tsy ho ela ity,ny demokraty kandida B.Obama no mitarika ny isa ambony @ fanadihadiana atr@ zao(survey polls) ary i J... tohiny
novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:13
vsct ( 28/10/2008 14:33)
Mitady tononkira
Mitady tononkiran'ny "Mandihiza rahitsikitsika" azafady.Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/10/2008 17:44
mamialisoa ( 28/10/2008 13:47)
vavaka ao amin'ny baiboly
Mahafinaritra ahy ny vavaka isan-karazany ao amin'ny baiboly ao. Toy ireny hoe, vavak'i Tobia nangata-pamelana, vavak'i Daniela nisaotra an'Andriamanitra, vavak'i Salomona nangataka ny fahendrena,sns.... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 22:03
xxx ( 28/10/2008 11:57)
natao mariazy...
Asa raha efa renareo ny tantaran'izy ity,indray mandeha no nahitàko azy t@ reportage t@ fampihenany ny tenany,fa ny vaovao dia izao:dia natao mariazy omaly hono izy ! http://tv.jubii.fr/video/iLyR... tohiny
novalian'i rhina ny 12/09/2009 10:44
ratonga ( 28/10/2008 09:52)
tena fitia
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo%2Btena%2Bfitia/video/x68qn3_mahaleo-tena-fitia_music... tohiny
novalian'i ssendra ny 04/11/2008 08:44
lazina ( 28/10/2008 09:33)
coucou
slt daholo!za @zao tady ho dpressif fa mba vonjenareo,leo b n fiainako a,za mantsy ola ti ambiance zay,nefa tato ato ohtrn tena maina b tsis pasy zay za,ny ola miarak@ko ndray borné b d vo maik leo b... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2008 20:45
rahery08 ( 28/10/2008 07:46)
Ireo tsy mpino
MANAHOANA DAHOLO! Ny tena marina izay maha-tonga ireo olona tsy mety mino An 'Andriamanitra ange dia izy ireo lavo @ fahotana eh! Lavo izy, dia aleony miheritreritra hoe tsy misy Andriamanitra! Kan... tohiny
novalian'i coopsal ny 28/11/2008 10:51
tsiaronala ( 28/10/2008 04:35)
aiza n'aiza misy ahy
Raha mba misy mahay ny lohatenin'ny ilay hira misy hoe "aiza n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao.Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako" Dia mba omeo tonony za raha misy mahay,Sady tsy aiko ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/10/2008 12:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9018