inona no mety itranga ary raha ny eritreritrareo

1. haritianah ( 08/11/2008 07:47)
Ahoana ny eritreritrareo ratoa ka misy izao tantara izao.
Misy olona roa lhl sy vhv zany miaraka mpisipasipa fotsiny izy ireo fa ts mpivady.
Niaraka ary nifankatia nandritrany fahatanorany, atao owé lé ranhaga ohatra 44ans de le ramatoa 34ans.
Tena nifankatia bé zareo ,niaraka efa ho 10taona mahery nisy fotoana anefa ts possible tsony ny fihaonana ,zany owé lé fihaonana sy fifaneraserana zany ts possible.Nandeha ny andro nandeha ny taona nadeha ny volana tonga eo @ faha 90ans ary rangaha ary ramatoa 80ans de zay vao tafahaona indray zareo roa.
Tao antin'izay fotoana ts nifankahitana ela zay samy tena mbola tia zareo fa ts afaka nifanerasera sy ny haona fotsiny.
Dé mety ahoana hoy ny hevitrareo ny mety ho fihetsehampo izy roa @ io fotoana io?
Mbola mety lé fitiavna talou ve sa efa samy antitra de ts misy zany tsony sa de ahoana?
2. xxx ( 08/11/2008 07:56)
Mety foana amiko aloha e! sady vao maika ary idéalise-na le izy hoe tsara be le niaraka tamin'ny ranona iny. Fa kosa ny regret angamba tsy maintsy misy eo amin'ny roa tonta. Ka izay no anafarako anareo lhl izay mavozovozo, ny fitiavana no zvtr tsara indrindra eto an-tany ka aza misalasala milaza ny ao am-ponareo ianareo.
3. Noue ( 08/11/2008 08:40)
haritianah:


Dé mety ahoana hoy ny hevitrareo ny mety ho fihetsehampo izy roa @ io fotoana io?
Mbola mety lé fitiavna talou ve sa efa samy antitra de ts misy zany tsony sa de ahoana?
mety oe tsy dia mitovy loatra t@ ilay fitiavana taloha kosa angamba eeeee ! raha efa samy nanambady sy manan-janaka ry zareo dia lasa mitovitovy @ ilay hiran'i Noro oe Solo ??? lalalalalalala mpisakaiza isika izao !

miankina koa t@ nahatonga an'zareo nisaraka io eeee ! raha oatra zao ka oe noterena ry zareo tsy hiaraka , na oatra oe voatery nanambady ilay vavy na lahy sous la domination ny RAD oatra ? raha fisarahana t@ halahelo dia mety possible oe vao nifampijery indray dia waouuuuwwww !
4. piozila ( 08/11/2008 15:56)
De tena eritreritra mandalo tokoa, 80 sy 90 taona izany ve hahavita inona intsony?sady efa tokony hieritreritra zavatra hafa amin'izany taona izany, fa ze tsy vita tamin'ny fahatanorana de efa tsy vita zay. De ahoana koa aloha ilay hoe hifankatia? raha lahy sy vavy dia mazava ho azy, fa tsy ampy fotsiny ny je t'aime, sy ny mifampizara ny manta sy ny masaka, fa eo koa ny adidy amin'ny mahanofo, nefa manahy aho fa efa tsy hahavita izany intsony reo olona resahanao ireo, de mangetaheta ambony lakana eo fotsiny. mba anontanio hoe ny performance ndry zareo raha mba mahafantatra olona 80 na 90 taona ianareo?
5. vale ( 08/11/2008 18:40)
De tena eritreritra mandalo tokoa, 80 sy 90 taona izany ve hahavita inona intsony?
:lol: :-D :-D :-D :^)
6. 08051972 ( 16/11/2008 18:31)
Ka tsy efa lasa razana ve zany 90 Ans& 80Ans zany? Ka ny Gasy anie 60 ans ihany hono e rà be indrindra e! Ary mbola hifankalala koa ve nefa ny endrika efa lasa ratsy be ? Ka tsy aleo ve maka retraite toizay indray mbola handreratena hitia ol zany?
7. haritianah ( 17/11/2008 14:31)
lé owé efa lasa razana kosa angamba ts voatery é, statistika no eritreretinao fa betsaka ny 90ans mbola matanjaka indrindra fa zatra niasa zay.
Misy taranaka olona mits ny gasy mateza ary tratra 90ans mbola ts manjoko bé mits.
8. kotobekibo ( 17/11/2008 21:21)
Misy olona fantatro sahala @ izay . Raha ny marimarina kokoa d tsy neken'ny fianakans roa tonta ny hivadian-dry zareo ( samy 20ans ) .
Nisaraka ary samy nanambady hafa , samy niteraka .
10-15ans taty aoriana nifankahita d raikitra indray , tsy nisy nahasakana intsony .
Samy nandao ny azy . Niteraka maromaro , mbola mivady h@ izao , çà fait 30ans que çà dure :*
Tsy ratsy an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2562