Resaka politika sy fitombe...

1. kidoropamba ( 10/11/2008 11:00)
Mety gagagaga angamba nareo amin'ity lohateny ity fa izao: Reraka hono ny fitombenan'ingahy Ravalomanana @ ity raopilany "AiriforsaOuana" ity ka mitady hividy raopilanina vaovao sy mantanjaka kokoa i nedala @ ireny fitsangantsanganana any ivelany ireny.

Izany hoa raha bandy mpanao politika gaigy lahy satria tena tsy mandraharaha izany vahoaka izany mihitsy fa ny azy ihany no ao andohany.

Ie. Hividy raopilanina ny anao lahy @ izao kirizy maneran'izao tontolo izao sy ireto trosa (14 miliona ariary isaky ny gasy velona iray) babean'ireto gasy mitondra vintan'ingahy balita ireto.

Atao aiza i airforca ouany? ohatrinona no hividianana an'izany raopilany vaovao izany ary volan'iza no ampiasaina @ izany???? hin!hin!hin!hin!hin!

Tratra ihany hoy izy ny tanjona satria raha 3 ny firenena goavana tokony notsidihany t@ 2008, ka 5 be izao hono no tratra, ka tena endriky ny fandrosoana io hoy ranamana ka mendrika hividianana raopilanina vaovao mihitsy.

Hoy aho hoe: resaka fitombenanana marary @ voayazy avy dia efa amoahana vola miliona dolara maro dia maro. Efa mitapy ve ity metisy sinoa lahy Ravalomanana ity sa tia manao sangy ratsy @ vahoaka malagasy be konetaka sy kamo be tenda ka manararaotra ny fahanginan'i gasy zatra jaly sy miaina @ loto sy rano maimbo?

Raha marary indray ny fitombenan'i madama dia mety airbus 380 no indray hovidina amina trosa avy @ ireo Banky mondialy sy ny karazany.

Mazana hoa ity mpanao politika ity marina e.

novalian'i andrywui ny 11/12/2008 12:23
2. zoukimi ( 10/11/2008 23:32)
3. xxx ( 11/11/2008 00:14)
:? :?
4. ravatorano ( 11/11/2008 04:49)
:oops: :oops: :oops:
5. xxx ( 11/11/2008 05:26)
Fa maninona tokoa moa no 7mbenn... fa tsy 6mbenn na 2mbe na 8mbenn...
6. tsimati ( 12/11/2008 07:41)
7mbenan'i Kidoropamba efa miketrona ka mialona.
7. kidoropamba ( 12/11/2008 15:17)
Tsy misy fialonana fa malahelo ka tena malahelo mahita filoham-pirenena tsy manaja tena ka hihomhezan'izao tontolo izao.
Niala olona bado ny ao zamerika, marina ny azy.
8. penguin ( 13/11/2008 15:19)
Fera mahamay hipasoana ny 7tombenan'i kidoropamba efa mivalombalona izany éééé!!!! Resaka 7mbenana no tena hain'i kidoro zany.
9. andrywui ( 10/12/2008 10:48)
mahay miari-pery iRagasy ry kidoropamba a!! fantatr ian ane le izy oe ten ihinan'ny malotony aminity ra8 ity koleaz!! fa ty no oulan ane Rakidoro o na ny maloto hoanina aza tsy misy aminzao e!! ka aiz no hananana hery hanao boxe amindr lerony fa ze afaka miainga manana ny atorak amin'ny gasy reetr no mb tokon hi bouge de miaing mlam eny ny pokna mafiad fa ra vao miaing eo kou ane ka ratsy frein, tong de mamboly coco ary Antanimora ary e!!!kay!kay!kay!
maharary any ny lasa any! fa ra mivoak kel ny renivhtr ane de zara misy misakafo ny gasy e!!presk zao no sakafo eny ,mangahazo atao be no oanina amin'ny 10h30 eo, tsis petydezene zany! de n hariva ndray atao aloulo ka vary maina ndray no eo ra mahita,de matetik mitsong anana eny atsaha eny na ranon'apango asiana sira na sira no hinanana azy.Tsy oe ts tia azy ane, fa nampanaten zavtr be loatr lengama e!! "otran defa oe trafokena mihitsy
no atao toko" tam fampanatenn nataony tam2002...kay izy irery no nanao toko anle trafokena fa ny pokna vizana teo amin'ny tsimisy daouly
10. penguin ( 10/12/2008 15:52)
Kay ve efa nihinana maloto nasesiky ny tananareo nareo e ? Ny Malagasy misahirana ary mitady lalana hivoahana fa tsy mihinana maloto izany. Nareo irery mahazo miletra tsara. =)) =)) =))
11. andrywui ( 11/12/2008 12:23)
nareo tsin mahaz ranondranon ao kou ahit ny fijalian malagasy aty ambany aty ve?? zany no tena fiainan'ny gasy any ambanivolo any zany!!fa nareo sy ny patron nareo voky de heverinareo fa voky toa anareo ireo fadiranovana ireo..
tsy misy malagasy tafavoaka zany ao fa ny 5% akaiky vilany toa anareo no be kibo amin volambahoaka ao!! ny malagasy an!!de na izy mihoapapana ny fananany na izy fadiranovana!! fa aza odianareo fanina ny faorin'ny mpiray tanindrazana e!! fa ze mitady hiavotra de adoboka tsy ahazo hitraka zay no ao (ex:trois freres,mpanao fromage n'antsirabe,...)alaina bodoina aminkery ny tanin'oul reetr ze tsaratsara(ex:lemak'alaotra,plagen 'antonibe analalava,iza i andry naka ny tanin'ankorondrano analavory?...)diniho ze marina jereo ze mahitsy fa na samihafa foko aza ny malagasy de havana daoul ireo.azafadddddyyyy ooooo!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2161