Famantarana fa hoe fanahin' Atra tokoa no miaraka @tsika?
61. ikaretsaka
(
25/11/2008 13:54)
amiko le izy (jereo any ambony any) dia tsy mila famantarana vao fanratra fa miseho ho azy
fa eto kao rehefa tena dinihina ny fandraisanao azy de rehefa sendra manohana ny firehankevitrao le izy de hoe fanahin'Atra dia rehefa tsy manohana dia tsy Izy
manao iznay aby na ny arabo na ny silamo na ny bahai na ny hindous , rehefa misy tranga mifandraika ka manasoa ny 1 sy ny firehankeviny (na manaratsy ilay 1 hafa aza ..indrindra moa raha tsy mifankahazo ireo ankolafiny ireo)

62. prime
(
26/11/2008 07:47)
Tsotra be, ny famantarana ny fanahin'Andriamanitra na miaraka amin'ny tena na tsia dia izay voasoratra ao amin'ny Soratra Masina momba izany...
Eo nefa dia toa efa olana aminao satria ny Soratra Masina araka izay voasoratra ao amin'ny baiboly aza dia efa mampisy olana anao (tsy ampy, banga, tsy feno hoy ianao izay)... ka eo dia efa mampametram-panontaniana hoe iza no mamita-tena, izay mamaky sy mihaino ary mankato ny tenin'Andriamanitra araka izay voasoratra ao amin'ny baiboly sa ny tsy manao izany ? ahoanao inona izay finoan'ny hafa any (silamo, bahai, hindou...) raha ny anao aza tsy fantatrao ?
Ny amin'ny hoe tsy mila famantarana fa miseho ho azy dia tsy ara-tsoratra masina... ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mampianatra hoe :
"...Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao." I Jaona 4:1... sa toherinao izany sitrapon'Andriamanitra izany???
Aminao izany na Satàna aza no aminao sy efa miasa aminao dia tsy fantatrao akory satria mandeha ho azy? aza mora fitahina ra-Ika a... i Petera aza, Apostoly anisan'ny akaikin'ny fon'ny Tompo indrindra, tsy latsaky ny in-3 nitenenan'i Jesosy hoe "any ivohako ry Satàna" satria sady tsy niambina no tsy namantatra ny tena sy ny fanahy ka ianao indray no hampianatra hoe "mandeha ho azy"??? i Jodasy iskariota, Apostoly anisan'ny nitokian'ny Tompo indrindra ka nandraharaha ny fitantanana ara-taratasy sy ara-bolan'ny Tompo sy ny Apostoly 12 tamin'ny fotoan'androny no niasan'ny Satàna ka tonga mpamadika tamin'ny faran'ny fiainany... io anie ra-Ika tena mihatra amin'ny fiainana andavanandro fa tsy angano ny amin'ny hoe "masiaka sy mierona toy ny liona i Satàna satria akaiky ny androny" e... raha tsy miambina sy mino sy miray ary mahatoky ny Tompo dia haza mora foanan'ny fahavalo... sady Satàna tsy mihaza ny efa azy fa izay miseho ho mino sy manara-dia ary mankato an'i Jesosy indrindra no hazainy... mbola fitiavana hatrany no ananarana anao... mahereza amin'ny fivavahana sy ny famakiana ny tenin'Andriamanitra...

63. ikaretsaka
(
28/11/2008 03:55)
Aminao izany na Satàna aza no aminao sy efa miasa aminao dia tsy fantatrao akory satria mandeha ho azy? aza mora fitahina ra-Ika a...
ny ahy ra prime ny asany sy ny tranga tsotra miseho @ manodidina no hijereko azy fa tsy ny fitsimponana andalan-teny hanamarinana azy akory an
ary na ny commun des mortels aza izany no fikany
fa tsy manao ohatran'ny sekta voanjo alika sy ny fiangonana sasany hoe efa hita izao fa sady misara bazana no faly haka ny volan'olona i Pasitera mifika tramy @ tombotsoany ka tsy miala na affecte aza, ny olona sasany efa marary ho faty sy ho sahirana na ny bagages no natao surcharge handeha hanao voyages (pure stupidity) fa dia mody asiana "tenin'ny soratra masina" dia hoe "miaraka aminy ny fanahin'atra" hono!
