ny ankizy sy ny
![](https://avatar.serasera.org/30c5390c403978d553d48e61f7220ae5.jpg)
1. kaboushna
(
22/10/2008 20:01)
mahaliana ankehitriny fa voasarika loatra am "boum des jeunes" ny ankizy ... ankizy hoy aho satria salan-taona sahabo eo am 14 sy 15 taona dé tafiditra am io saokajy io ... ny mampalahelo dé ireto izy ampidirin'ny tompon'ny toeram-pandihizana tsisy sivana ... an'iza ny fahadisoana am zany ??? ... ny ray aman-dreny mamela sa ny fanjakana tsy manara-maso ireny toerana ireny ??? ... ny hevitrareo ????
novalian'i ssendra ny 05/11/2008 22:11
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
2. xxx
(
23/10/2008 07:29)
Moramora amintsika ankehitriny ny miala responsabilité ...... ny ahy manokana dia ny RaD no 1er responsable @ ny zanany na inona io na inona, fa tsy oe tsy voafehinao ny zanakao dia ny établissement na ny état no omena tsiny. à 14 ans rehefa tsy tokony handeha boite ny zanakao dia enao tsy mamela azy mandeha any fa tsy ny tompon'ny boite no mena tsiny. Ekeko, tokony hanao sivana izy... fa tsy izy no tokony tompon'andraikitry ny zaza 14 ans .Raha mifoka rongony koa zany ny zanakao dia hoe hadisoan'ilay olona nivarotra rongony taminy io???? ...ie, misy responsabilité-ny ao fa ny responsable voalohany dia tsy iza fa ny RaD. Naheno vaovao aho tsy ela momba anle mpianatra voafelaky ny prof fa namaly sy tsy nanaja azy t@ cours ny, dia ny RaD n'ilay zaza indray no nitory ny prof!!!!! ...c'est désolant!!! ...Izy tokony hanampy ilay prof hananatra le zaza indray no nitory azy, aiza ny ankizy no tsy hanao izay tsy fanao!!!!.... Anjaran'ny RaD ny mananatra ny zanany @ zany rehetra izany. c'est le devoir des parents!!!!!!..... Bon courage à tous les parents.
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
3. sipagasy
(
23/10/2008 13:14)
manamafy ny tenin'i (zolie) xxx ambony io aho, nahoana no miteraka rehefa tsy mahavita ny hitaiza sy hanabe????, sa vah izay ilay hoe fitiavana sy fahafinaretana ora vitsy no vidiana mandrakizay hihihih, dia valiako injay hoe "ka te hanao aminy eo kann"
![](https://avatar.serasera.org/080af686f91c5adb86f5e7c09a03044a.jpg)
4. ssendra
(
23/10/2008 14:16)
kaboushna:
mahaliana ankehitriny fa voasarika loatra am "boum des jeunes" ny ankizy ... ankizy hoy aho satria salan-taona sahabo eo am 14 sy 15 taona dé tafiditra am io saokajy io ... ny mampalahelo dé ireto izy ampidirin'ny tompon'ny toeram-pandihizana tsisy sivana ... an'iza ny fahadisoana am zany ??? ... ny ray aman-dreny mamela sa ny fanjakana tsy manara-maso ireny toerana ireny ??? ... ny hevitrareo ????
15ans izany kosa aloha efa fotoan'nny ankizy hoe mi boum kely,5ATY IVELANY) fa kosa aterin'ny RAD sy alaina, izany hoe omena fotoana izy hoe amzao aho no haka anao....
fa tsaroako tamin'io taona 15ans io aho tamzany, indray mande nandeha namonjy boum tao am ecole normale niveau 2 mahamasina tao, boum organisé entre samy mpinamana, ny samedi aprèsm midi io an! fa nony niditra ny trano nahazo ny daka mandrivorivo
:? :x itako hoe tsy mety ilay kobonina be loatra ny ankizy fa misy effet-ny rehefa lehibe....Omena fahalalahana ilay ankizy fa raisonnable sy misy fetrany
ary condtion tsara ....HITAKO fa enjana loatra ny fitaizàna anay tam mbola kely de rehefa lehibe mandreraka be ny vokany...TSY IO resaka fandehanana boum io ihany fa amin'ny lafin'ny rehetra....
