Finoana, fanantenana ary fitiavana
41. coopsal
(
28/11/2008 16:07)
prime >>> Pratique ve no tianao anontaniana ? Ny fitiavana vokatra donc tsy misy pratique izy, fa ny finoana no misy pratique ka miteraka ho azy ny fanantenana sy fitiavana.
Fa raha tsy misy pratique ny fitiavana, misy fisehony kosa (manifestation).
Ary miainga amin'izao foana ilay izy : "Voici en quoi consiste l'amour : ce n'est pas nous qui avons aimé Dieu, mais c'est lui qui nous a aimés ; aussi a-t-il envoyé son Fils pour apaiser la colère de Dieu contre nous en s'offrant pour nos péchés.". [1 Jaona 4:10]
Misy ny zava-mahafinaritra @ilay fitiavana (ilay hita maso ka manitona avy hatrany tahaka ilay voninkazo mialoha ny fruit), mety ho fahafoizana ny hambom-po na fotoana na vola na fananana hafa ho an'izay mitady io! Ce sont les premières choses visibles par les hommes (mais non pas celles qui donnent la vie).
Ilazako zavatra ianao pour exemple. Misy ramatoa be izay nitoriako filazantsara, ary nomeko fiantrana koa izy. Nahatsapa aho fa tena mametsifetsy ahy io ramatoa be io (elle n'est pas la première d'ailleurs), toa ny volako fotsiny no tadiaviny d amoronany an'izao rehetra izao aho.
Eo anatrehan'izany dia misy fanahy miteny ao anatiko hoe "ialao fa olona mitady tombontsoa fotsiny!" ... ary ny maha izy ahy tokoa dia izay! fa ny tena nampite tsy hanome ahy vao omaly mihitsy d satria @izao période izao tena lany ny volako ka miandry ny fandraisan-karama aho.
Fa misy Fanahy anakiray izay miteny ato anatiko hoe "Tsy kisendrasendra raha nataoko nihaona taminao io ramatoabe io! Sois patiente avec elle comme je suis patient avec toi! Car mon but, c'est qu'elle ait la vie, comme je te l'ai donnée à toi!". Io Fanahy faharoa miteny ao anatiko io ilay Andriamanitra fitiavana. Ca c'est l'amour de DIEU, celà se trouve hors de mon amour à moi! Peut-être que vous n'agissez pas comme ça envers des vielles personnes, mais avec des plus jeunes, fumeurs et/ou buveurs, ou juste de gens forts et qui peuvent travailler, et qui vous demandent de l'argent ou quelquechose d'autre, ce n'est pas évident (pour ne pas dire que c'est impossible) de toujours accepter! Mais l'amour de DIEU donne quand votre amour n'est plus suffisant pour donner (pour quelque raison que ce soit)!
Fa ny tena fruit @izay fitiavana izay dia rehefa nisy olona anakiray tena nino marina an'i Jesosy avy eo (satria izay mino ny Zanaka no manana ny fiainana). Nahita vitsy dia vitsy aho tamin'ireo izay nitoriako nefa ifaliako ka isaorako an' Andriamanitra ny amin'izy ireny. Ils ne sont pas parfaits le jour de leur conversion, mais ils ont reçu ce jour la force de devenir un vrai enfant de DIEU! et Le Fils Unique les protège pour qu'ils atteingnent cette perfection du Christ. Il y a un exemple écrit dans la bible : Zachée, qui a commencé par avouer ses arnaques et sorti sa forte volonté de rendre et de donner!
FANAMARIHANA :
HOy Jesosy : "Tsy hamoa ianareo raha tsy miray amiko! Ary raha miray amiko ianareo dia tsy maintsy mamoa" [Jean 15]
Noho izany, aza mihevitra ny hahatanteraka fitiavana @ ezakareo! Si vous voulez porter beaucoup de fruit (de l'amour), il faut et il suffit de démeurer en CHRIST! Izay no mahatonga ny hoe : ny asan' Andriamanitra dia ny hinoana an'i Kristy! Il est impossible de ne pas porter des fruits lorsqu'on est uni avec Jesus, et il est impossible de porter de bons fruits (l'amour de DIEU) sans union avec Jesus!