64. prime
(
28/11/2008 10:02)
Dia avelao ho an'ny "sekta" izany [b]fa ianao mba ahoana[/b] ? ireo heverinao ho "sekta" anie ka voavonjy rehefa manana an'i Kristy sy mizaha toetra ny fanahy ao aminy e... :lol:
65. ikaretsaka
(
29/11/2008 01:08)
prime:
Dia avelao ho an'ny "sekta" izany [b]fa ianao mba ahoana[/b] ? ireo heverinao ho "sekta" anie ka voavonjy rehefa manana an'i Kristy sy mizaha toetra ny fanahy ao aminy e... :lol:
ko raha tsy heo mamaky beboly de miteny jesosy de voavonjy ko..
de izy no miady an-trano noho ny sitrapony de mody mitsimpona fa sedraina...
ntssssssss
tao aho no niala raprime an
66. prime
(
02/12/2008 10:27)
ikaretsaka> Fa inona no fototry ny famonjena ra-Ika? dia raha niala tao ve ianao dia manana antoka ankehitriny fa voavonjy? :lol:
67. coopsal
(
02/12/2008 15:37)
fa tsy mety mazava amiko ityhoe " androfarany andro farany izao " ity
==> "Ary @ andro farany no handatsahako ny fanahiko @ nofo rehetra, ny zanakalahinareo haminany, ny lahiantitrareo hanonofy, ny vaviantitrareo hahita fahitana. Eny na dia ny mpanompo aza dia handatsahako ny fanahiko koa"[Joela 3:1-2]
Depuis ny firotsahan'ny Fanahy MAsina t@izy 120 ny andro pentekosta no andro farany araka ny baiboly.
Misy caractéristiques sy signes hafa tenenin'i Jesosy fa tsy horesahiko eto aloha.
refa am pitiavana daolo ny ataonao dia fanahin Andriamanitra fitiavana zay no miarakamnao
==> D'accord koa aho, saingy aoka hipetraka mazava ny atao hoe fitiavana. Andriamanitra dia fitiavana.
"Ary izao no fitiavana : tsy ny nitiavantsika an' Andriamanitra, fa ny fitiavan' Andriamanitra an'tsika ka tonga Kristy ho avotra noho ny fahotantsika" [1 Jaona 4:10]
"Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao: dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany"[Jaona 15:13]
Misy resaka sy exemple pratique mikasika ny fitiavan' Andriamanitra (par rapport @ fitiavan'olombelona) eto
68. coopsal
(
02/12/2008 16:02)
[center]FAMANTARANA NY FANAHIN'ANDRIAMANITRA[/center]
1- "Voici comment savoir s'il s'agit de l'Esprit de Dieu : tout esprit qui reconnaît que Jésus-Christ est devenu véritablement un homme, vient de Dieu. Tout esprit, au contraire, qui ne reconnaît pas ce Jésus-là ne vient pas de Dieu" [1 Jean 4:2]
==> Tsy dia hiresaka ny karazam-pinoana izay mandà fa Kristy dia Andriamanitra tonga nofo aho. Fa misy kristiana maro henoko miteny hoe "Ianao angaha fanahy? Ianao tsy ho Kristy na oviana na oviana, Kristy anie fanahy fa tsy nofo e!". Izay olona mihevitra sy miteny toy izany amiko dia anisan'ny ambaran'ny teny eto.
2- Tao @ iray @ireo lohahevitra nisy resaka izay hoe "on commence par condamner ...". Dia hoy aho hoe : "Je l'avoue avec honte, ça c'est moi". Izay mampiasa ny maha iazho ahy ka manameloka ny hafa izay dia fanahin'ny devoly izay mila ataon'izay mifanehatra aminy hoe "ato ivohoko ianao ry Satana". Mbola ao @io dinika io ihany no anohizako hoe, mivavaka aho ka mitaraina @ Andriamanitra noho izany dia misy fanahy mampisheo amiko foana ny fahamelohako izay mitovy na ratsy kokoa aza noho ilay an'ny hafa, sy miteny hoe "ny tadiaviko dia ny hamonjena an'io olona io!". Izay no fanahin' Andriamanitra Mpamonjy (= Jesosy). Manana safidy aho eo hihaino ilay voalohany sa ilay faharoa. Tsy miditra mihitsy eto hoe rariny na tsy rainy ny nataon'ilay olona ka nahatonga ahy hanameloka azy an!
