fivoahana alina

1. kaboushna ( 05/11/2008 19:30)
ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...
novalian'i fijo ny 10/11/2008 22:51
2. ikaretsaka ( 05/11/2008 19:38)
arakaraky ny hoe inona no hatao
rehefa tsy hampirafy azy dia tsy hitako ny olana fa mahazo mandeha centre commercial izy sabotsy maraina raha tiany :°) fa za hatory :-D
3. ni81 ( 05/11/2008 19:39)
arakaraky ny hoe inona no hatao
rehefa tsy hampirafy azy dia tsy hitako ny olana fa mahazo mandeha centre commercial izy sabotsy maraina raha tiany fa za hatory
=)) =))
4. simplex ( 05/11/2008 22:15)

zo an'ny vadiny ny mandrara azy @ zany...
fa zany hoe tokony misy raison valable ohatra hoe mandany vola nefa mba miezaka manangona na otr'zany fa ra ny hoe zalozia sy ny tsy fahatokisana dia eee. Efa manakaiky ilay ora farany :)
5. ssendra ( 05/11/2008 22:19)
Mpandefa : kaboushna [ Valio ] 05-11-2008 20:30:28
Lohateny : fivoahana alina
ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...

mandreraka ihany alou ilay mifame-petra fa raha tsy misy ny fahatokisana dia mety hiteraka blem lay izy.... OHATRA I ramose tsy tia mande mandihy anefa ny ramatoa tena mbola ao tsara amizay raha izay dia ho sakanana zany izy anefa hoe hande handihy hiaraka am namany no mba tiany
enao tsy te handeha kou! de avelao izy mba hiala voly kely fa asina condtion fotsiny hoe mba miverina am zao ora na izao ora, izany hoe hifampieràna tsara amzay tsy misy ny olana....
Torakizany koa raha te hande hijery bôl i ramose i ramatoa tsy te hande fa lahy be dool ny any dia ho ferana ve izy tsy hande anefa tiany be ilay foot...?????
6. ikaretsaka ( 05/11/2008 22:52)
izay mantsy ry ssendra..
rehefa mifamarafara dia izay ko....
ny ahy aloha izay mandrara ahy @ hoe tsray mahazo mijery baseball sy football americain sy hoe manao velo sy petank de any ny tranony e :-D :-D
mandehana ianao raha handeha ho any @ centre comm any , vidio aby raha anananao ny vola tetezo aby ny mangazay, fa rehefa miady ny bol de :-$
7. ssendra ( 06/11/2008 00:43)
hummm tandremo aza tsy mahatanty raha iray andro maninjitra manao shopping ramatoa.... :°)
8. MMS ( 06/11/2008 05:30)
ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...

Raha amiko aloha de tsy misy olana fa rehefa misy ny fahatokisany dia tsy misy zavatra atahorako . Mba tsy ho lalakita -kisoa kosa aloha le fanakanana isan'andro,manjary mankaleo ndray!
9. zary ( 06/11/2008 06:14)
fa nga moa rehefa manambady d mbola misy anizany mivoaka alina izany ihany raha tsy hoe lanonam- pianakaviana angamba d tsy maninona ny lhl anie mba aro ny vady aman-janaka ka alina indray ve izy vao tsy ho ao antrano nareo toa mampihomehy daholo
10. ni81 ( 06/11/2008 06:16)
hummm tandremo aza tsy mahatanty raha iray andro maninjitra manao shopping ramatoa....
lasa découvert tampoka mihitsy an! :lol: :lol:
11. naritsimba ( 06/11/2008 10:01)
Miarahaba ny namana rehetra indray e!
izaho indray dia tsy manisy olana izany, afaka mandeha malalaka @ izay alehany ny rehetra, saingy kosa raha toa ka hampiaraka ianao dia aza atao hitan'ny masoko fotsiny, zà tsy mihaino vavan'ny olona fa ny ahy ny hitan'nty masoko ihany.
Malalaka ny rehetra amiko na lahy na vavy satria samy olon-dehibe matoa manan-tokantrano.
12. nini2008 ( 06/11/2008 12:35)
Raha sahala amiko aloha ny andavan'andro izy tsy sakanana fa ny week end kosa mba aminay mianakavy ao e!
13. ninih ( 06/11/2008 12:41)
naritsimba:

Miarahaba ny namana rehetra indray e!
izaho indray dia tsy manisy olana izany, afaka mandeha malalaka @ izay alehany ny rehetra, saingy kosa raha toa ka hampiaraka ianao dia aza atao hitan'ny masoko fotsiny, zà tsy mihaino vavan'ny olona fa ny ahy ny hitan'nty masoko ihany.
Malalaka ny rehetra amiko na lahy na vavy satria samy olon-dehibe matoa manan-tokantrano.

