Famantarana fa hoe fanahin' Atra tokoa no miaraka @tsika?
26. ikaretsaka
(
09/11/2008 12:58)
fahamarinana:
Andriamanitra dia fanahy, Ka izay miavavaka aminy dia mila mivavaka @ fanahy sy ny fahamarinana.
:arrow: ivavahana koa moa izany ilay Fanahy sy fahamarinana fa tsy angatahana ve ? Somary tsy dia mazava loatra amiko fa azonao ampiana hevitra hafa ve fa raha azo atao dia tsy toko sy andininy fa izay nitondranao ilay hevitra mihintsy.Misaotra mialoha.(l)
za kao mba gaga
27. fahamarinana
(
10/11/2008 06:58)
:arrow: ka ny marina rehefa mivavaka aho dia mangataka amin'ny Ray sy Jesoa ary mangataka ny fanahy Masina ho ao amiko fa tsary mbola nanao hoe hoe amin'ny anaran'ny fanahy masina.Ka mety izaho koa no tsy mahay na izay foana no reko dia tsy haiko ny fomba fangataham-bavaka hafa.Mba mila fanampim-panazavana raha misy afaka manome o ? ...misaotra izay mamaly. (l)
28. coopsal
(
10/11/2008 08:43)
fijo:
aiza kosa no hitoetra,mba manana ny maha izy azy ihany ny olona ka.metyhoe manampy ngamba le fanahy raha hisy koa izany.
==> Raha ny finoana araka ny ambaran'ny baiboly dia :
YAHAWEH (na JEHOVAH) : dia midika hoe "Je suis Celui qui est et qui sera!". Rehefa naniraka an'i Mosesy ho any Egypte Andriamanitra dia niteny t@ Mosesy hampahafantatra ny vahoakan' Israely hoe "Mbola tsy fantatr'izy ireo ilay anarako hoe YAHAWEH".
YUHOSHUAH (Jesoa, Jesosy) : dia midika hoe "YAHAWEH sauveur". Rehefa nilaza, hatr@ mpaminany maro (ohatra Isaia) Andriamanitra, ary ny anjely Gabriela nampita tamin'i Maria dia niteny hoe "ary ny anaraNy dia atao hoe Jesosy". Niteny matetika t@ mpiray firenena taminy hoe "raha tsy mino ianareo fa IZAHO NO IZY (dikan'ny hoe YAHAWEH) ... dia ho faty ao anatin'ny fahotanareo.
Fa ny ifandraisany amin'ilay fanamarihana dia hoe : tian'ilay YAHAWEH tenenina fa Izy ihany no manana ny maha Izy azy! Fa ny olona noforoniny hitovy endrika amiNy dia mba te hanana ny maha izy azy koa.
PS : Izaho nahatsapa ny tenako ho nitady izay maha izy ahy, niseho ho nanana ny maha-izy ahy, nanana ny principes ny fiainako! Saingy tsy nanana aho! Fa na dia ny principes-ko aza tsy haiko narahina akory.
Ankehitriny aho dia tsy ataoko ho manana ny maha izy ahy intsony, fa fifaliako raha mba ny maha izy an'i Jesosy (Eternel sauveur) no ato anatiko! @izay, je fais parti de celui qui réellement EST.
29. coopsal
(
10/11/2008 09:25)
fahamarinana:
ivavahana koa moa izany ilay Fanahy sy fahamarinana fa tsy angatahana ve ?
==> Hatrizay nivavahako dia nahatsapa zavatra anakiroa aho :
1- Fony aho mbola tsy tena nino an\'i Kristy (kanefa efa tena kristiana nafàna fo)
Nolazain\'ny olona fa mahay mivavaka aho (hatry ny izaho 6 taona izany). Haiko
tsara ny nandahatra ny teny tahaka ny ataon\'ireo mpitari-bavaka mahazatra.
Saingy ny tato anatiko dia vide! Rehefa tsy izaho no manonona vavaka dia na tsy ao ny saiko fa variana mieritreritra anle film nilay b t@ omaly, na ny fifanenako t@ilay sipa aninkeho izay ... \"maso mijery tsy mitondra mody\" hoy aho kanefa ny tato anatiko nisy filàna be nitsiry ary niroborobo tao anatin\'ny fotoana nivavahana (na fotoana hafa rehefa tsy misy zavatra hampiasako saina be iny aho).
Natetika aho no natory ho azy teo am-pandriana rehefa nivavaka.