Raha lazaiko @ fomba inoako fa mazava kokoa dia izao :
NY fanahin'ny devoly (io matetika no miseho aloha) dia izay mampirantiranty aminao ny faharatsian'ny hafa ka hahatonga anao hitsara sy hanameloka azy. Ary manakona aminao ny faharatsianao ka mahatonga anao hanamarin-tena.
==> mitondra fanamelohana ho an'ny tenanao ianao isaka ny manameloka ny hafa! Ary misakana ny fanamarinan' Andriamanitra ianao isaka ny manamarina ny tenanao.
Ny fanahin' Andriamanitra dia mampiseho aminao ny faharatsianao mba hanadiovany anao. Ary mampiseho anao ny fitiavan' Andriamanitra hamonjena ny hafa izay efa miseho fa meloka.
==> @izay, voavonjy aloha ianao dia afaka hitondra famonjena ho an'ny hafa koa avy eo. Ny fanekenao fa meloka ianao dia fandraisanao fa hamarinin' Andriamanitra ianao.

69. ikaretsaka
(
02/12/2008 16:47)
Tao @ sekta vanjo alika moutsimpona sy mpanao pli vava aho no niala raprime a tonga de tsapako be fa mainka mahanoana ny fanahiko le mamerina ny efa voasoratra. De aleoko naka sakafompanahy hafa: eokaristia sy manaoasa fanasoavanahafa noho ilay wawawa fotsiny de ny ambara zavatra hafa ny atao zavatra hafa ,
Mody hoe miraisa sy mifankatia ary mankatoava no toriana ohatra nefa vo affecte de misaraka sy. Tsy mankato ny ordre hierarchique.
Fanahin atra v zany..... tsy izy mazava ho axy

70. prime
(
03/12/2008 12:42)
ikaretsaka> Azoko inoana fa zavatra tena nifanohitra tamin'ny naharesy lahatra anao no hitanao ka nahatonga anao nandray fanapahan-kevidehibe...
Tsy misy mahadiso izany raha izany no hitanao fa hahatsara ny fifandraisanao amin'ilay Nahary anao... fa aza mitsara fotsiny ilay "sekta" na izay mety nahatonga anao ho tofoka satria tsy ilay "sekta" na ilay nahatofoka anao, ary tsy anaram-piangonana rahateo na asa soa no hahavoavonjy anao fa Jesosy irery ihany...

71. niryna
(
03/12/2008 17:16)
ikaretsaka:ndry mampalahelo izany hianao . Tompo o ovay ny foko mba ho mora anarina,toy ny an'ny zazakely tsotra sady marina
Tao @ sekta vanjo alika moutsimpona sy mpanao pli vava aho no niala raprime a tonga de tsapako be fa mainka mahanoana ny fanahiko le mamerina ny efa voasoratra.
De aleoko naka sakafompanahy hafa: eokaristia sy manaoasa fanasoavanahafa noho ilay wawawa fotsiny de ny ambara zavatra hafa ny atao zavatra hafa ,dia ahoana ny ampiharanao ireo amin'ny fiainana, tsy nitovy izany ny fampianarana raha izany ? Dia inona no zavatra azonao mba zaraina aminay ?
mampalahelo izany ika izany.Izay ve no tena nahatofoka anao io ka nahatonga anao ho leon'ireo hafa tsy manantsiny mizara ny tenin'Atra aminao ? tsy omeko tsiny hianao ka, fa anjaranao koa no mivavaka ireo olona nahatezitra anao na nanome fanafintoinana anao ireo ka nahatonga anao nankahala ny hafa tsy nanantsiny .Ny heloka hibaboana hono mody rariny .Dia esory manomboka anio izany fa poizina mifono sady tsy ahitana tombotsoa fa vao maika mihidy ao anaty maizina isika raha mitazona izany lolompo izany . :cry:
Mody hoe miraisa sy mifankatia ary mankatoava no toriana ohatra nefa vo affecte de misaraka sy. Tsy mankato ny ordre hierarchique.
