Ianao You

1. melody ( 10/11/2008 19:18)
Mitady ny tonokiran'i Marion, io ambony io ny titre izay manana e, misaotra bdb
répondu par melody le 12/12/2008 09:44
2. Belami ( 13/11/2008 00:18)
ahoana io hira io ?
3. diamondra27 ( 13/11/2008 08:54)
omeo mp3 we henoina azy klou
4. ni81 ( 13/11/2008 09:00)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/marion/video/x58gkj_marion-ianao-you_music io ry diams raha handika ny tonony ho azy ianareo a! :)
5. diamondra27 ( 13/11/2008 09:18)
:-D :-D :-D :-D

saotra fa tena tsy arako le vokabilera sy le melodie
miavona tsy miteny hono e
ra toa ka tsy ampy anao ny any ambadimbadika any

oh la la kalou hianatra rythme fa mbola tsy maharaka
baby a
6. melody ( 13/11/2008 09:59)
Belami: io izany ilay hira e, io nalefany ni81 io
ni81: misaotra akia :-*
diamondra27: tena tsy araka marina ilay ritma e, malaky nefa manja ilay izy :)
7. cutie ( 13/11/2008 22:41)
melody
za alou tsy de tia an'ty R&B ty fa miala tsiny :-D
8. ikaretsaka ( 13/11/2008 22:52)
B&R ihany no tian'i cutie mou o? Broke n'robbed
9. cutie ( 13/11/2008 22:53)
heavy metal no tiako raha misy any :-D
10. ratonga ( 13/11/2008 22:54)
:-D :-D :-D
11. ikaretsaka ( 13/11/2008 22:56)
ary hitako le zaza ty no mavesatra....
kay NIN be
12. cutie ( 13/11/2008 22:56)
in ndray zao no mampime eo :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
13. ratonga ( 13/11/2008 23:12)
:-P :-D :-D
14. cutie ( 13/11/2008 23:13)
ary ny an'i ratonga kay no lasa alou lol
15. cutie ( 13/11/2008 23:14)
efa zakan'i ika nga za no we :-D :-D :-D :-D
16. ratonga ( 13/11/2008 23:17)
vô maika ah =)) =)) =))
17. cutie ( 13/11/2008 23:18)
lasa za fa ataon'i ratonga fimehezana fotsiny :-D :-D :-D
18. ratonga ( 13/11/2008 23:21)
:? :cry:
19. ikaretsaka ( 13/11/2008 23:33)
cutie:

efa zakan'i ika nga za no we :-D :-D :-D :-D


efa nandramako nobataina fa eeeee
20. melody ( 14/11/2008 11:15)
cutie: tsy maninona akia na tsy tia R&B aza indry a, ny ahy tiako refa mozika d mitady ny lyrics refa tena tiko be :D
:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1787