izany ka mitovy hevitra amiko izany, ny fanambadiana tsy fitsaharana amin'ny fiainana efa nisy teo aloha na lahy na vavy io, fa kosa na izany aza tokony ahalala fa misy ny marimaritra iraisana. tsy hoe de hande foana na tiana aza izany mivoka alina izany. tsy miandry sakanana anefa fa mba ndraindray mba miaraka @ ao antrano ihany ary tena sitrapo ny hijanonana. io na lahy na vavy tokony tsy hasiana fanakanana raha sanatria ka tsy mitovy ny zavatra tiana. fa raha mitovy moa de arahaba soa arahaba tsara fa mitovy ny tendem ozy ny tanora mahay azy zay. ny fahaizana mandanjalanaja ny atao no tena ilaina. izay no marika fa olon-dehibe no mivady.
14. fyf ( 06/11/2008 12:41)
bonjour
resadehilahy fa ohatran ny mi ineresse ana,zao ny hevitro,tsara kokoa raha mahay mi organiser zavatra miaraka @ vadiny ny lehilahy rehefa zoma satria mba samy te ho magnifique daholo ange e ,sady tsy maintsy mila vehivavy ihany ianao any na hiaraka handihy,hihira ,hosakambinana de aleo ny vadinao ihany e,de ity no tsy fantatrao occasion ho an' nt vehivavy fetsifetsy ny fivoahan ny lehilahy zoma satria tezitra izy fa tia ten loatra ny vadiny tsy mba manan pro hampiala voly azy izy de mitady fialamboly hafa izy refa zoma mety hoe afarany i rakoto, mazndimby satri rangahy efa d' office ho an drasoa mahavonjy izay efa be loatra @ zao fotona zao,de ho diso kosa ve izy ,satria samby mba te hanala stress,samy te ho magnifique,mety samy efa leo be koa de tsy mahay miaraka intsony,ka raha mbola tianao ny vadinao de aleo miara mivoaka e ,misy kokoa ny respect eo de tsy misy ny fihinana foza orana satria ny specialite n ny foza orana de ny mandrotsirotsy vadin olon isaky ny zoma,ary ity misy indro kely raha toa ka efa fantar' olona fa ianao de mody alina foana refa zoma de organiseny ny attaque atao ao antranona satri mazava ho azy fa tsy misy lehilahy ao de iza no diso ,ny namanao niara nivoka taminao ange hiteny fotsiny hoe mampalahelo e fa ianao,ny nenina tsy aloha e ,de aleo mailo zay,ny toaka tsy ho lany ,ny foza orana 3 roanjato sady mankarary,fa ny vady amanjanaka hafa e de aza ravana @ zany ny fianana naorinao fa efa be no voa
15. ni81 ( 06/11/2008 12:54)

=D> =D> =D> =)) =))
16. sakaizakely ( 06/11/2008 13:22)
ekenareo v

tsy ekena :-P

samy oulndebe samy efa \"hendry\" sady atokisana, aiza no olana ? za aza avelany mivoaka miaraka am namako kou nahoana izy no tsy ho afaka ?
17. malala1 ( 06/11/2008 14:11)
fa nahoana kosa aloha no ilay lehilahy ihany no mandeha manao zoma manifika.
Tsy misy intsony ny fizarana amin'izany nefa dia hoe: raha misy ny fitiavana dia mizara izay zava-misy na hafaliana io na alahelo
ilay vhv izany dia natao hiambintrano fotsiny
za mbola tsy manambady fa raha za no atao io dia manafatra ny namako lhl sy vhv aho dia mba miaraka manao zoma manifika ao koa izahay, tsy ho tonga saina ve ny vadiko mahita io .
Avelako eo ny vilia sy ny sotro maloto hitany tsara eo hoe nanao fety koa za. :-D :-D :-D
18. rapolety ( 06/11/2008 14:33)
raha ny hevitro no lazaina dia tsotra :na dia mpivady aza,izany akory tsy midika hoe tsy maintsy miaraka jour et nuit ,chacun a ses propres amis alohany nivadina ,je trouve nul les sipa tsy mamela ny lehilahy mba hirozirozy miaraka@namany ny zoma ou sabotsy alina mba manala azy kely,izany akory tsy midika hoe tout les w-e dia evela irery foana ilay sipa de temps en tps koi!il faut la confiance
19. booboo ( 06/11/2008 14:46)
Rehefa tsisy latsa-danja ny raha momba ny tokantrano ( raharaha, ankizy, vady, sns ) dia tsy hitako mihitsy izay tokony hamefena ny iraika tsy hivoaka mba hiova rivotra kely - na zomà manifika io na sabata zoli na lundi ôrera.

Ilay mifanabe maso isan'andro² sy mifanara-body lava tsy voako loatra...mba mila fotoana ho anà manokana zà hanaovako izay tiako, dia raha zà mahatsapa an'izany mety mba mila an'izany koa ilay vady... izay no hitondrako ny ahy klou ê !
20. ssendra ( 06/11/2008 16:16)
lay mamefifefy be ko anie ka ten manimba zvtr be e! voageja ve tssssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3811