![](https://avatar.serasera.org/30c5390c403978d553d48e61f7220ae5.jpg)
5. kaboushna
(
23/10/2008 18:58)
ny ahy moa zany ny papoose mbola 22 mois sy 22 jours daholo e ... ary sipakely daholo .. ka zay no mba nanipazako lé hevitra etsy ambony satria tafitohana ihany ny tena mahita ireo ankizy voasarika be loatra am lé "boum des jeunes" ... misy am reny mantsy, ary nandalo teo am zany ny tena satria efa mba zokiny ihany, mandainga am RaD hoe andé hianatra ... ary ny tena loza sy mampalahelo dé ireto tovovavy kely mamo mivoaka ao anatin'lè toeram-pandihizana ... tsar raha mba maharaka aloha ny ankizy sao manenina rehefa any aloha fa ny ahy kosa aloha ny papoose raha mbola latsakan'ny 16 taona dé tsy possible e .... diso v ????
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
6. sipagasy
(
26/10/2008 17:25)
izaho koa dia mitovy hevitra amainao ry kaboushna, ny ahy indray dia aleoko ao an-tranoko no anaovana ilay boum raha tiany ny hanasa ny namany fa tsy ho havelako handeha boum any ivelany izany izy, afatsy hoe fantatro angaha ny ray aman-drenin'ilay mpikarakara ary haiko fa hisy olon-dehibe miaraka amindreo aoooooo......
"ramalina aza hono mifehy hazo tokana kouuhhhh!!!"
"ramalina aza hono mifehy hazo tokana kouuhhhh!!!"
![](https://avatar.serasera.org/30c5390c403978d553d48e61f7220ae5.jpg)
7. kaboushna
(
02/11/2008 17:33)
marina ny anao ... aleo mitandrina toa izay mitsabo ....fa firy taona ny zanak'i sipagasy raha tsy mahadiso ??? ... fa énao koa angamba masiasiaka izay ihany an ....ha ha
![](https://avatar.serasera.org/b0fab4c48ad8f0deb1b10bb43c611f38.jpg)
8. sakaizakely
(
02/11/2008 17:56)
marina aloha fa ny RAD no tomponandraikitra voalohany @ zanany, fa matoa kosa mandainga ireo ankizy dia midika izany fa efa babangoana ny fifampiresahana sy fifanakalozankevitra (communication) ary tsy misy fifampitokisana @ 2 tonta
Fitaizana avy am RAD no ahafahan'ny ankizy mahalala ny azo atao sy ny tsy azo atao, ny antony andrarana na anekena zavatra iray. Saingy vokatry ny fifampatokisana novolena hatr@ fahakelin'ny ankizy izany. Matoa misy fandaingana sy fiafenana dia tokony hisy fieritreretana koa avy amin'ireo RAD ny anton'izany, fa tsy ny ankizy no omena daka mandrivorivo (sendra :-P )
Raha izaho dia fady amiko ny hanangantanana aminjanako fa firesahana foana no nataonay hatramin'izay
tsy miombonkevitra amin'i xxx1 mihitsy aho hoe ny zanako ve kasihintanana mpampianatra dia hiala maina ilay mpampianatra :roll: :roll: :roll: :roll:
tsy misy oul manana alalana hikasintanana n'iza n'iza, na zanaka, na oul malemy noho ianao, amiko dia adin'ny kanosa izany
amiko dia anjaran'ny mpampianatra, na tsy mora aza izany, ny mametraka ny autorité hanajan'ny mpianantra azy, mais jamais jamais oé ny famonoana ankizy no heverina fa hipetrahan'ny fanajana, an'isan'ny oul tsy mahay psikolojia tsy tokony ho mpampianatra izany
rehefa tsy manaja azy ilay mpianatra dia alefa conseil de discipline, omena heures de colle na sazy hafa izay efa fampihatra am toejavatra toy izany, fa tsy ny famelahana tahamaina mpianatra na dia faran'izay maditra tahaky n'inn aza no ahafahana manarina ny lesoka avy am fitaizan'ny RAD-ny
kou raha samy manana alalana hamelaka ny mpampianatra, de oaiza ny fetra ? :roll: :roll: :roll: :roll:
hamelaka aby ze te hamelaka rehetra ???
na misy lesoka aza ny fitaizana dia tsy ny herisetra avy amin'ireo mpampianatra no ahafahana manarina an'izany
alefaso lavidavitra ny eritreritra

![](https://avatar.serasera.org/8b8be2799a2796a36a02004608426bdb.jpg)
9. tess
(
02/11/2008 19:26)
Matoa misy fandaingana sy fiafenana dia tokony hisy fieritreretana koa avy amin'ireo RAD ny anton'izany, fa tsy ny ankizy no omena daka mandrivorivo (sendra )
Sakaizakely: tena hitako tsy mety ilay fangejàna be loatra indrindra fa miampy daroka tena misy fiantraikany mitsy amin'ny ankizy na rehefa lehibe aza...... :-P
![](https://avatar.serasera.org/30c5390c403978d553d48e61f7220ae5.jpg)
10. kaboushna
(
02/11/2008 20:01)
mahafinaritra ny an'ny sakaizakely ... saingy zao nefa:"ny zanaka tiana tsy hitsitsina ratsanb-kazo " ... tsy azo adinoina nefa fa na omena fitokisana aza ny zanaka, ny namana no tena velam-pandrika aminy ....
