azo antsoina oe aretina v ny mitia?
21. ainaheri
(
13/11/2008 16:59)
Rafisainana:
MEty ho fahorina ve ny mitia sa aretina ry zareo zany mitia!
sa masoandro tsy hay saromana?
Arakaraky ny fitondranao azy iany io ka,raha hainao ny mandanjalanja azy ,ataoko tsisy ny olana.........
23. Rafisainana
(
16/11/2008 18:42)
[/quote] ka inona no misakana anao tsy hamboraka azy @ zay tokony hiantefany?
[/quote]
Ny dinika @ko r C a D zao :
Misy ny saina, misy ny fo ary misy ko ny fanahy ankoatrizay ny vatana!
Ny maso no ampiasaina handinihina @ireo!
Refa manda ve ny sainao dia de ny fo no entina ra manaiky? lay saina mnda D zao! efa mahafantatra ve enao oe antsana D mbôla dikaina ihany! ny fihetsiny tombanana mantsy fa toa tsy misi fihetsem-po ny ho tia izy, avy hatrany D mihaotra ny saina hoe toa tsy miraik @ko anie izy zany e!
Ny ao am-po anefa mangotrangotra be ihany! ny fanahy efa manofy any @tontolo hafa! INONA NO ATAO ZANY KA !
24. ni81
(
16/11/2008 18:49)
Ny dinika @ko r C a D zao :ny vava koa azo ampiasaina hilaza ny zavatra tiana ambara ka :lol: ianao kosa kay mahay maminany ka mahafantatra ny ao am-po tsy miloaka koa :roll:
Misy ny saina, misy ny fo ary misy ko ny fanahy ankoatrizay ny vatana!
Ny maso no ampiasaina handinihina @ireo!
Refa manda ve ny sainao dia de ny fo no entina ra manaiky? lay saina mnda D zao! efa mahafantatra ve enao oe antsana D mbôla dikaina ihany! ny fihetsiny tombanana mantsy fa toa tsy misi fihetsem-po ny ho tia izy, avy hatrany D mihaotra ny saina hoe toa tsy miraik @ko anie izy zany e!
Ny ao am-po anefa mangotrangotra be ihany! ny fanahy efa manofy any @tontolo hafa! INONA NO ATAO ZANY KA !
25. sitlo
(
17/11/2008 16:05)
Ny ao am-po anefa mangotrangotra be ihany! ny fanahy efa manofy any @tontolo hafa! INONA NO ATAO ZANY KA !
Tsy misy mangataka voa-tehamaina izany fa andramo any aloha. Rehefa voafelaka ve tsy hoe nanao ny tsy nambinina eh.
26. sitlo
(
17/11/2008 16:09)
azo antsoina oe aretina v ny mitia?
Maladie d'amour, maladie de la jeunesse...
Si tu n'aimes que moi, viens me prendre près de toi
hahaha
28. kotobekibo
(
22/11/2008 10:51)
Mankarary ny mitia .
Mahalasa adala , mankahia .
Mampiataka @ maro .
Mahalasa saropiaro .
Tsy ahavitana izay atao ,
Fa mampanjombon-dava izao .
Tsy za no namorona an'io fa mba mpindrana fotsiny koa :-D :-D :-D
Mahalasa adala , mankahia .
Mampiataka @ maro .
Mahalasa saropiaro .
Tsy ahavitana izay atao ,
Fa mampanjombon-dava izao .
Tsy za no namorona an'io fa mba mpindrana fotsiny koa :-D :-D :-D
30. kotobekibo
(
23/11/2008 21:14)
raha izany d tsy aretina fa mahatonga ny aretina , manapaka lalan-drà an'ireo faibles avy hatrany mihitsy an! :-D :-D :-D
32. Papoose
(
29/11/2008 20:36)
kotobekibo, raha marary ny mitia enao dia mi deprime dia mety hihena ny kibonao! :-P
33. cutie
(
29/11/2008 20:46)
de raha mi deprime @ kibo mihena de misotro toaka @ zay mitombo ndray :-D :-D :-D :-D
34. Rafisainana
(
07/12/2008 21:35)
Ts ten toy n mlalao afo ndray ve zany klé?
toa hanabe olatra ndray?
@ko ny tsara angamba d aleo tsy mirotoroto sao vodi-vato no miandr ao ariana ao ko!
toa hanabe olatra ndray?
@ko ny tsara angamba d aleo tsy mirotoroto sao vodi-vato no miandr ao ariana ao ko!
35. xxx
(
08/12/2008 15:33)
maharar ny mitia ar rhf tafidtr matotr tsar ny fitiavn fa tsy oe androan slow,rapts metal,de manoatrn herin' ny fahaftsan izy izany oe betsk ny efa nahafaty oloun amin fitiava tena fitiavn, ary tsy ho voafaritrao ny heriny fa misy oloun manoman valifatim pitiavan ao antin 10taon,efa nisy tany dago zany satri polisy tany ah taloh
36. andrywui
(
08/12/2008 15:40)
marina ny an'i rapolisy tena manaiky aho fa tsy misy fetrany ny fitiavana raha tafalenyika lalina aminao izy ,fa le oe hamaly faty amin fitiavana aloh sarotra
fa an'A/tra izany.ka tsy mety n oe hanomana valifaty ny fitiavn ao anatin 10taona zany,ra tsy oe anga defa tena nisy tsy rariny be tao,nef na izany aza isik ts tompon aina
fa an'A/tra izany.ka tsy mety n oe hanomana valifaty ny fitiavn ao anatin 10taona zany,ra tsy oe anga defa tena nisy tsy rariny be tao,nef na izany aza isik ts tompon aina
37. Rafisainana
(
08/12/2008 21:17)
Raha naboraka aza ilay fiti t@le nifandrif az ka nolavn, d taty aorian kel nahit loharano hafa nanala ny heta²n'ny tany maina ilay nanan fiti! kanjo avy ilay talo! de mety hiteraka haretina indray ve ny fiverenany? sa tkony hanao vali-faty ko ny ten @zany?
38. andrywui
(
09/12/2008 16:49)
ra fisainana a ten mis ny valifatimpitia ary tsy miseh io fa valifaty mangin satri tsy mis mahatsap ny heriny sy ny hirifiriny ny oul,tadidio le oe MAHERY noh fahafatesana nyFITIAVANA/ka ny aza mifanena amizany ihany fa ho trobatrobaran angamb hanalany ny fony voadona bedebe ny tantara otrizany fa rehf miseh le izy vo samy gaga daoul oe vitanilery ve zany na oe vitanini sipa iny ve zany!!!!
39. Rafisainana
(
09/12/2008 20:33)
Misy ny valifatim-pitia, kanefa @ko io tô fanofodiny ihany satri lay fiti nitrik ela tao anaty zay nitondra aretin dia ny fiovana no fanafodiny ka!
40. andrywui
(
11/12/2008 11:17)
rafisainana jereo le tenin rapolisy ery oe 10taona on lery nai kala tsy haiko nanomana valifatin'ny fitiavany foana za zao sur fa izy irery no nanamboatra anzany tao vao nilaza tamnoulizy de norarana!!!de ozy rafisainana oe fitia niotrika ele de miova no fanafodiny!!tsoriko amin fa ra resaka hafa izy io mety nadabony tany araka ny teninao fa io resaka fitiavana io de misy marin ny anrapolisy oe 10ans niomana am valft satria kou ane otrn'ny oe resy iano ra tsy mahatanteraka anzay anga fa ts vitanle oe miova de vita fa maharary iany!!fa kosa ny annulation physik no tsy mety satri A/tra irery ihany no tompon aina
