fivoahana alina
21. ni81
(
06/11/2008 17:24)
Rehefa tsisy latsa-danja ny raha momba ny tokantrano ( raharaha, ankizy, vady, sns ) dia tsy hitako mihitsy izay tokony hamefena ny iraika tsy hivoaka mba hiova rivotra kely - na zomà manifika io na sabata zoli na lundi ôrera.:-D :-D :-D
22. ikaretsaka
(
06/11/2008 18:09)
ssendra:
hummm tandremo aza tsy mahatanty raha iray andro maninjitra manao shopping ramatoa.... :°)
mandeha manao shopping ramatoa dia tsy mandany ny vola iraisana fa @ volany perso na ny allowance .. na 1 anjoo maninjitra aza izy any ..tsary mampaninona ahy... fa tsy mitaraina hoe naniry ampoule ny tongotra na nivonto fa matin'ny diantongotra ! sitrapo nenao
ohatran'ny hoe za mandeha mijery baolina dia volako perso sy ny allowance ko, de tsy handeha hitaraina aho hoe farim-peo niorakoraka na vizana ny feko fa nanao velo foana fa sitrapoko koa ny ahy
23. ssendra
(
06/11/2008 19:52)
tandremo aza sao de manao anlay hoe tokatranom-boalavo ka samy mikepoka ny azy :-D :wink:
laingako izany fa tsara ny vevavy refa somary indépendante izay...FA KOSA misy lehilahy manome vola an'i vadiny hanaovana shopping ihany anefa an! :^)
laingako izany fa tsara ny vevavy refa somary indépendante izay...FA KOSA misy lehilahy manome vola an'i vadiny hanaovana shopping ihany anefa an! :^)
25. sakaizakely
(
06/11/2008 21:14)
booboo:
Rehefa tsisy latsa-danja ny raha momba ny tokantrano ( raharaha, ankizy, vady, sns ) dia tsy hitako mihitsy izay tokony hamefena
izay manko
na zomà manifika io na sabata zoli na lundi ôrera=)) =)) =)) =)) =)) =))
mahita tenenina koa i booboo ity zalahy
marina tsy hanaranaka io vanitik-ose njy io an :-D :-D :-D :-D
26. fijo
(
06/11/2008 22:38)
ny ahy,raha te hiaraka hisotrosotro amiko eny mahamasina sy analakely izy dia entiko ka.fa dia miaraka eo fa tsy hoe ento ery amin'y ranomandry fotsy aho,fa mba hividiano kely gilasy ery amin'ny tantely aho.an an,io ny limonady sy coca de eto mirevy fa izay no nivoahan any trano.
27. Papoose
(
06/11/2008 22:44)
ikaretsaka:
ohatran'ny hoe za mandeha mijery baolina dia volako perso sy ny allowance ko, de tsy handeha hitaraina aho hoe farim-peo niorakoraka na vizana ny feko fa nanao velo foana fa sitrapoko koa ny ahy
dia aokory raha lasa ohatran'ny raJames she avy manipy???? izy aloha tsy mitaraina e :-D
28. ikaretsaka
(
07/11/2008 00:19)
miteny fotsiny aho hoe marary fa tsy hanome lagy ny vadiko fa na ny dite-ko aza za ihany ny manao azy fa taritaritiko eo
29. rastafarai
(
07/11/2008 01:18)
Ra mivok'alina ralehilahy d manaraka enao ra mahatsapa ho vadiny, na mahatoky tsotra zao refa tsy mazoto,fa tsyhitako we inn ny olana fa mineur ny olona tsy avela mivoka alina satria tsy ampy taona,efa lehib mahaleo tena ndray v d ho bedin-dramatoa!? D rahovina ny oul no mba afaka mi-profite ny fiainana!? Sa antitra vo hisari-gaigy!????? :-D
30. tywa68
(
07/11/2008 09:26)
Hoy i Booboo :
Tena marina tokoa io : zah mihitsy aza no maniraka azy mivoaka hoe ndàna ... fa zah koa hanao mangazay :°) :-D
Ilay mifanabe maso isan'andro² sy mifanara-body lava tsy voako loatra...mba mila fotoana ho anà manokana zà hanaovako izay tiako, dia raha zà mahatsapa an'izany mety mba mila an'izany koa ilay vady... izay no hitondrako ny ahy klou ê !
Tena marina tokoa io : zah mihitsy aza no maniraka azy mivoaka hoe ndàna ... fa zah koa hanao mangazay :°) :-D
32. ni81
(
07/11/2008 09:33)
Mba fanontaniana kely aloha ity e! fa maninona no tsy maintsy atao amin'ny alina ilay fivoahana hiaraka amin'ny namana? Fa tsy mety angaha raha toa ka amin'ny andro? :)
34. sakaizakely
(
07/11/2008 10:16)
ni> ka miasa ny andro de alina vo mikorana kou, iny manko de afaka hoe maraimbe vao mody, de afaka matory antoandro satria tsy miasa ny sabotsy.
sady ny lhl tsy mpitety mangazay ka mila manaraka lera atoandro fa nendry zareo revy bonne antrano manao resa-poot foot mijery match na manao rony jeux vidéo vendrapoot rony de zay no maha revy alina azy. Iny fantatra fa ny alehany sady namana ihany koa dia azo antsoina am tel fixe atao appel hijerena raha prézan marina tokoa, ramalina tsy mifehy hazo tokana :-P

35. ni81
(
07/11/2008 10:50)
ni> ka miasa ny andro de alina vo mikorana kou, iny manko de afaka hoe maraimbe vao mody, de afaka matory antoandro satria tsy miasa ny sabotsy.
ni81 : satria miasa be ny atoandrohay zany izy moa an! :)
Iny fantatra fa ny alehany sady namana ihany koa dia azo antsoina am tel fixe atao appel hijerena raha prézan marina tokoa, ramalina tsy mifehy hazo tokanambola misy fanamarinana azo atao @ fixe moa :-D :-D :-D ramalina tokoa ka :lol: :lol: mazava e
36. Karynah
(
07/11/2008 11:11)
Izao no lazaiko anareo lehilahy. Za ndray dia tsy mba mandrara n'inon'inona izany fa zao fotsiny: rehefa anjarako ny manao izany dia tsy mila miteniteny ahy. Za koa mba manana namana, za koa mba te-hivoaka, donc mahatanty matoa manao. Tsy hoe chantage akory fa mba fiainana mitovy fotsiny