préservatif

1. kaboushna ( 05/11/2008 19:16)
toa mihanaka be ny mst sy ny sida am zao fotoana ...mety v sa tsia ny mampahafantatra ny ankizy ny fampiasana ny préservatif dieny kely sa miandry azy efa lehibe ????
novalian'i ssendra ny 05/11/2008 19:53
2. ssendra ( 05/11/2008 19:53)
Ka toa any am primaire anie dia efa ampianarina ny momba ny fimailo ny ankizy e! ny aty aminay aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7309