site asa sy fampaherezana na toriteny
1. nikah
(
07/11/2008 10:14)
Manahoana daholo,sao dia mba misy afaka manome adresse site ,misy toriteny na fianarana baiboly na asa sy fampaherezana.
Dia misaotra mialoha
Dia misaotra mialoha
novalian'i Drie ny 28/11/2008 08:25
2. boh23
(
07/11/2008 10:42)
Manaova recherche ao amin'ny google dia tapeo hoe fjkm ankadifotsy
io ny site itako misy toriteny sy mana isan'andro ka tsy haiko na mety hahasoa anao
Mirary soa.

3. Mandefitra
(
07/11/2008 10:48)
Ka miankina @ hoe inona ny finoanao io ...
Raha protestanta ianao :
- ty misy toriteny @ teny anglisy
http://www.wels.net/cgi-bin/site.pl?336&mode=dateList&topicID=114&ceTopic_topicID=114
- ty ndray fampahafantarana ny momba ny doctrine loterana @ teny frantsay :
http://www.egliselutherienne.org/bibliotheque/
- ny fjkm ankadifotsy koa misy toriteny i Pasitera Ranjakavola :
http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/rubrique.php3?id_rubrique=68
- ny topchretien ko
http://www.topchretien.com/pensee/
ny namana koa mety afaka manampy mizara.
Ho aminao ny fiadanan'ny Tompo

5. niryna
(
07/11/2008 11:56)
Ireo nomen'ny olona ireo izany hono raha toa ka teny gasy no tadiavinao,raha teny anglisy kosa dia marobe toy ny
Joyce meyer.org,ny intouch,org,JoelOsteen.org ,dia afaka mihaino radio koa hianao.
Miampy ireo koa dia ny masombahiny.com feno na klip hira masina na fivavahana sns

6. nikah
(
07/11/2008 12:07)
misaotra indrindra ôô! Misy hodinihina ,nefa raha mbola misy manana dia raisina antanandroa!
@ teny gasy na francais,fa ny anglais mety hananosarotra ihany ny hahazoana azy.

7. ni81
(
07/11/2008 12:20)
http://www.google.fr/search?hl=fr&rlz=1T4RNWN_enFR251FR251&q=etude+de+la+bible&start=10&sa=N
8. diamondra27
(
07/11/2008 13:40)
niryna: za akia ry niryna dia variana mihintsy amin'i toriteny ataon'i Joyce io a
am teny gasy ry nikah de ny faniloradio.com sa .org a
de radio fahazavana koa jereo google
de misy maromaro any fa miankina am fotoana e
misy ireny we mana isanandro ireny

9. ikaretsaka
(
07/11/2008 20:27)
raha mormons indray de
http://lds.org/conference/sessions/display/0,5239,23-1-851,00.html
:wink:
raha advantista de
http://advantistalyon.com/source/vigile_matinal.php

11. ikaretsaka
(
07/11/2008 23:10)
oay.. raha tsy mpino koa kay dia
http://www.geocities.com/atheisme/a_etre_athee.html
:wink:
tsy mande ny marchee..
samy fampaherezana sy toriteny aby izany ka misafidiana eo

12. diamondra27
(
08/11/2008 08:02)
ika : tsy misy hira akory ao koa , am le athe
aona ry ika ny fanaovana kopy an'ile mp3 am cle usb

17. mandalomiserana
(
27/11/2008 20:35)
maro ny site misy toriteny na hira ara-pilazantsara; tadidio fa teny fe teny ihany ireny raha vakiana ohatran'ny mamaky boky na vaovao; fa raha dinihina sy saintsainina tsara ireny teny avy amin'ny soratra masina ireny dia hotsapanao fa mitondra fampaherezana lehibe eo amin'ny fiainanao.
jereo ange ny baiboly fa tsy nanao karate Jesosy (clip Tsiliva) raha nadroaka devoly fa niteny fotsiny Izy; izany ilay herin'ny tenin'Atra (le pouvoir de la Parole); afaka miasa aminao izany teny izany raha azonao tsara ny anton'ny teny ary mitondra anao amin'ny fahatsirovana ny tenanao ho diso manoloana ny teny ka mifona @'ilay Tsitoha; ka Izy hanome anao ny fiononana sy ny fampaherezana feno. mazotoa ary mamaky tenin'Atra dia hanana fanatenanana ny amin'ny fiaianana ianao;maehreza

18. Drie
(
28/11/2008 08:25)
Manahoana, ireto misy site misy fampianarana ary fampaherezana. Mazotoa!
enseigne-moi.com ; connaitreDieu.com ; Top Chretien.com.
Amin'ny manaraka indray ô. Mino aho fa hahazo fampaherezana ianao dia mba izarao ny hafa