ny fifehezana koa anefa tsy midika fanagadrana, ary kapoka tsy voatery ho daroka ... ny antony??? .... ny daroka amiko dia atao am olona tsy tianao... ohatra: mpangalatra, mpamosavy, mpisoloky, gadra ....
amiko izany dé tsy tsara loatra ny manome fahafahana be ho an zanaka satria tsy maintsy hanita-kevitra izy ....ohatra: omena ora izy tsy maintsy hidirana an-trano, omena andraikitra sy adidy ao an-trano, tsy maintsy mandeha miangona rehefa zoma na sabotsy na alahady, ... ets...
aza adino koa anefa fa "tsy ny tany no fady faz ny vavam-bahoaka" ka mba tsy hananan-dratsy dé aleo misoroka ...
za angé tsy milaza hoe ratsy ny fahafahana fa misy fetrany ... ohatra zao hoe rehefa + de 16 ans dé mahazo mandé "boom des jeunes" fa tsy maintsy mody avant 20 h, rehefa + de 18 ans dé mahazo mandé mivoaka alina fa tsy maintsy mody rehefa minuit, indrindra fa ny vehivavy, rehefa + de 21 ans dé mahazo tsy mody fa mila mampandré ....

11. tess
(
02/11/2008 20:55)
za angé tsy milaza hoe ratsy ny fahafahana fa misy fetrany ... ohatra zao hoe rehefa + de 16 ans dé mahazo mandé "boom des jeunes" fa tsy maintsy mody avant 20 h,
Ka izahay nahazo daka izany anie ka samedi après-m e! nody tamin'ny dimy ora hariva :-P ary vao sambany no nande tamin'io de hummmmmmm bedy be mitsiny :? mandrangitra be mitsy tamzany an! :^) ary tsy nandainga akory fa nilaza ny marina de.... :°)
![](https://avatar.serasera.org/8b8be2799a2796a36a02004608426bdb.jpg)
12. tess
(
02/11/2008 20:57)
aza adino koa anefa fa "tsy ny tany no fady faz ny vavam-bahoaka" ka mba tsy hananan-dratsy dé aleo misoroka ...
Izaho indray tsy dia mivaky loha izay vavam-bahoaka any raha izaho manokana...Ny mampety ny fiainako ihany fa ny olona hitsikera foana na ratsy na tsara ny ataonao..... ;-)
![](https://avatar.serasera.org/b0fab4c48ad8f0deb1b10bb43c611f38.jpg)
13. sakaizakely
(
03/11/2008 08:57)
kaboushna:
ny zanaka tiana tsy hitsitsina ratsanb-kazo "
io fiteny io aloha amiko dia efa nilaozan'ny toetrandro, ka tsy tokony ho raisina arabakiteny fa ampifanarahana @ taonjato iainanao ihany. Maro an'isa ireo mpikaroka mamoaka boky mikasika ny fanabeazana ankizy dia anjaran'ny tsirairay no manefa ny adidy maha RaD @ fikarohana ny fomba fitaizana tsy ilana herisetra kanefa mahomby.
rehefa miteny aho fa tsy mikasintanana ny zanako dia tsy midika fa baranahany ny fiainany ???? tsy mila mamelaka tahamaina ny ankizy ny fametrahana limites @ fiainana ! Zay no mbola tsy azon'ny be sy ny maro antsaina dia miafina ambadiky ny fomba fiteny taloha hikapohana ankizy dia mihevitra fa izay no fitaizana. amiko dia fanajana zaza ny tsy fampiasana herisetra, na mbola zazamena tsy mahay mamindra aza amiko dia efa mendrimpanajana. Lesona ho entiny miaina izany
tsy ilana rotsankazo ny fanananarana fa vitan'ny firesahana sy fitenenana mora, tsy mila manao lavalela histerika koa rehefa miteny. Ilana maîtrise de soi ny fitaizana mba hihalebiazan'izy ireo anatin'ny filaminantsaina satria saina milamina no zavatra tena ilaina ho fototry iorenan'ny maha olombelona
![](https://avatar.serasera.org/b0fab4c48ad8f0deb1b10bb43c611f38.jpg)
14. sakaizakely
(
03/11/2008 09:34)
tess:
za angé tsy milaza hoe ratsy ny fahafahana fa misy fetrany ... ohatra zao hoe rehefa + de 16 ans dé mahazo mandé \"boom des jeunes\" fa tsy maintsy mody avant 20 h,
Ka izahay nahazo daka izany anie ka samedi après-m e! nody tamin\'ny dimy ora hariva :-P ary vao sambany no nande tamin\'io de hummmmmmm bedy be mitsiny :? mandrangitra be mitsy tamzany an! :^) ary tsy nandainga akory fa nilaza ny marina de.... :°)
tena mba tsy rariny kosa aloha zany e ! mahagaga mihitsy ny fomba fitaizana taloha saingy atao ahoana fa tsy mba afaka nanitatra fahalalàna taloha fa dia izay nitaizana nataon\'ny RaD-ny no naveriny.
