Finoana, fanantenana ary fitiavana

1. bor2lais ( 15/11/2008 13:51)
\"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana : fa ny fitiavana no lehibe amin\'ireo\"

Fantatry ny Kristiana loatra io andininy (faha 13 toko faha 13) ao amin\'ny taratasy voalohany nosoratan\'i Paoly ho an\'ny Korintiana io.

Milaza izy fa amin\'ireo 3 ireo (finoana, fanantenana, fitiavana) dia ny \"fitiavana\" no lehibe indrindra.

Ahoana ny fandraisantsika izany ?
2. kotobekibo ( 15/11/2008 14:06)
marina b io satria amiko , miankina @ fitiavana ny finoana ary miankina @ finoana no anatenana na tsia .
Omena anareo ny fitenenana . :arrow:
3. cutie ( 15/11/2008 16:39)
refa manana fitiavana de manana finoana sy fanantenana :-D
4. rijadolly ( 15/11/2008 17:18)
\"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana : fa ny fitiavana no lehibe amin\'ireo\"

Fantatry ny Kristiana loatra io andininy (faha 13 toko faha 13) ao amin\'ny taratasy voalohany nosoratan\'i Paoly ho an\'ny Korintiana io.

Milaza izy fa amin\'ireo 3 ireo (finoana, fanantenana, fitiavana) dia ny \"fitiavana\" no lehibe indrindra.

Ahoana ny fandraisantsika izany ?

FANANTENANA : Zavatra tsara ny zavatra antenaina fa tsy misy ol manantena zavatra ratsy.
Tsy afaka manantena ny ol iray raha tsy MINO ny fisian\'ilay zavatra,na MINO fa ho azony ilay izy.
TIANY @ mahatsara ilay zavatra,mazava loatra,izay mifono faniriana.
:arrow: ra zvatra tsara zany dia ireo telo ireo no mitoetra : FITIAVANA ilay zavatra ===> FINOANA ny fisiany,na MINO fa ho azonao le izy ===> velona wazy ao anatinao ilay FANANTENANA an\'ilay zavatra tsara.

Fa ra ratsy kosa dia :tsy tianao ilay izy,izany hoe tsy misy FITIAVANA, Mino ny fisiany ianao na mino fa ho azonao ilay izy, vokany FAHAKIVIANA .
5. cutie ( 15/11/2008 17:23)
tena marina zany le we ny fitiavana no lehibe indrindra :)
6. rijadolly ( 15/11/2008 17:24)
Hita fa ny FITIAVANA no manova ilay vokatra ho tsara na ratsy ,midika izany fa ny FITIAVANA lehibe indrindra. (l) :-* :-*
7. cutie ( 15/11/2008 17:27)
ok :)
8. kotobekibo ( 15/11/2008 17:39)

Fa ra ratsy kosa dia :tsy tianao ilay izy,izany hoe tsy misy FITIAVANA, Mino ny fisiany ianao na mino fa ho azonao ilay izy, vokany FAHAKIVIANA .


:-D :-D
9. cutie ( 15/11/2008 17:54)
amiko ndray misy fitiavana daholo fa misy ny fitiavana ratsy sy ny tsara :-D
10. fijo ( 15/11/2008 21:43)
za izao dia manantena be fa manana fitiavana ko.

ary teni'ni paoly izany kay le izy fa tsy tenin'andriamanitra ko
11. Veloo ( 16/11/2008 00:06)
cutie tena pianatra enjy ndry?
12. ikaretsaka ( 16/11/2008 03:25)
ireo teny 3 ireo no anisan'ny manaporofo fa ny fivavahana dia tsy vitan'ny minoa fotsiny ihany sy ny manatena poak'aty fa mila asa aloha...dia mampihatra an'izany @ fitiavana ny mpiara monina sy ny manodidina, ny fifampitondrana sy ny fiheverana ireny ohatran'ny tena.. rehefa mangididy de hokorina, sns...