Ny fitiavana hoy aho tsy misy pratique! Ny finoana misy pratique ary izao no pratique ny finoana :
- Vavaka : fifampiresahana @Andriamanitra mba hampisehoany aminao ny plan-ny @ famonjena sy ny andraisanao anjara @ izany plan du salut izany (mba ho tahaka an'i Kristy, tu sais tout ce que tu fais, lees moments de les faire et même comment les faires en détails)
- Fankatoavana : izay noraisinao tamin' Andriamanitra t@ vavaka, fikirinao ary ankatoavinao.

42. bor2lais
(
02/12/2008 08:30)
Misaotra an\'i coopsal mitondra fanazavana. Mba tiako ihany anefa ny mahazo ny hevitra avy amintsika (raha azo atao) mikasika ity fanontaniana manitikitika ahy ity (post faha-30) :
\"2. Mety misy olona manana fitiavana ve nefa tsy manam-pinoana ?\"
-> ny voalazan\'i coopsal etsy ambony mantsy, raha tsy diso ny fahazoako azy, dia ny finoana no mitarika (na mamokatra) fitiavana.
Raha misy olona iray manana ny antsoiny hoe fitiavana (manao asa soa na asa sosialy ohatra) ny mpiara-belona aminy, azo lazaina fa manam-pinoana ve ilay olona ? Raha toa ka tsy voatery hanana finoana izy, inona no maha-samihafa ny fitiavana vokarin\'ny mpino (araka ny voalazan\'i coopsal) sy io fitiavana heverin\'ny tsy mpino io ?
Raha atao mivantana kokoa ny fanontaniana dia hoe : ny finoana sy ny tsi-finoana ve samy mety manome voa fitiavana daholo ? Raha eny, inona no maha samihafa ny voa vokatra sa samy mitovy tsiro daholo !!
Misaotra mialoha amin\'ny fandraisantsika anjara.

43. prime
(
02/12/2008 13:54)
bor2lais> Misy ankolafiny sy endrika maro ilay antsoina hoe fitiavana... fa raha ny famaritana mahalaza ilay fitiavan'Andriamanitra dia ilay hoe "Agape"...
Ilay eto amin'izao tontolo izao nefa dia tena misy tokoa saingy tsy io loatra no famaritana azy fa ilay hoe "Filias" sy "Eros"...
Ka raha ny fahitako azy manokana dia mety manana fitiavana tokoa ny tsy mpino fa efa nolazain'i Jesosy nefa fa hafa mihitsy ilay fitiavana araka an'Andriamanitra...

44. coopsal
(
02/12/2008 14:55)
bor2lais:
Raha atao mivantana kokoa ny fanontaniana dia hoe : ny finoana sy ny tsi-finoana ve samy mety manome voa fitiavana daholo ? Raha eny, inona no maha samihafa ny voa vokatra sa samy mitovy tsiro daholo !!
==> Marina fa efa namaly aho fa iny iray iny tsy nolazaiko.
Samy @ finoana daholo no anaovan'ny olona ny zavatra rehetra! Ary ny finoan'ny rehetra dia samy mamoa aby.
Voalaza fa ny voa maniry any @ tany pollué (ohatra hoe misy faika simika mahafaty eo @ ilay tany) dia pollué, ka tsy mitondra fiainana fa aretina ary miafara @ fahafatesana.
Izay no mahasamy hafa ny fitiavan'ny olona, efa pollué ny fahotana, sy ny fitiavan' Andriamanitra ao @ olona izay vokatry ny firaisany @ Kristy ilay tena fitiavana. Na dia mety hitovitovy pozy aza ilay izy jerena ivelany (ohatra hoe samy manao asa soa, samy mandefitra, ... sns).
Afaka haneho hevitra ny rehetra, fa hoy aho hoe : meteza hihaino ny feon' Andriamanitra irery ihany!!
