Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 08/11/2008 07:49)
tension, divay
ankehitriny dia mateti-pitranga any dago any ny hoe maty hono i ranona , de we fa naninona , de we niakatra ny tension-ny ilay fomba gasy ireny ve tsy dia mandaitra loatra sa tsy maintsy mila fanaf... tohiny
novalian'i Vaks ny 22/07/2019 12:47
haritianah ( 08/11/2008 07:47)
inona no mety itranga ary raha ny eritreritrareo
Ahoana ny eritreritrareo ratoa ka misy izao tantara izao. Misy olona roa lhl sy vhv zany miaraka mpisipasipa fotsiny izy ireo fa ts mpivady. Niaraka ary nifankatia nandritrany fahatanorany, atao owĂ... tohiny
fijo ( 07/11/2008 22:08)
zamerika sy ny kolontsaina.
nijery fandaharana momba an'ny zamerika sy ny kolontsaina aho,ary tonga saina. tongasaina aho,satria i zamerika irery no firenena tsy manana minisiteran'ny kolontsaina,nefa dia ny azy no kolontsaina ... tohiny
niryna ( 07/11/2008 19:56)
Famantarana fa hoe fanahin' Atra tokoa no miaraka @tsika?
Ahoana tokoa no ahalalana fa fanahin'Atra no miaraka amintsika ? Io no fanontaniana marobe mipetraka . Ahoana no ahalalana an'izany tokoa hoe fanahin'Atra ity miaraka amiko ity ,mahanfantatra ve i... tohiny
niryna ( 07/11/2008 19:39)
Inona no tsy nahatamana anao taty ?
Tamin'izao vao tonga taty dia mahafinaritra avokoa izay jerena,vao eny ambonin'ny fiara-manidina hianao dia toa maintso mavana avokoa izay jerena ,ilay sambokelin'ireo mpanankarena dia toa afokasika ... tohiny
Rafotsy ( 07/11/2008 16:06)
Sakafo krismasy sy taom-baovao !!!
Manao ahoana daholo indray ! Tsy ho ela dia ho tonga indray ny fety ! Zah no mandray ny fianakaviana @ ity raiky ity ! Tiako hatao sakafo gasy ny plat de resistance ! Vorontsiloza sy henakisoa no t... tohiny
andomalalatiana ( 07/11/2008 12:58)
andro farany izao
salut daoly nareo!za lo mahita oe efa tena andro farany zao e!ny famantarana rehetra aza anie efa tanteraka daoly e,na io crise mondiale io aza ef voalazan'ny Bible mihintsy,Fa amin'izany andro izany ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 22:56
niryna ( 07/11/2008 12:11)
Madagascar.Efa nahavitana cartoon !
Tsy dia maro ny firenena mahalala ny hoe Madagascar izany fa hatramin'izay nanaovana film roa izay" MADAGASCAR "SY "MADAGASCAR :ESCAPE 2 AFRIKA " ia nanomboka fantatry ny olona ny toerana misy antsik... tohiny
novalian'i niryna ny 14/11/2008 19:40
niryna ( 07/11/2008 11:42)
Mba mahafinaritra ahy ny mijery azy ireo an !
Asa hianareo raha mba mitovy eritreritra ahy koa fa mba mafinaritra ahy ry ireto ny mijery ireny mpivady antitra miaraka mizotra ,miaraka mandeha tongotra ireny an. Misy mpivady efa antitra be izay ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/11/2008 07:44
niryna ( 07/11/2008 11:25)
Ireo zaza mitratrevatreva ! Aretina hono izy io !
Asa hianao na efa nahita ireny ankizy mitratrevatreva ireny ,indrindra izy raha mahita film amin'ny TV ,ataony daholo izay itany.Misy aretina ilay zaza ary misy omena fanafody fanalefahana azy tsy ... tohiny
novalian'i arialy ny 19/02/2009 19:18
thytijol ( 07/11/2008 11:18)
ASa vohalohany
manao ahoana daholo ny namana rehetra! aleo angamba ato ity no ataoko fa tsy hotako loatra ny dinika tokony hampidirana azy,izao ary: vacances ty ny eny @ université. izany hoe tsisy atao mandritry n... tohiny
novalian'i ydifas ny 30/11/2008 00:55
niryna ( 07/11/2008 11:17)
Aretina Alzhmer .Ahoana no ahalalana azy ?
Raha manadino ny nametrahana ny la cle na anaran'olona na be fitadidiana dia toa mandeha ho azy ary efa mpandalo ny olona sasany izany.Tsy aretina akory io ,fa indraindray aza ny tena efa lasa lavitra... tohiny
nikah ( 07/11/2008 10:14)
site asa sy fampaherezana na toriteny
Manahoana daholo,sao dia mba misy afaka manome adresse site ,misy toriteny na fianarana baiboly na asa sy fampaherezana. Dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Drie ny 28/11/2008 08:25
ikaretsaka ( 06/11/2008 23:51)
Teny inona marina no ampiasaina?
fanahy iniako natao ato ity mba tsy hibahanan'ny resa-pivavahana be aminy ..na somary mifandraika kely ihany aza! Mba lasalasa ny eritreritro ny amin'ny hoe teny inona tokoa moa no hifaneraserana... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 14:35
xxx ( 06/11/2008 13:13)
flebite-trambose
bjr dol sao mba misy afaka milaza momban'io aretina io sy manazava,misaotra e :!: ... tohiny
novalian'i fasaly ny 09/11/2008 10:35
bibidia ( 06/11/2008 11:04)
mangatangataka "confirmation"
manahoana daholo!! hono ry akama iza marina no artista mihira ny RABODONARIVO sy RAVOROMBAZAHA . raha ny fahalalako aloha dia an'i TSELONINA ary TSELONIA sy ERIC MANANA no mihira ilay RAVORIMBA... tohiny
novalian'i ni81 ny 06/11/2008 12:21
kaboushna ( 05/11/2008 19:30)
fivoahana alina
ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2008 22:51
kaboushna ( 05/11/2008 19:21)
manaiky ny hiverenan'i "exilé politique" v nareo ???
ny vahoaka moa zany dé atao totohatra fiakarana foana ... rehefa azo ny fitondrana dé mazana hadino ny bainga nahatongavan'ny mpitondra am toerana misy azy .... rehefa mivadika anefa ny vahoaka, dé... tohiny
novalian'i kaboushna ny 13/11/2008 15:16
kaboushna ( 05/11/2008 19:16)
préservatif
toa mihanaka be ny mst sy ny sida am zao fotoana ...mety v sa tsia ny mampahafantatra ny ankizy ny fampiasana ny préservatif dieny kely sa miandry azy efa lehibe ????... tohiny
novalian'i ssendra ny 05/11/2008 19:53
salopard ( 05/11/2008 14:32)
racisme ve ny serasera?
satria ravatorano no responssable politika eto, hoy izy atsy ambadika [quote=ravatorano]za v hanakiky ho entin'izany mainty hoditra izany ary oviana teto zamerika no nisy an'izany !!!!![/quote] ... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/11/2008 04:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1762