Ankehitriny soa ihany fa betsaka ireo boky mikasika ny psychanalyse infantile ahafahana manitratra sy manova ny fisainana dia tsapa fa sambatra sy milamintsaina kokoa ny ankizy. Nefa koa tsy baranahiny fa mahafantatra limites ary mahay misaina tsara satria zarina an\'izany fa tsy miandry kapoka sy felaka vao hijanona ohatra. Manana notions du bien et du mal daholo ny ankizy, fa matoa minia manao ny tsy mety izy dia misy antony matoa izy mi provok anao, de anjaranao no mandanjalanja mikaroka izay antony izay, fa tsy ny zaza no felahana tahamaina, tsy ho fantatrao akory ny tena antony, dia ho lasa fanaony ilay izy, dia ho lasa fanaonao koa ny mamelaka azy isaky ny mi provok anao izy, dia tonga am lay antsoina hoe cercle vicieux ary izay no entiny mihalehibe :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
![](https://avatar.serasera.org/8b8be2799a2796a36a02004608426bdb.jpg)
15. tess
(
03/11/2008 12:30)
Tena itako aky izany ry sakaiza ah! nisy fiantraikany taminay rehetra ankizy ilay izy.....Dia raha vory iny izahay ankizy izao samy efa lehibe izao miresaka io dia mbola samy sorena daholo, fa na izany aza tsy nisy nibolila kosa na ny iray aza noho ilay fitaizàna enjana loatra ......
Misy an'izany hoe vao ny ankizy no mamaky gazety vao novidiana alohan'ny olon-dehibe dia mahazo ny fehikibo, tsaroiko tsara ilay petite soeur kely zay fa nanidina mitsy teny ambony fandrina izy kozatra kely tamzay :-D iomehezana fotsiny ny mieritreritra azy amzao fa tena naha-rangitra mitsy tam mbola kely.....Vao misy mandao latabatra ampisakafonana alohan'ny lehibe dia efa mahazo enao izay na miera aza tsy mahazo.....de otrzay hatrany......
Misy an'izany hoe vao ny ankizy no mamaky gazety vao novidiana alohan'ny olon-dehibe dia mahazo ny fehikibo, tsaroiko tsara ilay petite soeur kely zay fa nanidina mitsy teny ambony fandrina izy kozatra kely tamzay :-D iomehezana fotsiny ny mieritreritra azy amzao fa tena naha-rangitra mitsy tam mbola kely.....Vao misy mandao latabatra ampisakafonana alohan'ny lehibe dia efa mahazo enao izay na miera aza tsy mahazo.....de otrzay hatrany......
![](https://avatar.serasera.org/30c5390c403978d553d48e61f7220ae5.jpg)
17. kaboushna
(
03/11/2008 18:50)
mahafinaritra daholo e ... isika moa eto mifampizara trai-kefa fa tsy hifandramatra na hifanome tsiny sanatria ... ny hevitry ny maro mahataka-davitra e ... fa i tess ve efa mba manan-janaka e ???? :?:
![](https://avatar.serasera.org/8b8be2799a2796a36a02004608426bdb.jpg)
18. tess
(
03/11/2008 19:00)
fa i tess ve efa mba manan-janaka e ????
Tsia tompoko! :°) ny fomba nitaizàna anay tam mbola kely no zaraiko etoana :wink: fa raha izaho no mananjanaka de tsy haiko rah hahay hitaiza na tsia kalongany e! :°)
![](https://avatar.serasera.org/30c5390c403978d553d48e61f7220ae5.jpg)
20. kaboushna
(
05/11/2008 19:12)
rehefa eo ny papoose ry tess dé vita foana .... nefa aleo mitaiza zàzà nirina toa izay zàzà tsy nfidiny a ... fa rehefa mbola tsy tapa_kevitra aloha dé aleo tsy maika e .... fa aza tara loatra na izany aza !!!! :wink: