Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naughtyboy
(
11/11/2008 10:30)
mitombina v le\"tsisy romanss ra tsisy finanss\"sa haitraitra
tsy isika @ zao fotoana ihany no lasa saina @ fanotaniana io fa efa atr@ nahatany ny tany ,resaka fiarahana na atr@ fanambadiana sy fanabeazana ny ankohonana de safidy no mitondra fahombiazana @ olona...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 30/11/2008 10:49
salema
(
11/11/2008 09:57)
mangataka hira ny bessa kely
mangataka hira ny bessa mitondra ny lohateny hoe foiko manontolo
sy i mirado izay rehetra misy de misaotra antsika rehetra izay mahay azy ny tenanay (l) ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 12/11/2008 06:17
badboy
(
11/11/2008 07:59)
Ny fahandriampahalemana
Isaky ny manokatra gazety isamaraina (Ma gazety, express, midi, taratra.....) dia tsy maintsy misy lohateny faty olona, na vahiny io na teratany, izay vokatry ny fakana ankeriny ny volan'ilay olona vo...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 12/11/2008 04:53
badboy
(
11/11/2008 07:49)
Fametrahantanana
Nijery fandaharana @ TVM aho indray andro dia taitra tampoka naheno ny filazan'ity pasitera iray, ny fandaharampitoriateny moa no mameno ny fahitalavitra, ny ilana ny fametrahantanana! Hoy izy : rehe...
tohiny
novalian'i prime ny 26/11/2008 08:04
artinamus
(
11/11/2008 06:41)
solfa: HAY TEO FOANA I KRISTY
mba somary mitady an'io solfa io smary maika ra mbo misy afaka manome! de msaotra dieny mielou daholo...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 20/11/2008 05:36
bazylou
(
11/11/2008 00:17)
gasy jamban'ny trosa
Maro amin'intsika malagasy no faly fotsiny mahita hoe mandray francophonie,sommet union africaine,fanamboarana lalana...........Nefa itsika ihany anie no hanefa an'ireny trosa ireny any aoriana any eh...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 16/11/2008 11:40
bazylou
(
11/11/2008 00:04)
ho avy aty STRASBOURG hono le8
hisolelaka sy hangataka ranony amin'ny eropeana, hampitombona ny trosan'ny gasy !!! :-D :-D :-D tsy misy atao marina le io ka mandany kerosene maketsy sy makeroa hangathana.... ny eo an toeran aza ...
tohiny
novalian'i penguin ny 13/11/2008 15:02
zoukimi
(
10/11/2008 23:52)
Gasy ve afrikanina sa ...
Hevitry ny maro mahataka-davitra:
Efa norantovina tany am-pianarana fony fahakely ihany ny fiavian' ny malagasy fa raha atao ary ny fandinihana dia afrikanina ny gasy sa indonesiana sa sns ...
:?:...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/05/2009 14:01
bazylou
(
10/11/2008 23:45)
dia izany ve no fandrosoana e???!!
Dette publique en 2009
14 millions d’Ar. par personne
lundi 10 novembre 2008, par Léa Ratsiazo
Chacun de ses ramasseurs d’ ordures a 14 millions de dettes, pour 2009 En 20...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/11/2008 00:19
fijo
(
10/11/2008 22:16)
pretra boxera
tamin'ny canal + androany,nisy vaovao avy any jerosalema,dia nilahatra ny pretra ortodoxa,di anifanena tamina pretra (kristianina )ihany koa fa hafa.de asa izay nanjoa tao,fa totohondry be mihintsy no...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/11/2008 22:22
dera82
(
10/11/2008 21:06)
kaly atoandro sy hariva
Fa maninona ny vazaha no tsy mikory taolana?...
tohiny
novalian'i Samoana ny 10/12/2008 16:52
melody
(
10/11/2008 19:18)
Ianao You
Mitady ny tonokiran'i Marion, io ambony io ny titre izay manana e, misaotra bdb...
tohiny
novalian'i melody ny 12/12/2008 09:44
Rafisainana
(
10/11/2008 18:19)
azo antsoina oe aretina v ny mitia?
MEty ho fahorina ve ny mitia sa aretina ry zareo zany mitia!
sa masoandro tsy hay saromana?...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 13/12/2008 22:39
melody
(
10/11/2008 18:09)
Boboh Mahavanona
Mitady ny tonon-kiran'io mpihira ambony io izay manana e, titre: ISIKA ROA
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x4qhry_isika-roa_music
MISAOTRA E!...
tohiny
novalian'i melody ny 12/12/2008 08:56
Iarindrano
(
10/11/2008 17:31)
mitady chanteur-chanteuse
Salama daholo, mba mitady ankizy izay mazoto ny mba te hihirahira izahy, izany hoe ny pitendry zava-maneno efa misy , fa tsy ampy mpihira zany demba miandry antsika izay mazoto, mandefasa hafatra....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2008 06:20
isangojy
(
10/11/2008 14:07)
IZA MARINA NO TENA BIBIDIA, ARY IZA LAY PAM-S
Be dia be mihitsy amin zao ny famosahankevitra momba ny bibidia 1e sy ny paminany sandoka, iza marina izy ireo e! mety vatican ve sa Amérique sa Russie sa Prince William des Windsor, iza lay Babylona...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/12/2008 16:10
kidoropamba
(
10/11/2008 11:00)
Resaka politika sy fitombe...
Mety gagagaga angamba nareo amin'ity lohateny ity fa izao: Reraka hono ny fitombenan'ingahy Ravalomanana @ ity raopilany "AiriforsaOuana" ity ka mitady hividy raopilanina vaovao sy mantanjaka kokoa i ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/12/2008 12:23
rabilabila
(
10/11/2008 09:43)
Mama Africa
Maty tany Italie i Myriam Makeba .
Hoa n'ireo mbola tanoranora angamba ny ahalalanareo azy dia ny fiarahany nihira t@ Paul Simon ,na koa ilay hira hoe "Pata,pata".
Amiko izy dia taratra amin'ny ad...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 13/11/2008 21:38
klauma
(
10/11/2008 08:06)
Namana
Asa raha mba fantatriny olona marina ny tena dikan'izany hoe namana izany! tsy fifankantiavan'olondroa lahy sy vavy akory, fa namana tsotra nefa tena namana, sady mahatoky no azo iresahana ny zavadreh...
tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:14
xxx
(
10/11/2008 06:27)
Mangana
Mba torohy hevitra kely aho ry zareo
raha misy mangana amin'ny vatana , ahoana no fanalàna iny haingana
mba ho afaka , misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2008 06:44
