vavaka ao amin'ny baiboly

1. mamialisoa ( 28/10/2008 13:47)
Mahafinaritra ahy ny vavaka isan-karazany ao amin'ny baiboly ao. Toy ireny hoe, vavak'i Tobia nangata-pamelana, vavak'i Daniela nisaotra an'Andriamanitra, vavak'i Salomona nangataka ny fahendrena,sns... Dia sao ianareo mba misy efa manana ny lisitry ny vavaka rehetra (ankoatry ny salamo). Dia misaotra mialoha e
novalian'i fijo ny 06/11/2008 22:03
2. fahamarinana ( 28/10/2008 14:14)
:arrow: ho avy eo ny mahay azy fa zà koa tsy dia mahay loatra... :? (l)
3. ikaretsaka ( 28/10/2008 15:38)
Bobaka be mihitsy ka... ny sopapa tsotra indrindra dia manaraka fihirana katolika gasy (hasina, Ankalazao ny T, Dera, vavaka sy hira) fa ny ao matetika dia efa voalahatra sy efa vita hira avokoa
ankoatran'ireo efa notanisainao ao @ Testamenta taloha (salamo, Tononkiran'i salomona, sns...)
Tononkiran'i Testamenta vaovao
Misy ny Tononkiran'i Maria(magnificat)
Simeona (Azonao halefa am-piadanana..tompo o hitako maso)
ny an'i Jesoa (misaotra anao aho Raiko tompon'ny lanitra sy ny tany)
Zakaria
Na ny fiaraban'ny anjely (arahaba ry maria...) sy ny Rainay Any an-danitra aza ange koty koa e :wink:
4. fijo ( 28/10/2008 21:25)
ô letia an,sao dia ataony tsinajery fotsiny eo indray izany ka hanahirana.
5. ikaretsaka ( 28/10/2008 21:52)
za manoro fotsiny fa izay hanaovany azy rehefa tsy manelingelina ny hafa dia tsy maninona
6. fijo ( 28/10/2008 21:54)
hummmm ,rah aholasa litania be eto,toa hanelingelina ihany ko
7. ikaretsaka ( 28/10/2008 22:06)
ka za miteny azy hoe zao ny dika fanaovana liania fa tsy hoe airo ny liania de ataovy eto...
zay no mahasamihafa anay sy le ramatoa iry :°)
8. rijadolly ( 29/10/2008 17:19)
mamialisoa:

Mahafinaritra ahy ny vavaka isan-karazany ao amin'ny baiboly ao. Toy ireny hoe, vavak'i Tobia nangata-pamelana, vavak'i Daniela nisaotra an'Andriamanitra, vavak'i Salomona nangataka ny fahendrena,sns... Dia sao ianareo mba misy efa manana ny lisitry ny vavaka rehetra (ankoatry ny salamo). Dia misaotra mialoha e
Tsara koa iny fanirianao hanana ny vavaka rehetra ao amin'Baiboly in ka!Zarao eto rehefa manana feno se na dia toko sy And iany aza e!
9. fijo ( 29/10/2008 21:52)
hummmm,hisy hianatra tsianjery indray izany any hoany ko
10. ikaretsaka ( 29/10/2008 22:11)
pli vava pli vava
11. fijo ( 30/10/2008 20:55)
loza marina.aoka fa tsssssss
12. coopsal ( 06/11/2008 14:15)
modèle na vavaka no ilainao sa ny fampianarana hita ao @ baiboly ny amin'ny atao hoe vavaka?
13. fijo ( 06/11/2008 22:03)
izay koa fanontaniana tsara,sao misy manafangaro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0542