Fanahin atra v zany..... tsy izy mazava ho axy
[/quote]
dia tsy aiko aloha ry ika fa misaotra anao nizara ,aza kivy fa mbola maro ny namana afaka hifanampy anao eto izay no maha namana ny namana .Aza jerena ny fahalemeny satria olombelona mitovy aminao ihany koa izy ireo fa jereo izay fahasoavana nomen'Atra azy ireo ka mbola nanana fotoana nolaniana nizarana ny tenin'Atra taminao ,tsy mora kanefa efa izay no asa nampanaovina azy ireo dia hianao sy Atra sisa no mifanaraka eo ,mivavaha koa ho azy ireo fa tsy mora ho ahy mantsy anao ny mizara ny tenin'Atra ...enjehin'ny olona hianareo noho ny amin'ny anarako ( kristy no efa niteny izany ) ka izany no mbola mahatonga ny rehetra afaka mizara hatramin'izao ,ny fanahin'Atra no miaraka aminy .
:-* :-*
72. felanawil
(
07/12/2008 13:18)
Jerevo ilay ataon'ireny "lolo vokatra" ireny hoe piandry ireny e, tena hita mihintsy fa asan'ny devoly ireny, ary ry zareo ihany anie no mahita devoly eh, ireny ny "raison d'être"'i satana, fa raha ireny ve no mahasitrana sy mahavita fahagagana marina hisy arary sy ahantra intsony eto Madagasikara zany hoe matanjaka marina ny herin'i satana, fa aza adino fa ireny "extremiste" ireny daholo ny anton'ny fikorotanan'ny fiangonana fjkm eto @ ity nosy mamitsika ity
Ho atsika mianakavy anie ny fahasoavana, fahasambarana ao @ ilay tompotsika
Amen (nasiko kely an'io fa alahady anio)

73. fahamarinana
(
07/12/2008 17:31)
:arrow: ary lasa copier-coller isaky ny dinika koa izy ity an.. :°) (l)
74. andri001
(
08/12/2008 10:52)
hazony mafy zay anananao fa rehefa tsy manameloka ny hafa ny vavantsika na fontsika dia madio ampo sika ka dia ho hitanao sy tsapana fanahan'Atra ao ANATINAO
75. ikaretsaka
(
09/12/2008 06:22)
mampalahelo izany ika izany.Izay ve no tena nahatofoka anao io ka nahatonga anao ho leon'ireo hafa tsy manantsiny mizara ny tenin'Atra aminao ?
izay koa ry niryna anisan'ny tsy nety tao ka nialako..
le hoe "ivavaho ivavaho ity" foana hono izy!
amiko ny hoe "ivavaho ivavaho" dia miaraka amin'ny hoe "ampio izy mba hiova sy ambarao azy ny marina mba hampiratra ny sainy" atoroy azy ohatra fa tsy ny wawawa mody mitanisa tenin'Atra fotsiny no inona fa mihoatra alavitra noho izany .. rehefa eokaristia manko dia Atra mihitsy no raisina fa tsy teniny vakiana fotsiny
amiko manokana raha milaza fa Mandray an'i niryna ho namana aho sy milaza ho mankato an'i niryna dia tsy hoe ze tenin'i niryna fotsiny no henoiko sy inoako sy aparitako .. fa ireo izay heveriko fa ho i Niryna rehetra.
Toy izany koa raha milaza aho fa mandray an'i Jesoa sy tia an'i Jesoa dia tsy ze teneniny fotsiny no averiko vakiana sy lazalazaiko eran'i babay sy lohavohitra, fa Izay heveriko ho Jesoa rehetra dia raisiko aby sy iainako arak'iny: ny Madinika ampiana , ny mahantra izarana izay kely ananana, ny zavatra tsy hay ianarana, nyhay zaraina.. ny andro, ny asa,ny vavaka, ny hafaliana ny fijaliana... Asa sy endrik''i Jesoa eo amiko sy ny manodidina ahy aby izany!
fa tsy hoe Bokin izaotoko faha zao ihany!