Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo ( 04/11/2008 01:58)
hatsiklopedia
Tena tsy mananihany anareo mikambana ao ao aho fa tena tapaka kosa ny tsinaiko tamin'iny. =)) =)) =)) =)) =)) Mahafinaritra ilay izy fa saingy izany hoe mampihomehy fotsiny [IMG]http://smil... tohiny
Noue ( 03/11/2008 21:13)
inona indray ary ity eeee ?
inona ary no maha samihafa ny rouquin sy ny requin ????... tohiny
banane ( 03/11/2008 20:16)
njakatiana mandefitra
mitady hira sy tononkira... tohiny
kaboushna ( 03/11/2008 18:57)
taxi be
mahakamo mihintsy ny ataon'ny taxi be am lé mijanojanona matetika nefa tsy maka sisiny ... raha claxonner-na ry zareo dé valy boraingina no azo hoe :"andàna manidina raha maika e !!!" ... ny tena m... tohiny
rijadolly ( 03/11/2008 16:19)
Misaora amin\'zavatra rehetra
Amin\'Finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan\'ny tena amin\'maty no ilazako anareo fa ny Reniko dia nody mandry ny Zoma 31/10/2008 teo. Ny taona 1987 izy no nanomboka narary(tosi-drà) dia tapak... tohiny
novalian'i cutie ny 07/11/2008 17:47
Noue ( 03/11/2008 15:34)
ahoana ary zany ? iza no mahay an'io eeeee ?
nisy rangaha zay eee ! manana ondry sivy izy dia il a gravé sur une pierre hoe 9 ny ondriko aaa dia izao zany no soratra hita teo @ ilay vato IX = 9 io aaaa dia namidiny aza ny 3 = ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 04/12/2008 15:05
niryna ( 03/11/2008 14:29)
Fanaovana volamena?vilany,vazy,biriky tany ?
Ahoana no fomba fandrafesana volamena ? Ahoana no fomba fanaovana vilany tany na vazy vita amin'ny tany na porcelaine na ny fanaovana birika ? Ny volamena ohatra no ataoko ohatra Arakaraky ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/11/2008 02:41
sipamilay ( 03/11/2008 13:58)
malala(princio)
saika angataka ny tonikirany princio malala azafady ra misy manana... tohiny
niryna ( 03/11/2008 12:50)
Manimba ny ati-doha indrindra ny ankizy.Mitombona ve izany ?
Mety efa naheno isika fa ny fampiasana ny cellphone na telecel dia mety manimba ny ati-doha(brain) ary mety miteraka brain tumor na brain cancer . Ny ankizy mampiasa an'io hoy ny dokotera dia avo ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/11/2008 10:45
niryna ( 03/11/2008 12:08)
Tsy afaka manova toetran'olona isika ? Marina ve izany ?
Hoy ilay sari-mihetsika iray izay hoe .Ny vadiko no lohan'ny tokan-trano,omeko azy daholo izany fahefana izany.Izaho kosa no tenda ka izaho no manodina ilay loha havia na havanana dia ahodiko moramora... tohiny
niryna ( 03/11/2008 11:51)
Inona no mba nahavariana anao taty ?
Ho an'ireo rehetra mipetra any ivelany.Inona no zavatra nahavariana anao voalohany raha sendra nitotona teo amin'ny tanana hianao na niaina tsikelikely teo amin'ilay tanana ? niryna ... tohiny
ni81 ( 03/11/2008 11:42)
Ny pub eto @ serasera
Mba azo azavaina ve fa tsy azoko (asa na zà mihitsy no dondrona :lol: ) ny momba ilay hoe: mi-clic eo @ pub dia misy ampahany ho an'ny serasera rehefa manao izany. Misaotra e :) ... tohiny
novalian'i hery ny 10/11/2008 13:16
doria ( 03/11/2008 11:06)
mila havitra
Miarahaba anareo , Misy olona te andeha hody nefa tsy manambola , de manontany izy oe afaka mangataka aminy fanjakana frantsay ve izy mba ahazo le aide au retour .De inn avy no tokony ho atao amizany... tohiny
novalian'i doria ny 04/11/2008 08:58
ni81 ( 03/11/2008 08:46)
Fiainana izany...
Fiainana tokoa izany :cry: http://www.dailymotion.com/Maneva/video/x1wp78_fiainana-izany-voahangy_music... tohiny
novalian'i AnA ny 04/11/2008 05:42
xxx ( 03/11/2008 08:40)
Ahoana ny mba hevitrareo ny @ ity
Raikipitia tamin'ny tovovavy iray tanana taminy ny namana iray ary tena vonona ny hampakatra azy ho vady mihintsy.Izao anefa ny olana tsy afaka nanambara ny fitiavana tamin'ny ilay namana nohon'ny fot... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 21:41
pota974 ( 03/11/2008 05:46)
Angataka hira
Mba misy olona ve manana an'ilay tononkiran'i Adeline misy hoe : Inona no antenainao ? :-o ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 19/11/2008 15:58
pota974 ( 03/11/2008 05:23)
MAHALEO
Misy olona ve mba manana an'ilay tononkiran'Mahaleo, milaza hoe : [i][b]"Sao dia ataon'ela hoe "[/b][/i]. Misoatra miheloa ô... tohiny
novalian'i Noue ny 03/11/2008 05:56
papes ( 02/11/2008 23:34)
Il m' a touché
mba asio tononkiran' i Stenny maromaro moa izay mahay é!... tohiny
novalian'i xxx ny 04/11/2008 06:37
bezity ( 02/11/2008 17:55)
iza no namorona ny tarika FEO GASY
Mpankafy FEO GASY aho ka ho anareo zay mahafantatra iza no namorona ny tarika d mba manantena valiny mahafa-po misaotra mialoha r... tohiny
novalian'i bezity ny 02/11/2008 18:44
kaboushna ( 02/11/2008 17:49)
terrorisme
za ry reto ohatran'ny tsy mankasitraka loatra lé seho nataon'ny fitondrana momba ny brigade anti-térrorisme niaraka tam amérikana a ... satria isika angé misaotra an'andriamanitra aza aty lavitra ... tohiny
novalian'i tenagasy ny 04/11/2008 10:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3149