fivoahana alina

41. fijo ( 07/11/2008 21:00)
karynah an,za izany no tokony hiarahandry,fa za koa tsy manontany izay dia aleha izany mihintsy.zavatrao ny ao,ka anjaranao ny mitantana azy hoy dadanay izay.
42. ikaretsaka ( 07/11/2008 21:10)
izay io e.. misy fotoanany ny zavatra rehetra..tsy heo aiza de ny hifanara body eny foana ?
ary marina io hoe tsy voatery hitovy ny tian'ny lahy sy ny vavy , izay rahateo no mahalahy sy vavy azy..
ka rehefa tonga @ io sokajin'ny zavatra tiana\'ny 1 nefa tsy mitovy io dia mandehana samy manao ny azy
43. fijo ( 07/11/2008 22:19)
izay,le mifampitsikilo lava koa manahira ka;aleo hilamina
44. ssendra ( 08/11/2008 06:56)
Hita taratra amity dinika ity fa tsy tia harahina am-body aby izany no tsy tia fe-perana am zvtr tiana.... :°)
KANEFA rehefa tena tsy manaiky ny iray afaka ho aiza???? Hiady izany ve????
45. diamondra27 ( 08/11/2008 07:57)
ssendra: mila liberte conditionnelle zany koa
:-D :-D

ahoana tokoa aza zany we voarara izany
misy le fiteny we aza rarana ny ankizy raha hanambady nefa refa tonga ao izany de voararn'ilay vady indray , ahuuuuuuuuuuum
f'angaha tsy samy olondebe mahalala ny ataony avy e.
ssendra za koa akia tsy tia izany rarana izany a. Mba jereko we mety hampalahelo le vadiko ve ty zavatra ataoko ity sa tsia , any le fipetrany.
Ny hanambadian-kiadanana hono fa raha mampisy prise de t^ete marina tsy aleo seul(e) ihany.
46. ssendra ( 08/11/2008 11:26)
ahoana tokoa aza zany we voarara izany
misy le fiteny we aza rarana ny ankizy raha hanambady nefa refa tonga ao izany de voararn'ilay vady indray , ahuuuuuuuuuuum

Ka zany anie wa! e! :-D angamba de misy mi pêter mitsy ao :-D

seule aloha milay afaka manao izany tiana fa tsy voatery ho mora foana koa ny mi vivre seule hihihihihi tsy hay tsotry e! fa ilay collant be reny tsy voako sy ilay mamefifefy be ireny tsssssss!
efa nahita cas aho hoe lay sipa vadiny hono tsy mahazo mivoaka afa tsy indray mande isakerin'andro... SINON mihidy lava miandry ny mamany efa antitra ao antrano fa vao tsy 09 mois de mariage de nipitsika ny sipa hihihihih divorce avy hatrany :{
47. Noue ( 08/11/2008 11:30)
kaboushna:

ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...
dia ento koa ny vadinao fa inona aza ity fitiavan-tena ity eeeee ???
toute la semaine zany oe miasa ilay lahy , ilay vavy koa aaaaa ! miampy an'zany ilay vavy foana no tena mikarakara ny zaza , ny tokatrano dia mba fotoana azo iarahana iny ve dia mbola hisitaka mialapà iany ilay lahy iarahana @ namany ny zoma na sabotsy alina ????? waouuuuuu raha izaho manokana aloha dia tsy manaiky eeeee ! fa dia aleo miresaka sy mifandamina tsara ny pro dia aleo miaraka eeeeeee ! waaouuuuu ! milay anie io miaraka io eeee


:-D :{ :{ :{ :{ :{
48. Noue ( 08/11/2008 11:32)
kaboushna:

ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...
avadiko indray ilay fanontaniana aza eeeeeee !

ekenareo ve ny vehivavy tsy avela'vadiny miaraka @ namany ka handeha hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???????

efa mitovy zo zao ka inona no tsy mba hivoahan'vavy ny zoma na sabotsy alina miaraka @ namany koa eeeee ?????


49. MMS ( 09/11/2008 05:53)
avadiko indray ilay fanontaniana aza eeeeeee !

ekenareo ve ny vehivavy tsy avela'vadiny miaraka @ namany ka handeha hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???????

Tsy misy ny olana rehefa mifanaraka hoe atao par la tour ange le izy e ! :)
50. Noue ( 09/11/2008 06:44)
imaginéo kely anie fa tena betsaka tokoa ny lahy avy mirava miasa iny izy ny zoma hariva iny avy dia lozany miaraka @ namany misotro labegas kely aloha aaaaaa ! dia misy aza mamo mahintsiny vao mody dia mody mitondra bouquet de fleurs efa sima fa tsy voatandrina t@ hamamoana eeeeee :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
51. ssendra ( 09/11/2008 08:39)
cas tena rare kosa izany ry noue.....!
efa mpivarolavo ndray zany amiko aloha :-P
52. fijo ( 10/11/2008 22:51)
rehefa mandrara izy dia entina ka,avelao izy ahita izay atao eo,de milamina amin'ny manaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2319