Ianao You

21. cutie ( 14/11/2008 16:22)
:):):):)
22. melody ( 14/11/2008 17:16)
cutie: maninona zah no hitsikindry fotsiny?hihihihi
23. cutie ( 14/11/2008 17:39)
tsiky de ampy ka hihihihi
24. melody ( 14/11/2008 18:55)
dia eto indray isika roa izany an, jereo ny mailndry moa e :wink:
25. cutie ( 14/11/2008 19:21)
eto ndray alou mandra pa :-D
26. melody ( 14/11/2008 19:26)
izay mihintsy ka, mazoto ary e :wink:
27. cutie ( 14/11/2008 19:28)
efa nojeren-jy ve le mail? :wink:
28. melody ( 14/11/2008 20:02)
ie, hitako merci :-* :-* :-*
29. RAKVOL ( 16/11/2008 21:20)
Mba omeo nytonon'io hira io hoe fa ohatry ny tsy mahasosostra mihaino azy ,azafady indrindra raha azo atao ;efa mba nijery ihany aho fa tsy misy .Misaotr amialoha .
30. melody ( 17/11/2008 16:05)
RAKVOL, izaho akia mola miandry izay mba afaka hanome ny tononkira fa tena mbola tsy misy a, refa misy ve tsy ho hitanao eto ihany e! Handao hanao antso miaraka isika so d mba misy maheno ihany refa ela ny ela e! :wink:
31. cutie ( 19/11/2008 22:40)
mba adikao moramora eo akia ry melody fa njy aza efa tia an'le hira koa :-D
32. fijo ( 19/11/2008 22:46)
hay ve misy metaly be ato e
33. cutie ( 22/11/2008 01:17)
zao ve vo hay :-D
34. melody ( 22/11/2008 11:44)
cutie: efa niteny andry ange izaho fa tena useless manaraka hira izany e, fa nanao bribe any neveu keliko izaho handika azy :D
fijo: nga metal indray izy io e? :lol:
35. cutie ( 28/11/2008 21:17)
efa vita ihany ve zao fandikana hira zao e :-D
36. fijo ( 28/11/2008 21:22)
tsa mba haiko hoe metaly ko
37. cutie ( 28/11/2008 21:24)
efa hay izy zao :-D
38. FITAH ( 10/12/2008 08:39)
nanaƓna ny fiafaran'ilay dikahira ry melody a!raha mbola mitady nareo de za manana an'io hira io mitsy sa tinao ny hiraiko azy eo imasonao? :-D
39. melody ( 12/12/2008 09:44)
FITAH: woaw, hirainao eo imasoko ve? tena vao miasa manja be, rahoviana?hiiii
halefaso eto moa ny tonony raha misy any aminao e, misaotra bdb :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458