magazay mora entana
22. ikaretsaka
(
16/11/2008 03:49)
keliterezy> any rouge sy bleu no misy ireny fa tsy any orange.. raha kobandravina sy mofogasy sy manonaka izany
(antanimena sy ankazomanga) garanti!
(antanimena sy ankazomanga) garanti!
23. tywa68
(
16/11/2008 12:34)
mci Tslem a fa tsy misy aty aminay. Tena tsssss
Kelly13 : misy koba anaty boƮte hamidy aty (d ravitoto vita koa) :lol:
Kelly13 : misy koba anaty boƮte hamidy aty (d ravitoto vita koa) :lol:
24. kelly13
(
16/11/2008 14:32)
ika> :-D :-D
fijo>vitrolles aza mou tongako marina d orange v no tsy tongako :-P
tywa68>mbola tsy afaka mankaiza ankia kou, mba resaka ka atao fa dezaka le bozy creation ka :-P
fijo>vitrolles aza mou tongako marina d orange v no tsy tongako :-P
tywa68>mbola tsy afaka mankaiza ankia kou, mba resaka ka atao fa dezaka le bozy creation ka :-P
