Famantarana fa hoe fanahin' Atra tokoa no miaraka @tsika?

1. niryna ( 07/11/2008 19:56)
Ahoana tokoa no ahalalana fa fanahin'Atra no miaraka amintsika ?
Io no fanontaniana marobe mipetraka .
Ahoana no ahalalana an'izany tokoa hoe fanahin'Atra ity miaraka amiko ity ,mahanfantatra ve isika sa ?

(l) niryna
2. ikaretsaka ( 07/11/2008 20:34)
rehefa tsy manasoa ny manodidina sy somary obscur ny ilazany ny tena tanjona kendreny sy tiany ahatongavana! sy mampijaly sy manandevo (le genre heo ilaozy ny asanao sy izay ataonao rehetra dia mandehana mizara boky sy mi wawawa ery ampovoan'i Times square) sy faly hamahana lalitra fotsiny aloha amiko d'efa tsizy izay e
na mody hitanisa verse bibliques 30 andalana isaky ny mihetsika aza... nefa tsy mahavaly mivantana ny fanontaniana tsotra tokana apetrako

ireny indrindra no mampi douter ahy sy mampi te hi challenge...

dia ny mampihomehy aminy sh'aveo dia iny fa misondro-po rehefa tsary mahita argument tsotry de le mi condamner amin'izay heo zahay zao fa nareo satana eeee...mpanenjika ny tenin'Atra ee oy aho oy eee!

tonga de tsary izy izayyyyyyy! :-D :-D :-D
3. cutie ( 07/11/2008 20:36)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 07-11-2008 20:56:34
Lohateny : Famantarana fa hoe fanahin' Atra tokoa no miaraka @tsika?
Ahoana tokoa no ahalalana fa fanahin'Atra no miaraka amintsika ?
Io no fanontaniana marobe mipetraka .
Ahoana no ahalalana an'izany tokoa hoe fanahin'Atra ity miaraka amiko ity ,mahanfantatra ve isika sa ?

Miaraka sa mitoetra???
4. fijo ( 07/11/2008 21:30)
aiza kosa no hitoetra,mba manana ny maha izy azy ihany ny olona ka.metyhoe manampy ngamba le fanahy raha hisy koa izany.
5. cutie ( 07/11/2008 21:39)
:-D :-D :-D :-D :-D
6. fijo ( 07/11/2008 21:41)
asa ko
7. cutie ( 07/11/2008 21:44)
ka za aza mba manontany koa :-D
8. fijo ( 07/11/2008 21:45)
de izay izany ka
9. cutie ( 07/11/2008 21:47)
lol
10. fijo ( 07/11/2008 21:48)
avy fa hoampiako ny fanahindry
11. cutie ( 07/11/2008 21:50)
ampiana in ?
12. fijo ( 07/11/2008 21:52)
ampiako fanahy mahery tsara
13. ikaretsaka ( 07/11/2008 22:49)
ratsy fanahy ireto
14. fijo ( 07/11/2008 22:54)
an an,tena le izilay ka
15. tiff ( 08/11/2008 09:43)
refa am pitiavana daolo ny ataonao dia fanahin Andriamanitra fitiavana zay no miarakamnao. io le Atra marina, betsaka mantsy ny Atra eo @zao tontolo zao.
16. cutie ( 08/11/2008 16:48)
yes indeed :)
17. ikaretsaka ( 08/11/2008 18:25)
marina aby izany
18. Tokinaina ( 08/11/2008 20:09)
Miarahaba antsika
Fa ny fanahy no miara milaza fa zanak'Andriamanitra isika.
Ny fanahy rehatra izay manaiky an'i JESOSY ho Tompo sy mpamonjy ny fiainany.
Donc:
Miaraka amintsika ny fanahin'Andriamanitra rehefa mahay mahatsapa heloka isika , ka miady hialan'izany.
Miaraka amintsika ny fanahin'Andriamanitra rehefa mbola manana safidy ianao rehefa tojo fakam-panahy.
Miaraka amintsika ny fanahin'Andriamanitra rehefa ny fahamarinana no mibahana betsaka ao anatintsika.
Andriamanitra dia fanahy, Ka izay miavavaka aminy dia mila mivavaka @ fanahy sy ny fahamarinana.
19. fahamarinana ( 09/11/2008 09:32)
tokinaina:
Andriamanitra dia fanahy, Ka izay miavavaka aminy dia mila mivavaka @ fanahy sy ny fahamarinana.

:arrow: ivavahana koa moa izany ilay Fanahy sy fahamarinana fa tsy angatahana ve ? Somary tsy dia mazava loatra amiko fa azonao ampiana hevitra hafa ve fa raha azo atao dia tsy toko sy andininy fa izay nitondranao ilay hevitra mihintsy.Misaotra mialoha.(l)
20. tywa68 ( 09/11/2008 10:16)
Fahamarinana : ny Fanahin'Atra dia miaraka amintsika isanandro fa isika no mifidy ny filan'olombelona d lasa variana @ny lalana tsy izy ! Eo ilay hoe miambena mandrakariva satria tsy tiany ho very isika, nefa kosa efa nampiomanina hoe ety d ety ny lalana mankany, ary tena mila finiavana hanaraka sy hihaino ny antso marina vao mendrika ho any. Mila mivavaka mba ho mendrika ary @ anaran' i Ray, Zanaka ary ny Fanahy Masina :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387