Hoy Kristy :
"Rehefa tonga ny mpananatra, izy no hampahatsiaro anareo izay rehetra nolazaiko ... hitarika anareo ho @ marina rehetra". @ Fotoanan'ny vavaka (amin'ny fanahy sy ny fahamarinana) no andraisan'ny olona ny Fanahy Masina ka hampahatsiahy azy izay efa reny t@ olona iray raha toa ka ny fanahin'i Kristy no niteny t@ alalan'iny olona iny, ary ny Fanahy MAsina no hanazava ny hevitry ny teny aminy! Eny, hilaza aminy ny zavatra ho avy aza.
45. bor2lais
(
03/12/2008 13:31)
Hoy i prime hoe :
\"Ka raha ny fahitako azy manokana dia mety manana fitiavana tokoa ny tsy mpino fa efa nolazain\'i Jesosy nefa fa hafa mihitsy ilay fitiavana araka an\'Andriamanitra...\"
-> Ka eo indrindra no tiako ahatongavana :
Ny fitiavana araka an\'Andriamanitra dia nasesiky ny finoana : tsy mila tambiny satria nahazo an\'izany fitiavana izany maimaimpoana ka mba te-hizara izany koa maimaim-poana (eo ambany fitarihan\'ny Tompo) amin\'ny hafa.
Tsy tokony ho hita eo ny fahakiviana raha sendra tsy mifanojo araka ny eritreritra ny zava-mitranga (satria Izy no anankinana ny zavatra rehetra). Raha sendra misy aza izany dia mangataka hery (@ alalan\'ny vavaka) avy amiNY mandrakariva.
coopsal > ilay fitiavana \"pollué\" araka ny voalazanao izany eto raha ny fahazoako azy dia fitiavana miantehatra @ herin\'ny tena ka mora kivy rehefa tsy mifanaraka @ izay tadiavina ...
Fehiny : rehefa tsara ny fifandraisana amin\'Andriamanitra (finoana) dia mandeha ho azy ny fifandraisana amin\'ny mpiara-monina (fitiavana) !

46. felanawil
(
07/12/2008 12:58)
Quelle est l'origine de Noël ? De la Bible ou du paganisme ? Quelle est l'origine véritable du Père Noël, du gui, des arbres de Noël, des guirlandes et de la coutume d'échanger des cadeaux ? Plusieurs voudraient « réintroduire le Christ dans la fête de Noël ». Y a-t-Il seulement jamais été
48. felanawil
(
07/12/2008 13:08)
Le Christ peut-Il être honoré par la fête de Noël ?
La justification la plus fréquente que l'on entend au sujet de Noël est que les gens ont remplacé les vieilles coutumes et intentions païennes en disant que, maintenant, elles sont « centrées sur le Christ. » J'en ai entendu plusieurs dire qu'ils « honoraient le Christ » par leur observance de Noël. Le problème est que Dieu ne dit pas que cela est acceptable à ses yeux. En fait, Il nous commande clairement de ne pas le faire. Observer Noël déshonore le Christ ! Il considère tout ce qui s'y rapporte comme une abomination !. Le Christ a dit : « C'est en vain qu'ils m'honorent, en enseignant des préceptes qui sont des commandements d'hommes » (Matth 15 :9). Noël n'a pas été ordonné par Dieu. C'est une tradition d'hommes. Et le Christ poursuit, : « Vous anéantissez fort bien le commandement de Dieu, pour garder votre tradition » (Mc 7 :9). Chaque année, dans le monde entier, des centaines de millions de personnes font exactement cela ! Nous allons voir que Dieu nous commande clairement, « N'imitez pas la voie des nations ». Or la majorité des gens ne Le craignent pas, mais Dieu leur permet de décider par eux-mêmes. Les êtres humains possèdent le libre-arbitre — libre d'obéir ou de désobéir à Dieu ! Mais malheur à ceux qui ignore la Parole de Dieu !

49. felanawil
(
07/12/2008 13:09)
Le Christ est-Il né un 25 décembre ?
