magazay mora entana

1. tslem ( 14/11/2008 08:03)
Sao dia mba mahasoa antsika mipetraka eto Frantsa ka mbola tsy mahafantatra azy ity, magazay mora zavatra,ahitana entana maro isankarazany.


magasin NOZ
novalian'i fijo ny 19/11/2008 23:13
2. fahamarinana ( 14/11/2008 10:01)
:arrow: mpandeha ao mihintsy aho ary lany ao ny adiny firy fa tsy mahita ora intsony...misy raha tsara sy mora rahateo fa mila mahatanty korontana satria sady misy sakafo no akanjo...sns.. :D (l)
3. tslem ( 14/11/2008 10:05)
Raha lé avy manatitra mpianatra @ iray sasany iny no mandeha ao???? tena tsy tsaroana intsony oe mirava @ efatra sasany kay lé ankizy,hihihi, ao ka ao ka oa,voaorona daholo izao tontolo izao :)
4. sakaizakely ( 14/11/2008 10:12)
tsy misy an'io aty Zimbaboué :-o

fa inn mou no mahasamy hafa azy am FoireFouille na Babou na Tati na Griff Plus ohatra ?
5. tslem ( 14/11/2008 10:30)
petitesakaiza >>> http://www.nozrecrute.com/concept_noz.php

fa foirefouille koa mora entana an!
6. sakaizakely ( 14/11/2008 11:21)
mitovy @ Usine Center ihany zany kou
7. sakaizakely ( 14/11/2008 11:23)
tsy concept vaovao io fa mitovy am etsy ambony ireo ihany
zany hoe samy manana ny eny akaiky azy fotsiny
eto aminay zao misy reo noteneniko ireo fa io Noz io mbola tsy hitako mitry
8. diamondra27 ( 14/11/2008 12:23)
ka aiza doly no misy io noz io
9. fahamarinana ( 14/11/2008 12:31)
:arrow: diams : somary mivoaka kely ny ville matetika....jereo am aterineto fa mety misy tsy lavitra andry eo. (l)
10. karinah ( 14/11/2008 13:03)
tslem:

Sao dia mba mahasoa antsika mipetraka eto Frantsa ka mbola tsy mahafantatra azy ity, magazay mora zavatra,ahitana entana maro isankarazany.


magasin NOZ


misaotra an'i tslem nizara ! saingy tsy misy aty akaikinay, fa any @ 77 sy 78 vao misy!
:wink:
11. karinah ( 14/11/2008 13:05)
fa inn mou no mahasamy hafa azy am FoireFouille na Babou na Tati na Griff Plus ohatra

ireo ihany koa no falehako, sambany za vao nahalala an'io noz io! dommazz ts misy aty akaikinay. :o
12. fahamarinana ( 14/11/2008 15:49)
:arrow: rehefa solde iny koa tena tsara be fa mandraky ny fa mora dia mbola mihena -70 .Ny habetsaky ny olona koa tsy lazaina intsony sady mila misava tsara koa...
Aty aminay tsy mba misy tati sy griff plus zany fa noz fontsiny.. (l)
13. ratonga ( 14/11/2008 16:46)
sakaizakely:

tsy misy an'io aty Zimbaboué :-o

fa inn mou no mahasamy hafa azy am FoireFouille na Babou na Tati na Griff Plus ohatra ?


bé magazay kosa any Zimbaboué any zany an!!! sady luxa b daholo :°) :-D
14. ikaretsaka ( 14/11/2008 19:32)
eny @ fripy eny Mahamasina koa :wink:
fa mila mahay miady varotra tsara
15. tslem ( 15/11/2008 09:45)
diams:
ka aiza doly no misy io noz io


€fa atorony ao daholo kah,ngah tsy no cliké-njy lé oe magasin NOZ io?

karinah:
misaotra an'i tslem nizara ! saingy tsy misy aty akaikinay, fa any @ 77 sy 78 vao misy!


Ie, raha mipetraka Paris klou tena lavitra be e, mandeha adiny roa any ho any mihitsy fa tam zahay nipetraka tany Paris d refa mba mamangy havana tany Chapet zah vao mba manararaotra mandeha Noz Epone.

d tsy misy fisaorana e!
16. sakaizakely ( 15/11/2008 10:03)
ratonga> zany kou ve de luksa ? :oops: :oops: :oops: :oops:

ika> nde mba handalo any ah raha izany :lol:

de misaotra an'i tslem nampahafantatra zany
17. kelly13 ( 15/11/2008 11:19)
aty aminay klou d tsisy fa any voasary (orange) ono no misy, nefa voasary km maro² vao tonga any! mmhh ms micii tslem na izany aza an! d inn ohatra no varotan'io NOZ-NOZ io?
18. tslem ( 15/11/2008 12:01)
sakaizakely,kelly >>> d ri1 :wink:

fa raha nisy klou ry kala klly tany aminareo tany d asa fotsiny fa nahamay mintsy lé karatra manga angamba,hihihi!

d inn ohatra no varotan'io NOZ-NOZ io?


izay tadiavinjy mety ho hitandry ao daholo.
19. kelly13 ( 15/11/2008 16:18)
za zao mitady kobandravina sy ramanonaka ary mofogasy, mety misy v any @ i NOZ? tena tonga any orange mantsy za ra misy reo :-P
20. tslem ( 15/11/2008 16:46)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1534