manaiky ny hiverenan'i "exilé politique" v nareo ???

1. kaboushna ( 05/11/2008 19:21)
ny vahoaka moa zany dé atao totohatra fiakarana foana ... rehefa azo ny fitondrana dé mazana hadino ny bainga nahatongavan'ny mpitondra am toerana misy azy .... rehefa mivadika anefa ny vahoaka, dé ireo navohitry ny tany ireo dia mialokaloka any ivelany daholo ... manaiky v isika am fiverenan-ndry zareo eto an-tanindrazana sa mitsipaka ????
novalian'i kaboushna ny 13/11/2008 15:16
2. ikaretsaka ( 05/11/2008 19:25)
raha miverina ry zareo ka ahantona eny @ 13 mai dia manaiky aho :-D :-D
3. ssendra ( 05/11/2008 19:56)
ho darohin'i olona raha miverina ko! toa tsy ho sahy hiverina aza....
4. ainaheri ( 07/11/2008 04:29)
Arakaraka ny nataony........En general ny gasy tsy dia mivaky loha @ zany,matoa misy ilay fanenjehana sy famonoana ho faty ,misy mitarika ao zay,hany ka lasa resaka politika ilay izy refaveo!!

Niverina zao iny Rossy tsisy kozy,natao pretexte hanao lanonana.......Unze fois raha vao manaiky anie ny mpitondra,ny vahoaka toa tsy maninn eee,nefa mampalaelo iany araky ny tenin'io namana ambony io ,azonao ny seza ;adinonao ny vahoaka niara-nitolona taminao!!!
5. gasyjean ( 08/11/2008 16:36)
Na ny fatin'ireny aza tokony tsy haverina aty intsony :x
6. ni81 ( 08/11/2008 17:05)
Na ny fatin'ireny aza tokony tsy haverina aty intsony
Ka na hiverina any izy ireo na avarina any an-dranomasina koa aza moa angaha handre inona intsony @ zany fotoana izany?
7. kaboushna ( 13/11/2008 15:16)
marina daholo zany ... tsika vahoaka foana angé no victime satria mangoron-karena alefa any ivelany daholo ny mpitondra dé rehefa misy korontana am zay dé mialokaloka any fotsiny e ... raha misy korontana zany eo dé tsy any frantsa intsony fa any états-unis indray na any allemagne ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3728