Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i klauma, milahatra araka ny daty
klauma
(
23/02/2009 11:14)
sarotra ny fiainana
inona no atao, aiza no hahita, iza no mba hampindrana, izany no fanontaniana mipetraka isan'andro vaky! ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 24/02/2009 18:24
klauma
(
13/02/2009 07:35)
fiovan'ny toe-tena
salama daolo!
in kay no mety mahatonga ny vehivavy ho lasa mangatsiaka (froide)!
mitombina ve fa rehefa mampiasa fanabeazana aizana dia mitarika izany!
...
tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 19:57
klauma
(
04/12/2008 08:30)
fihaonana
salama daholo ny mpiserasera rehetra!
hono hoa rizareo! efa mba nisy ve hetsika nihaonan'ny mpiserasera eto an-tanindrazana sa tsia! ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 04/12/2008 09:03
klauma
(
25/11/2008 07:14)
tohiny( ody fitia)
lazaiko anareo fa nisy olona tratran'io! eny mety tsy hino ianareo nefa tsy maninona izany, ny ahy fitantantaràna ny tranga hitako!
lehilahy vahiny izy io fa tsy malagasy akory! ary dia tena voa maf...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:43
klauma
(
21/11/2008 08:23)
tsy fitiavana fa fitadiavana tombontsoa !!!
tena misy marina kay ny ody fitia! tsy hoe izaho no voa tsy akory fa nahita tranganjavatra mbola tsy fahitako a! mitandritandrema ihany re ol fa gravy be ny voany!!!
ary dia tena misy tokoa ny ratsy ...
tohiny
novalian'i menvasoua ny 17/12/2008 09:17
klauma
(
10/11/2008 08:06)
Namana
Asa raha mba fantatriny olona marina ny tena dikan'izany hoe namana izany! tsy fifankantiavan'olondroa lahy sy vavy akory, fa namana tsotra nefa tena namana, sady mahatoky no azo iresahana ny zavadreh...
tohiny
novalian'i mangamaso ny 15/11/2008 20:14
