azo antsoina oe aretina v ny mitia?

1. Rafisainana ( 10/11/2008 18:19)
MEty ho fahorina ve ny mitia sa aretina ry zareo zany mitia!
sa masoandro tsy hay saromana?
2. Veloo ( 10/11/2008 18:28)
vo-janahary ny fitiavana fa tsy aretina. :wink:
3. ni81 ( 10/11/2008 21:17)
vo-janahary ny fitiavana fa tsy aretina.
marina tokoa izany
4. kia ( 10/11/2008 21:32)
tandremo koa anefa fa fitiavana mety maha lasa adala rehefa diso toerana .
5. ni81 ( 10/11/2008 21:33)
tandremo koa anefa fa fitiavana mety maha lasa adala rehefa diso toerana .
:lol:
6. kia ( 10/11/2008 21:39)
ka raha mitia ianao , nefa tsy tian'ilay tiavinao , tsy mitady aretin'andoha ve izany ?
7. ni81 ( 10/11/2008 21:42)
ka raha mitia ianao , nefa tsy tian'ilay tiavinao , tsy mitady aretin'andoha ve izany ?
dia tadiavina izany izay marimaritra iraisana koa! rehefa tsy any dia mipitsika
8. kia ( 10/11/2008 21:47)
mora lazaina fa sarotra atao , le tia anie no marary , fa le tsy tia moa , ahoany inona izany ? manana hafa izy , na efa misy miandry any ho any , io le hoe ny mandao tsy maintsy mandresy , satria .....
9. ni81 ( 10/11/2008 21:51)
mora lazaina fa sarotra atao , le tia anie no marary , fa le tsy tia moa , ahoany inona izany ? manana hafa izy , na efa misy miandry any ho any , io le hoe ny mandao tsy maintsy mandresy , satria .....
hay ve izany e! :(
10. kia ( 10/11/2008 21:58)
ka rehefa mba sendra ny tia sy ny manina moa , dia tonga lafatra , fa matetika fitiavana sadasada , miaro zavatra maizina , io le loza be !!!!
11. ni81 ( 10/11/2008 21:59)
ka rehefa mba sendra ny tia sy ny manina moa , dia tonga lafatra , fa matetika fitiavana sadasada , miaro zavatra maizina , io le loza be !!!!
izany hono ry Rafisainana a!
12. zoukimi ( 10/11/2008 22:49)
"AZO" heritreretina hoe tsimok' haretina ny fitiavana, fa mitondra haretina manadala sy mahafinaritra

:lol:
13. xxx ( 10/11/2008 23:03)
Rafisainana:
MEty ho fahorina ve ny mitia sa aretina ry zareo zany mitia!
sa masoandro tsy hay saromana?


Fahoriana miterak' aretina nefa koa masoandro tsy hay saromana :lol:. Efa azonao ihany ange ilé izy e!. Fanazavana: tianao ko ilay olona notiavinao (masoandro izy eto), fa raha tsy tia anao izy (fahoriana indray eto), rehefa lasa obsédé amin'azy iny enao (aretina indray izy eto).
14. Papoose ( 10/11/2008 23:05)
:-D :-D :-D
15. zoukimi ( 10/11/2008 23:09)
raharaha tadiavina hoà io! toy ny sakay efa fantatra fa masiaka nefa lerana ihany
8)
16. vale ( 11/11/2008 02:28)
:-D :-D
17. pika ( 11/11/2008 04:07)
rehefa tena enao vao tena hoe mahatsiaro mijaly
tsy tena tia hono anefa raha tsy nitomany
fijaliana ilay izy izany ko
18. badboy ( 11/11/2008 08:01)
Izay tia adala!!!!

Miteraka adalana ny fitiavana fa tsy aretina!! 8-) 8-)
19. Rafisainana ( 11/11/2008 18:55)
Mafnartr daôly ny adievtrnareo!
Fa amiko mantsy lay tia toa haf² ihan!
rehf ts aborak mants lay eta² de tô mikik mints ny ao anaty ao sa aôn ozy tsik?
tô tsy mampandry ny saina fa ten mandany ny fanana!
20. ni81 ( 11/11/2008 19:14)
Mafnartr daôly ny adievtrnareo!
Fa amiko mantsy lay tia toa haf² ihan!
rehf ts aborak mants lay eta² de tô mikik mints ny ao anaty ao sa aôn ozy tsik?
tô tsy mampandry ny saina fa ten mandany ny fanana!
ka inona no misakana anao tsy hamboraka azy @ zay tokony hiantefany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.263