Le Christ est né durant l'automne. Plusieurs croient erronément qu'il est né au début de l'hiver, le 25 décembre ! Ils se trompent. Voyez le Adam Clark Commentary, volume 5, page 370, édition New York : « Il était habituel pour les Juifs d'envoyer leurs brebis au désert aux alentours de la Pâque (tôt le printemps), et de les ramener au bercail au début des premières pluies. » Ces premières pluies commencent entre le début de l'automne et la mi-automne. Si l'on poursuit la citation : « Pendant le temps de leur sortie les bergers les surveillaient nuit et jour. Comme… le début de la pluie était tôt au mois de marchesvan, ce qui correspond en partie aux mois d'octobre et de novembre (commençant parfois en octobre), nous constatons que les brebis demeuraient à l'extérieur pendant tout l'été. Comme ces bergers n'avaient pas encore ramené leurs brebis au bercail, on peut supposer que le mois d'octobre n'avait pas encore commencé et que, conséquemment, notre Seigneur n'est pas né un 25 décembre, parce que les troupeaux étaient encore dans les champs. Il n'aurait pas pu naître plus tard qu'en septembre, les troupeaux étant toujours dans les champs, la nuit. En nous basant sur ces faits seulement, l'idée d'une nativité en décembre devrait être abandonnée. Le pacage des bêtes la nuit dans les champs est un fait chronologique… Vous pouvez aussi lire les citations des Talmudistes par Lightfooth. » Luc 2 :8 nous explique que lorsque le Christ est né. « Il y avait, dans cette même contrée, des bergers qui passaient dans les champs les veilles de la nuit pour garder leurs troupeaux. ». Veuillez remarquer qu'ils demeuraient dans les champs. Ceci ne s'est jamais produit au mois de décembre. Esdras 10 :9-13 et le Cantique des Cantiques 2 :11 montrent que l'hiver était la saison des pluies et que les bergers ne pouvaient demeurer dans les champs la nuit. Un grand nombre d'encyclopédies stipulent clairement que le Christ n'est pas né un 25 décembre ! L'Encyclopédie catholique confirme directement ce fait. En toute vraisemblance, le Christ est né en automne ! Une longue explication technique prouverait ce point. Comme nous savons maintenant que la date du 25 décembre n'est même pas proche de la date de naissance du Christ, d'où proviennent donc les festivals associés à cette date ? Lisez maintenant la citation suivante sous la rubrique « Noël ». « Dans le monde romain, les saturnales (17 décembre) étaient une période de réjouissances et d'échanges de cadeaux. Le 25 décembre était également considéré comme le jour de la naissance du dieu des mystères iranien Mithra, le Soleil de Justice. Le Jour de l'An romain (1er janvier), les maisons étaient décorées de verdure et de lumières, et des cadeaux étaient remis aux enfants et aux pauvres. À ces célébrations étaient ajoutés les rites germaniques et celtiques de la bûche (de Noël) provenant du temps de l'entrée en Gaule, en Bretagne et en Europe centrale des tribus teutonnes. La nourriture, la fraternisation, la bûche de Noël et autres gâteaux de la période, la verdure et les sapins, les cadeaux et les souhaits soulignaient tous différents aspects de cette période de réjouissances. Les feux et les lumières, les symboles de chaleur et de longue vie, ont toujours été associés aux festivals d'hiver, autant païens que chrétiens » (Encyclopédie Britannique, 15E édition, Vol. II, p. 903).

50. felanawil
(
07/12/2008 13:21)
Une dernière référence au sujet du 25 décembre en tant que date de naissance du Christ est nécessaire. Prenez note de l'article paru dans le Toronto Star en décembre 1984, rédigé par Alan Edmonds et intitulé, « Nous devons beaucoup aux druides et aux Hollandais » (partout, c'est nous qui traduisons). La Réforme a quelque peu terni Noël. Déjà à cette époque certains ecclésiastiques politiciens rusés avaient adopté le festival hivernal païen comme la prétendue date de naissance de Jésus de Nazareth et, y avaient joint quelques autres friandises païennes afin de les rendre acceptables. Le 25 décembre n'a pas été choisi parce que c'était la naissance du Christ ou même parce qu'il s'en rapprochait. Cette date fut choisie parce qu'elle coïncidait avec le festival idolâtre et païen des saturnales ! Cette célébration doit être soigneusement examinée. Quoi qu'il en soit, nous ne connaissons pas la date exacte de la naissance du Christ. Bien que Dieu ait pu nous la faire connaître, Il a choisi de la cacher aux yeux du monde !
