Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kaboushna, milahatra araka ny daty
kaboushna ( 03/02/2009 11:06)
ho aiza ihany ty madagasikara
salama daholo .... ty tany mamintsika ty zany dé ohatran'ny voahozina am fiadiana fitondrana e ... zay eo tsy té hiala, ny "postulant" koa anefa tsy manaiky gisitra .... mbola manana fanantenana ... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:17
kaboushna ( 05/11/2008 19:30)
fivoahana alina
ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2008 22:51
kaboushna ( 05/11/2008 19:21)
manaiky ny hiverenan'i "exilé politique" v nareo ???
ny vahoaka moa zany dé atao totohatra fiakarana foana ... rehefa azo ny fitondrana dé mazana hadino ny bainga nahatongavan'ny mpitondra am toerana misy azy .... rehefa mivadika anefa ny vahoaka, dé... tohiny
novalian'i kaboushna ny 13/11/2008 15:16
kaboushna ( 05/11/2008 19:16)
préservatif
toa mihanaka be ny mst sy ny sida am zao fotoana ...mety v sa tsia ny mampahafantatra ny ankizy ny fampiasana ny préservatif dieny kely sa miandry azy efa lehibe ????... tohiny
novalian'i ssendra ny 05/11/2008 19:53
kaboushna ( 03/11/2008 18:57)
taxi be
mahakamo mihintsy ny ataon'ny taxi be am lé mijanojanona matetika nefa tsy maka sisiny ... raha claxonner-na ry zareo dé valy boraingina no azo hoe :"andàna manidina raha maika e !!!" ... ny tena m... tohiny
kaboushna ( 02/11/2008 17:49)
terrorisme
za ry reto ohatran'ny tsy mankasitraka loatra lé seho nataon'ny fitondrana momba ny brigade anti-térrorisme niaraka tam amérikana a ... satria isika angé misaotra an'andriamanitra aza aty lavitra ... tohiny
novalian'i tenagasy ny 04/11/2008 10:25
kaboushna ( 23/10/2008 19:08)
papoose
saika hadinoko ... misaotra ny vadiko felana zany zà fa mbola nomeny papoose vaovao ...fanhaja no anarany ... ary miarahaba ny zokiny Mendricca nahazo zandry ndray ... saotra ho an Tompo !!! :D ... tohiny
novalian'i Papoose ny 23/10/2008 20:56
kaboushna ( 23/10/2008 19:01)
ny ankizy sy ny internet XXX
sarotra marina ny manara-maso ny ankizy am ty tranon-kala ho an'ny olon-dehibe ty ka ... vahaolana ????... tohiny
novalian'i kaboushna ny 05/11/2008 19:06
kaboushna ( 22/10/2008 20:01)
ny ankizy sy ny
mahaliana ankehitriny fa voasarika loatra am "boum des jeunes" ny ankizy ... ankizy hoy aho satria salan-taona sahabo eo am 14 sy 15 taona dé tafiditra am io saokajy io ... ny mampalahelo dé ireto i... tohiny
novalian'i ssendra ny 05/11/2008 22:11
kaboushna ( 21/10/2008 19:48)
zàzà
miarahaba an i Mendricca zanako nahazo zandry tam 05 octobre teo ... Fanhaja no anarany ..... dé miarahaba an i felana vadiko nanome ahy ireo harena be ireo ... :D ... tohiny
kaboushna ( 21/10/2008 15:44)
ny artista sy ny hetra
ohatran'ny tsy dé hekeko loatra zany ny artista tsy mandoa latsa-kemboka am fanjakana e ... ny mpiasan'ny zone franche aza v am karama kely raisin-ndry zareo, ny mpampianatra, ny agent de sécurité ... tohiny
novalian'i kaboushna ny 22/10/2008 20:04
kaboushna ( 21/10/2008 15:20)
promotion lanjamira
manasa an reo promotion lanjamira 1999, na izay mahafantatra olona tao, na zay rehetra mpikambana nandalo tao am aedm ankatso mba hifampizara toro hevitra eto. manantena ny rehetra e !!! :D ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3229