Fanaoko mihitsy ny miondrika mivavaka isaka ny vao tonga ao am-piangonana (nantsoiko hoe tranon\' Andriamanitra). Na koa eo am-pisakafoanana (fa ny goûter aloha tsizy e!).
2- Rehefa tena nino an\'i Kristy aho (nanomboka ny début novembre 2004) : tsy mbola niova ny fivavako saingy ny foko nahatsiaro tena ho niteniteny foana! Nampianarina fa ny mivavaka dia miresaka amin\' Andriamanitra. Saingy rehefa tsapako ny resaka nataoko tamin\' Andriamanitra dia tsianjery be sy tsi-vokatry ny foko (= tsy fahamarinana). Ohatra :
* Manao aho hoe \"Ray ô ...\" (dia lasa ny saiko hoe, tena mba zanak\' Andriamanitra tokoa ve aho no anao hoe Ray ô ?) Dia lasa tsy te hiteny akory aho hoe \"Rainay izay any an-danitra\".
* Hoy aho hoe \"misaotra anao ...\", matetika aho @ fotoana itenenako izany dia tsy mahatsiaro fisaorana akory ao am-poko, indraindray aza alahelo sy tahotra na hakiviana no tsapako! Tsy te hiteny \"misaotra\" an\' Andriamanitra intsony aho satria efa nino aho fa eo Izy ary fantany fa tsy ao am-poko izay teneniko aminy.
* Hoy aho hoe \"mamelà ny heloko ...\". Fa heloka inona anefa (ohatra)? Mamelà ahy t@ izay nataoko ka tsy nifanaraka t@ sitraponao ... Ilay zavatra tsy haiko akory nefa lazaiko fa ifonako, tsy nekeko akory hoe heloka! (Mampahatsiaro ahy an\'ilay ramatoa izay nanao hoe \"izaho manao rainay izay any an-danitra, fa rehefa tonga eo @ilay hoe \"mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay\" dia tsy miteny intsony aho\").
Raha fintiniko dia, rehefa nino an\'i Kristy \"fahamarinana\" aho dia nanomboka nahatsapa ny tsifahamarinana tao amin\'ny fivavahako.
De finalement nisy fotoana imbetsaka aho mandohalika hivavaka, fa antsasak\'adiny tsy mahita holazaina ao amin\'ilay vavaka, nefa ny foko tena t hivavaka.
Te hivavaka ny foko, saingy tsy mahafantatra izay tokony hotononiko ka tsy ho fiatsaram-belatsihy sy routine fa tena araka ny FAHAMARINANA.
Fa tsapako kosa ao anatiko amin\'ireny fotoana anirian\'ny foko mivavaka ireny ny FANAHIn\' Andriamanitra mampahafantatra ahy ny vavaka tokony hataoko. Tsy haiko hazavaina aminao izay tsapako, tahaka ny tsy ahaizako manazava amin\'iza na iza hoe toy ny ahoana izany tsiro hoe \"mamy\" izany, fa izay mihinana zavatra mamy dia afaka hahafantatra hoe \"mamy\".
Izany no fiainako ny atao hoe \"mivavaka amin\'ny Fanahy sy ny Fahamarinana\".
Ary zavatra hitako voasoratra ao @ baiboly daholo koa izany, efa hitako sy henoko imbetsaka fa raha tsy niainako ilay izy tsy azoko
30. mia
(
10/11/2008 13:38)
Misaotra an'i coopsal fa tena manampy betsaka hampiorina finoana ny témoignage-nao! amiko manokana dia manosika ahy handroso lalindalina kokoa @ fiarahana @ i JESOA. Raha tsy iainana tokoa dia ho resaka misavoana fotsiny ny finoana sy fivavahana. Mila kasihin'ny Fanahy masina tokoa vao mahatakatra zavatra betsaka @ lafin'ny finoana.
Ohatranao taloha mihitsy koa aho hatramizay, monologue fotsiny ny vavaka atao fa tsy tena relation sy dialogue atao @ Tompo, tsy nahay miandry izay valiny fa dia izay tiako atao fotsiny, ary mangataka zavatra no tena betsaka.
Hany ka lasa very ny tena essentiel: dia ilay nouvelle naissance sy communion @ Tompo. Atao inona tokoa moa raha nahazo guérison, fahasitranana, vola, harena sns avy @ fivavahana kanefa avy eo dia ny taloha ihany no averina!