51. felanawil
(
07/12/2008 13:25)
Qu'en est-il du mythe du Père Noël ?
Avez-vous déjà pensé que vous pourriez être en train de faire passer vos enfants par le feu, les sacrifier, (d'une manière différente toutefois) en observant la fête de Noël, tout en essayant sincèrement de mettre « l'emphase sur le Christ » ? Les parents soutiennent qu'ils doivent observer tout le mythe de Noël à cause de leurs enfants ! Les traditions de Noël se concentrent principalement sur les enfants qui deviennent le centre de pratiquement tout ce qui se déroule.et tout commençait par le mensonge à propos du Père Noël. Il y a de cela quelques années, un prêtre du New-Jersey dit aux élèves de sa classe du dimanche que le Père Noël était un mythe. L'indignation des parents et de ses superviseurs fut instantanée. Il venait de « tuer le Père Noël ». Il avait « détruit la tradition familiale » ! Il avait « usurpé l'autorité familiale, » disait l'article. Il fut censuré par ses supérieurs pour avoir été « trop zélé et insensible. » Son crime ? Avoir dit la vérité ! Selon « l'Encyclopedia of World History » de Langer (article Santa), le nom de ce personnage était un surnom commun de Nimrod en Asie mineure. C'était aussi le même dieu du feu qui descendait dans les cheminées chez les anciens païens et le même dieu du feu pour qui des enfants étaient brûlés et mangés lors des sacrifices humains pratiqués par ceux qui jadis avaient été le peuple de Dieu. Aujourd'hui le nom de Santa Claus vient de « Saint Nicolas ». En 1809, Washington Irving fut responsable d'avoir transformé le sévère et vieil évêque original en un nouveau et « joyeux St-Nick » dans son Knickerbocker History of New York. (La plupart des traditions de Noël de l'Amérique sont encore plus récentes que cela). L'expression anglaise « Old Nick », que l'on retrouve d'ailleurs dans le dictionnaire, est depuis longtemps reconnue comme un surnom du diable. Dans Apocalypse 2 :6 et 15, la Bible traite du sujet de la « doctrine des Nicolaïtes ». à propos de laquelle le Christ dit qu'il la hait. Analysons le terme Nicolaïtes. Cela signifie « disciple de Nicolas ». Nikos signifie « conquérant, destructeur ». Laos signifie « peuple ». Les Nicolaïtes sont donc ceux qui suivent le conquérant ou destructeur — Nimrod. Si jamais vous aviez cru qu'observer Noël est une coutume chrétienne sans conséquence, alors permettez à ces vérités de s'imprégner dans votre esprit.

52. tywa68
(
07/12/2008 14:35)
Mba teny gasy atao ry Felanawil a d aza atao lava loatra ohatr'izao fa omeo ny lien d samy mitady raha te hamaky :wink:
55. prime
(
08/12/2008 11:21)
bor2lais:... Tena izany tokoa, itoviako hevitra tanteraka ianao, anisan\'ny mahalaza azy mihitsy ireo ambaranao ireo... maimaimpoana, feno hery...
Ny fitiavana araka an\'Andriamanitra dia nasesiky ny finoana : tsy mila tambiny satria nahazo an\'izany fitiavana izany maimaimpoana ka mba te-hizara izany koa maimaim-poana (eo ambany fitarihan\'ny Tompo) amin\'ny hafa.
Tsy tokony ho hita eo ny fahakiviana raha sendra tsy mifanojo araka ny eritreritra ny zava-mitranga (satria Izy no anankinana ny zavatra rehetra). Raha sendra misy aza izany dia mangataka hery (@ alalan\'ny vavaka) avy amiNY mandrakariva.
