Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naughtyboy ( 15/11/2008 14:35)
ifarana rapitso ny fivoriany G20 /Washington momba ny krizy.
noho ny rivotry ny krizy aratoekarena miseho @firenena maro erantany izao de nanomboka,nikaondoha ireo filoha sy mpisolo tenany fifandraharahana aratoekarena erantany andro vitsy2 izay ary ifarana rap... tohiny
novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:09
bor2lais ( 15/11/2008 13:51)
Finoana, fanantenana ary fitiavana
\"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana : fa ny fitiavana no lehibe amin\'ireo\" Fantatry ny Kristiana loatra io andininy (faha 13 toko faha 13... tohiny
aah ( 15/11/2008 08:32)
NY MPIANTAFIKA Gospel
Salama tompoko. Mba te hanazava amin'ny mpamaky mikasika ny groupe évangélique "NY MPIANTAFIKA Gospel". NY MPIANTAFIKA Gospel dia tarika ara-pilazantsara niforona ny volana jolay 2008.Miangaly m... tohiny
rearea ( 14/11/2008 18:09)
the regret is never before
inagaviana izay manana io tononkira io misaotra mialoha... tohiny
naughtyboy ( 14/11/2008 18:03)
...aiza ndray nareo @ reto mpiangaly piano reto..
http://fr.youtube.com/watch?v=g8N-i8JAEeE tena saina tia mikarokaroka izao ...lasa ihany saiko ra mba afaka mifaninana @ bandy ny sipa @ resaka otrzao =)) =)) ... tohiny
Noue ( 14/11/2008 17:16)
tena nahita atao mahintsiny
tena nahita atao mahintsiny ry zareo aaaa ! lasa ny heritreritro oe azo atao ve ny mamadika ny hymne nationaly tahak'izao eee ??? sady :-D :-D :-D :-D http://fr.youtube.com/watch?v=WM5H1KthhUU... tohiny
novalian'i Noue ny 19/11/2008 09:49
vale ( 14/11/2008 12:49)
Radio Vazogasy !!!
Miarahaba ny rehetra, Saika mba hanontany oe misy fahatapahana ve ny Radio Vazogasy sa zaho no manana olana. Hatramin'ny omaly hariva mantsy toa nijanona eo amin'ilay hiran'i Rija Ramanantoanina hoe ... tohiny
novalian'i vale ny 14/11/2008 14:57
niryna ( 14/11/2008 11:49)
Sambatra ny manana an'i Jesosy
Sambatra tokoa izay manana an'i Jesosy.na inona ataonao na inona mihantra aminao aza kivy fa miaraka amintsika foana izy e Eny manana namana tokoa isika dia Jesosy izany. Izay manala ny fahotantsika... tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2008 18:21
rnirinasoa ( 14/11/2008 11:33)
tonon-kira
mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "mahatsiaro anao ...... hira iray hira tsisy farany " an'i Jeneraly ... tohiny
Olombaovao ( 14/11/2008 10:33)
gay niova
Miarahaba antsika rehetra mpiserasera eto. Gay tahaka ny ankamaroany amintsika ato aho teo aloha. Gay tena anisan’ny farouche tamin’izany hoe “gaytude” izany, nafa niova ankehitriny. Niova,... tohiny
novalian'i Fitaliha ny 22/04/2016 10:48
tslem ( 14/11/2008 08:03)
magazay mora entana
Sao dia mba mahasoa antsika mipetraka eto Frantsa ka mbola tsy mahafantatra azy ity, magazay mora zavatra,ahitana entana maro isankarazany. [url=http://www.nozrecrute.com/implantation_noz.php]mag... tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 23:13
dadasy ( 14/11/2008 06:13)
aiza avy ireo namana eto Canada?
Mahafinaritra ny maheno fa mihaona ny namana atsy sy aroa (Frantsa, Madagasikara sy ny maro hafa) dia mba lasa ny saina hoe mety hisy fomba ahafahana manao toy izany ve ho an'ny namana eto Canada? fa ... tohiny
novalian'i Tazana ny 15/12/2008 01:57
eros7 ( 14/11/2008 04:22)
longoko cristoph ratrema
ca va... tohiny
sitlo ( 13/11/2008 21:56)
Falsh animation actionscript
Izao, misy animation kely izay nataoko. Vorona manidina ilay izy. Dia tsy tiako adika be dia be fa manavesatra fichier no mandany fotoana. Nampitomboiko amin'ny alalan'ny actionscript izany no fika hi... tohiny
novalian'i sitlo ny 13/11/2008 21:59
darebel ( 13/11/2008 20:40)
Shaani, mpanakanto milay kely
io ny takelaka zay liana @ ilay manjakelinay : [url]http://www.myspace.com/shaanimusic[/url]... tohiny
novalian'i vale ny 14/11/2008 00:01
Mika7 ( 13/11/2008 17:55)
www.google.mg
Mbola tsisy hatr@zao. mbola nofy antoandro Aiza ny manampahaizana gasy??? Toa efa mba voadika 98% ihany teny gasy [url]http://www.google.com/language_tools?hl=en[/url] nefa tsy mety misy le dot... tohiny
novalian'i tsimati ny 14/11/2008 15:24
Mika7 ( 13/11/2008 17:49)
www.google.mg
Mba nandende tao @ google a de nanotany tena kely: Oviana le teny gasy vao mahazaka google sa....????? efa mab miandry ny hisian'ny "www.google.mg" ny vahoaka. Amiko dia efa fotoanany zao. Ny ... tohiny
novalian'i vindy ny 12/12/2008 14:34
ni81 ( 13/11/2008 16:50)
Tena misy manapa-tsinay ka!
Rehefa mijery ato @ serasera dia tena misy PS manapa-tsinay mihitsy ny sasany an! Misy mbola hamorona PS hoe mpamosavy angamba rehefa kelikely :-D :-D ... tohiny
ni81 ( 13/11/2008 12:17)
Fa nahoana kosa ary e?
Maro amin'ny vehivavy malagasy no be kritera rehefa tsy mbola mahita ilay olon-tiana. Misy mahatsara izany, ary misy koa ny maharatsy azy. Haka ohatra iray amin'izany aho. Vehivavy malagasy mitady: ... tohiny
novalian'i Noue ny 18/11/2008 17:22
xxx ( 13/11/2008 11:42)
mila torohevitra
manahona doly ohh! zao no mba hangatahako hevitra zay mahay! manana golf serie 2 GTD zah de mitete be ny radiateur de chauffage ka tiko soloina ! bedebe anefa ny manakivy anah fa oe enjana be ny m... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5679