Ny fanjakan'ny lanitra no tena tanjona mba tsy ho very sy ho maty fanahy intsony. Izay tarihin'ny Fanahy sy mandeha araky ny Fanahy no miaraka sy mitoetra mandrakariva @ TOMPO.
Ohatranao taloha mihitsy koa aho hatramizay, monologue fotsiny ny vavaka atao fa tsy tena relation sy dialogue atao @ Tompo, tsy nahay miandry izay valiny fa dia izay tiako atao fotsiny, ary mangataka zavatra no tena betsaka.
Hany ka lasa very ny tena essentiel: dia ilay nouvelle naissance sy communion @ Tompo. Atao inona tokoa moa raha nahazo guérison, fahasitranana, vola, harena sns avy @ fivavahana kanefa avy eo dia ny taloha ihany no averina!
Ny fanjakan'ny lanitra no tena tanjona mba tsy ho very sy ho maty fanahy intsony. Izay tarihin'ny Fanahy sy mandeha araky ny Fanahy no miaraka sy mitoetra mandrakariva @ TOMPO.
31. isangojy
(
10/11/2008 13:56)
Ny fanantenan ny Kristianina @ zao andro farany zao tokony tsy ny hampilamindamina ny fiainana eto an-tany intsony fa ny fahamasinana, satria be loatra ankehitriny ny mena miraviravy ataon i satana, hoy ny Tompo, "Veillez", aoka isika tsy ho isan ny virijiny dimy adala
32. Veloo
(
10/11/2008 18:16)
oy i coopsal
Andriamanitra dia mahafantatra izay ao am-potsika na dia tsy miteny ary isika, mahafantatra ny fanirian-tsika izy. dia miresahy aminy foana.
Mampahery ilay resakao ry coopsal fa dia misaotra betsaka.
Ny ahafantarana fa mbola miasa ny fanahin'Andriamanitra dia ny fiasan'ny sain-tsika ny hanao ny tsara foana fa rehefa tsy misy intsony io dia tadidio fa efa niala izay ilay Fanahin'Antra. Ny fangahatahana ny fanihiny no zavatra tokony ataon-tsika isan'andro.
Te hivavaka ny foko, saingy tsy mahafantatra izay tokony hotononiko ka tsy ho fiatsaram-belatsihy sy routine fa tena araka ny FAHAMARINANA.
Andriamanitra dia mahafantatra izay ao am-potsika na dia tsy miteny ary isika, mahafantatra ny fanirian-tsika izy. dia miresahy aminy foana.
Mampahery ilay resakao ry coopsal fa dia misaotra betsaka.
Ny ahafantarana fa mbola miasa ny fanahin'Andriamanitra dia ny fiasan'ny sain-tsika ny hanao ny tsara foana fa rehefa tsy misy intsony io dia tadidio fa efa niala izay ilay Fanahin'Antra. Ny fangahatahana ny fanihiny no zavatra tokony ataon-tsika isan'andro.
33. ikaretsaka
(
10/11/2008 19:06)
fa tsy mety mazava amiko ityhoe " androfarany andro farany izao " ity
34. fijo
(
10/11/2008 22:28)
ary io totohondry be io ambony io ve mbola andriamanitra ry niryna sa ahoana???
35. niryna
(
11/11/2008 05:56)
ikaretsaka:dia fanahy inona izany ireo manoro anao ireo ? raha fanahin'Atra ve aloha dia hiteny hoe aza mamaky baiboly ?
rehefa tsy manasoa ny manodidina sy somary obscur ny ilazany ny tena tanjona kendreny sy tiany ahatongavana! sy mampijaly sy manandevo (le genre heo ilaozy ny asanao sy izay ataonao rehetra dia mandehana mizara boky sy mi wawawa ery ampovoan'i Times square) sy faly hamahana lalitra fotsiny aloha amiko d'efa tsizy izay e
dia mbola miverina indray ny fanontaniako ,mahafantatra ve isika hoe ity olona ity misy fanahin'Atra ao aminy rehefa mizara ny tenin'Atra izy ?
na mody hitanisa verse bibliques 30 andalana isaky ny mihetsika aza... nefa tsy mahavaly mivantana ny fanontaniana tsotra tokana apetrako
fifaninana masina izany ? hmmmm oka etsy !
ireny indrindra no mampi douter ahy sy mampi te hi challenge...
