zàzà

1. kaboushna ( 21/10/2008 19:48)
miarahaba an i Mendricca zanako nahazo zandry tam 05 octobre teo ... Fanhaja no anarany ..... dé miarahaba an i felana vadiko nanome ahy ireo harena be ireo ... :D
répondu par ravatorano le 23/10/2008 10:36
2. ssendra ( 21/10/2008 19:51)
Mendricca


fa angaha vazaha rtouny ilay zaza no tsy no gasiana ilay anarana fa novazàhàna ndray ilay mendrika lasa mendricca :-D

de arabaina zany ko! maroroha taiza
3. ikaretsaka ( 21/10/2008 20:15)
arheubainne nahache chanak!~
4. ssendra ( 21/10/2008 20:42)
5. naritsimba ( 22/10/2008 05:29)
Toa ato @ fety sy fihaonana ilay izy fa angaha hanao lanonana sa diso adiresy ny lohahevitra???? lol
6. ssendra ( 22/10/2008 16:19)
efa tena mankafy fety loatra koa i naritsimba izany hihihih
7. kelly13 ( 22/10/2008 18:23)
hafa kely dol le anarana zany
8. ssendra ( 22/10/2008 19:10)
fa hita wa! mi stail be! sao hanova prenom tampoka indry à la dernière minute :-D i felana zao tokony natao hoe feulhana :°)
9. kelly13 ( 23/10/2008 08:18)
ssendra>an an an, aleo iany le tsotsotra fa tô manahirana b ny manonona le izy kle :°)
10. ari.malala ( 23/10/2008 09:41)
:-D:-D :-D :-D
11. ssendra ( 23/10/2008 09:57)
:-D :-D :-D
12. fahamarinana ( 23/10/2008 09:59)
:arrow: maditra nareo reto an,maditr beuhhh!!! (l)
13. ravatorano ( 23/10/2008 10:36)
rabenn zann fa naazo zàzà
d marourou tez é
neveriko hoe Mendric.ca :?:

tsara ilay anarana fa raha ny any aminay any vakinaà sy fandrena any tsa mahay manonaona an io anga !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1367