zamerika sy ny kolontsaina.

1. fijo ( 07/11/2008 22:08)
nijery fandaharana momba an'ny zamerika sy ny kolontsaina aho,ary tonga saina.
tongasaina aho,satria i zamerika irery no firenena tsy manana minisiteran'ny kolontsaina,nefa dia ny azy no kolontsaina manenika ny tany.raha tsorina dia ny azy no mandroso indrindra.
hoy "jimmy carter"raha asiana minisitera ny kolotsaina,dia hamono azy izany,satria voafetra sy voafetrana ny fivelarany"ary tena marina izany.
ny tsy fisian'ny minisitera dia mitaky fandraisan anjaran'ny vahoaka hampiroborobo n ykolotsainy,ary rehefa ny vahoaka no manohana azy,dia tsy hirodana izany.ka sao dia mila mandinika ny mpitondra maro?

2. ikaretsaka ( 07/11/2008 22:46)
tsy ministera (izany hoe ny fanjakana) no mikarakara ny kolontsainan'i Zamerika ry fijo fa sehatra tsy miankina an..
bizna daholo ny azy io
ny musee, ny sport , ny rating an'ny fandaharana cinema, ny showbiz sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6765