angaha kosa aloha ika efa naheno an'i satana niteny hoe mandehana lesy mamaky baiboly a,raha misy olona miteny hoe mamaky baiboly ,izany ve tsy tsara sa ratsy izany ?
dia ny mampihomehy aminy sh'aveo dia iny fa misondro-po rehefa tsary mahita argument tsotry de le mi condamner amin'izay heo zahay zao fa nareo satana eeee...
mpanenjika ny tenin'Atra ee oy aho oy eee!raha miteny hoe mpanenjika ny tenin'Atra izany dia tsy fanahin'Atra a hmm ,fanahin'iza izany no miteny an'ilay olona hoe aza mamaky baiboly,aza mitanisa verses (io no fitaovana hiadina ny satana) dia Atra ve izany dia hiteny hoe tandremonareo tsy azo atao ny mamaky baiboly a ?
tonga de tsary izy izayyyyyyy! :-D :-D :-D
36. niryna
(
11/11/2008 06:10)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 07-11-2008 20:56:34
Lohateny : Famantarana fa hoe fanahin' Atra tokoa no miaraka @tsika?
Ahoana tokoa no ahalalana fa fanahin'Atra no miaraka amintsika ?
Io no fanontaniana marobe mipetraka .
Ahoana no ahalalana an'izany tokoa hoe fanahin'Atra ity miaraka amiko ity ,mahanfantatra ve isika sa ?
cutie:miaraka sy mitoetra amin' izay mino an'i kristy ,io fanahy io no manampy an'izay rehetra manaiky an'i kristy ho tompo sy mpanavotra azy ary mpamonjy azy. Hoy ny fanazavan'i kristy ao amin'ny soratra masina hoe Andeha aho hanamboatra toerana ho anareo ka izay hitoerako no hitoeranareo koa ,ary raha andeha aho dia angataka ny raiko aho mba anome anareo ny fanahy masina izay hiaraka aminareo mandrakizay.
Miaraka sa mitoetra???
Dia inona izany no asan'ny fanahy masina ?
Tadidin'i cutie ilay nazavaiko hoe c,c,c,c e ?
the holy spirit convinces ,corrects ,confirms ,cleans and equips us and he teaches us also to do the right thing
Io fanahy masiny io no mandresy lahatra ,manitsy,mampahafantatra ,manadio,mamatsy antsika(manazava na manoro) ...io ihany koa no mampianatra antsika anao ny marina ary mampahatsiahy rehefa manao ny tsy mety isika
mazava ve ?
37. badboy
(
11/11/2008 07:43)
coopsal >> Efa mahafinaritra ilay fandinihina, fa rehefa hanome fanazavana ihany dia aza tsiponina!! Ny anaran'i Jesoa akory tsy 1 ihany fa maro tahaky ny hoe "EMMANUELLE" na koa hoe ilay miaraka amin'Atra!!
Nisy nilaza koa ao ambony ao (tiff) fa ny zavatra rehetra atao ampitiavana dia avy @ fanahin'Atra!! Ohatry ny hoe mamerimberina ity ohatra ambany ity foana izany ny tenako fa toa tsy mampihotsona ny sasany, asa mety ho @ mahafanatika azy mihintsy angamba no tsy ahitany ny loza vokarin'ny hevitra avoakany!! Aza adino hoy aho, averiko eto indray, fa ny filazana ny fitiavana an'Atra sy ny ny mpiaramino aminy no antony nanapoahan'ny arabo avion tany USA sy anapoahany ny vatany sy ireo izay manodidina azy!! 8-) 8-)
Nisy nilaza koa ao ambony ao (tiff) fa ny zavatra rehetra atao ampitiavana dia avy @ fanahin'Atra!! Ohatry ny hoe mamerimberina ity ohatra ambany ity foana izany ny tenako fa toa tsy mampihotsona ny sasany, asa mety ho @ mahafanatika azy mihintsy angamba no tsy ahitany ny loza vokarin'ny hevitra avoakany!! Aza adino hoy aho, averiko eto indray, fa ny filazana ny fitiavana an'Atra sy ny ny mpiaramino aminy no antony nanapoahan'ny arabo avion tany USA sy anapoahany ny vatany sy ireo izay manodidina azy!! 8-) 8-)
38. tywa68
(
11/11/2008 12:03)
Rehefa manosika anao hanao asa soa sy hizara ny fifaliana tsapanao ilay finoanao, d efa fanahin'Atra no miasa @izay e.