Voalazan\'Izy Tompo indrindra ihany koa ilay hoe, ny tena fitiavana dia ny fahafoizana ny Zanany hamonjy ny mpanota, fanolorana ny ainy mba hamonjena ny sakaizany, araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.\" Jaona 15:13...
Ary ny tena mahasarobidy ny fitiavan\'Andriamanitra dia ny fomba nanatanterahany azy, satria ilay olona hovonjena aza mbola ao anatin\'ny ota, tsy olona marina, tsy olona masina fa olona very, olona maty, olona matory, olona tsy mahalala sady tsy matahotra Azy akory, olona mpankahala Azy mihitsy aza... nefa dia ireo indrindra no nanolorany ny ainy, araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'ny Tompo : \"Fa Andriamanitra mampiseho* ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.\" Romana 5:8
bor2lais:... Misaotra... tsy ratsy iny fehiny iny...
Fehiny : rehefa tsara ny fifandraisana amin\'Andriamanitra (finoana) dia mandeha ho azy ny fifandraisana amin\'ny mpiara-monina (fitiavana) !
Fanampiny kely fotsiny... raha ny voasoratra dia tsy ny finoana no fehin\'ny fahatanterahana fa ny fitiavana... ary izany rahateo raha tsy diso aho no iaingan\'ny lohahevitra etoana... fa ny tenin\'Andriamanitra mihitsy no mamaritra \"...fa ny fitiavana no lehibe...\" I Korintiana 13:13
Ary ny tenin\'Andriamanitra ihany koa no mananatra hatrany fa :
\"Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho.\" I Korintiana 13:2
\"Ary mihoatra noho ny zavatra rehetra, mifankatiava tsara; fa \"ny fitiavana manarona fahotana maro\" (Oha 10.12)\" I Petera 4:8
\"Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan\'Andriamanitra antsika. Andriamanitra dia fitiavana; ary izay mitoetra amin\'ny fitiavana no mitoetra ao amin\'Andriamanitra, ary Andriamanitra ao aminy.\" I Jaona 4:16
Tsy fanitsiana velively ireo fa fanazavana fanampiny... araka ilay fehiny mahafinaritra narosonao... :)
58. felanawil
(
14/12/2008 16:40)
kay mo raha tsy miteny hoe jesosy na andriamanitra dia tsy manankevitra
tay be ihany ilay formatage morale, fa raha vao un peu de culture et de savoir de inona hono zany lazainy

59. bor2lais
(
15/12/2008 08:28)
felanawil:
kay mo raha tsy miteny hoe jesosy na andriamanitra dia tsy manankevitra
tay be ihany ilay formatage morale, fa raha vao un peu de culture et de savoir de inona hono zany lazainy
-> Tsy nisy niteny hoe tsy manankevitra akory ianao : ny tiako (izay namorona ity lohateny ity) lazaina dia hoe rehefa avy nanao ireo \"copier/coller\" ireo ianao dia inona @ izay ny hevitrao (manokana) mikasika ity lohateny \"Finoana, fanantenana ary fitiavana\" ity na koa hoe inona no fifandraisany fa tsy dia azoko loatra ?
Sa hevitra hafa no tianao aposaka ? Raha izay mantsy dia mamorona lohateny vaovao angamba no mety kokoa : sady afaka mizara malalaka ny \"culture\" sy \"savoir\" nao ianao amin\'izay ...
Fa eto aloha mbola \"Finoana, fanantenana ary fitiavana\" no lohateny (izy 3 miaraka) ... Ka raha manana hevitra momba izay ianao dia arosoy. Misaotra anao mialoha.
60. Rahandriniaina
(
30/05/2015 15:51)
tena ilaina tko manam-pinoana @ zao vanim-potoana hianantsika izao!satria na I Jesoa Kristy az d efa nalainy devoly fanahy knef iz dia zanan'A/tra na izn az dia naavit nibaiko ireo fanahy ratsy izy.Noho izn drindra ary no anatenako anw mb ino sy hifitr @Jesoa kristy tompo!amen