Ianao You
1. melody
(
10/11/2008 19:18)
Mitady ny tonokiran'i Marion, io ambony io ny titre izay manana e, misaotra bdb
novalian'i melody ny 12/12/2008 09:44
4. ni81
(
13/11/2008 09:00)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/marion/video/x58gkj_marion-ianao-you_music io ry diams raha handika ny tonony ho azy ianareo a! :)
5. diamondra27
(
13/11/2008 09:18)
:-D :-D :-D :-D
saotra fa tena tsy arako le vokabilera sy le melodie
miavona tsy miteny hono e
ra toa ka tsy ampy anao ny any ambadimbadika any
oh la la kalou hianatra rythme fa mbola tsy maharaka
baby a
saotra fa tena tsy arako le vokabilera sy le melodie
miavona tsy miteny hono e
ra toa ka tsy ampy anao ny any ambadimbadika any
oh la la kalou hianatra rythme fa mbola tsy maharaka
baby a
6. melody
(
13/11/2008 09:59)
Belami: io izany ilay hira e, io nalefany ni81 io
ni81: misaotra akia :-*
diamondra27: tena tsy araka marina ilay ritma e, malaky nefa manja ilay izy :)
ni81: misaotra akia :-*
diamondra27: tena tsy araka marina ilay ritma e, malaky nefa manja ilay izy :)
20. melody
(
14/11/2008 11:15)
cutie: tsy maninona akia na tsy tia R&B aza indry a, ny ahy tiako refa mozika d mitady ny lyrics refa tena tiko be :D
:-* :-*
:-* :-*