13. tiff ( 16/11/2008 08:46)
nanomana zavatra tamimpitiavana Andriamanitra hoatsika "Paradisa" io ra manapitiavana azy tsika d mino z lazainy tamin alalan Apostoly Paoly, ary manatena fa hotanterainy z napanatenainy. hifankahita ampitiavana any daolo sika manapitiavana rehetra any @ Paradisa z efa noertreretina very t@andron Adam sy Eve. fa mbola napanatena Andriamanitra fa hoaveriny ndray.
14. felanawil ( 16/11/2008 11:44)
fa ny fitiavana ve manandanja nonho ny vola sy arena ary ny vonihitra ho an'ireo zokinjokiny
15. felanawil ( 16/11/2008 11:55)
raha namaky "madagascar tribune"androany ianareo dia nahita fa tsy neken'ny sino any ahatongavan'ny nonce tao amin'ilay fanasana ofisialy nataon'ny fanjakana gasy.ary dia ingahyranjeva no voalaza fa nilaza izany tamin'ingahy nonce apostolika.io moa dia ambasaderan'ny vatikano any amina firenena iray.

noho ny herin'ilay andriamanitra vola izay mahefa nyety an tany,dia nihondrika sy nandady nyfitondran amalagasy,ka dia nahilika aloha ilay silotenan'ny fanjakana "andriamanitra tsy hita".

mahery le vola e.
16. tywa68 ( 16/11/2008 12:04)
Felanawil : tsy mahagaga zany fa tanana zatra mitsotra tsy afaka mivokoka intsony :wink: ny mpikirakira vola tsy hahay hionona @ eo antanany fa tsy ampy lava iny d any foana ny lohany sy ny fòny !
17. felanawil ( 16/11/2008 12:15)
ary ny herin'ny vola aminao manao ahoana - tsy voatery hamaly io enao satria ny valiny dia mitovitovy daholo ho an'nyrehetra- fa saingy fotsiny tantara iray : t@ 95 angamba izy izay, nisy silamo iray nahazo loto tany frantsa (nahazo teo @ million maromaro teo lery) nitonontena izy ny hoe izy no nahazo fa kosa nolaviny ilay vola ary hoy izy hoe tsy ahasambatra ahy io mihoatra ny fahasambarana omen'i alah ahy
Ity vao fanontaniana, Mahavita izany ve hianao io?
Saika adinoko, na dia izany aza aza adino ny fahamarinana :wink: na ny ataon'ny vaza hoe "honeteté"
18. tywa68 ( 16/11/2008 12:21)
Felanawil : tsara zany rhf zay no hitany fa mahafaly azy (tsy nozarainy t@ manodidina azy ??)
Raha zah no nahazo d noraisiko d eo @ fampiasàna azy no mitandrina. :°)
19. felanawil ( 16/11/2008 12:38)
aza adino ny fahamarinana, averiko indray
Ny akabeazan'ireo pilaza azy diakona aza pandray tsolotra daholo,
ny toarana pasitera zany moa dia iadivana mihintsy fa misy sosy
20. rijadolly ( 16/11/2008 15:42)
tywa68 a! se nga manao loto :D
Ra tsia,tsy ahazo izany volabe maLOTO zany mihitsy se,sa ahoana hoy se?Noho izay tsy mitovy io silamo io se zany satria izy mpanao LOuTOu =)) =)) =)).

Fa raha misy any an-tanan\'se 10Ar oh ka foin\'se hoan\'tsy manana ny 1Ar na foin\'se daholo izy rehetra dia... =D> =D> =D>

felanawil:
Ity vao fanontaniana, Mahavita izany ve hianao io?
Saika adinoko, na dia izany aza aza adino ny fahamarinana :wink: na ny ataon\'ny vaza hoe \"honeteté\"
Raha tsy vola maloto dia omeo anay araka io tenin\'tywa68 io fa ho raisinay,Kristianina tsy mandaha fanomezana fa kosa mahalala ny fanampiana ny hafa izay tsy manana (madinika).

felanawil>>>> tena azon\'se antoka ve fa tena nahazo ilay silamo sa cinema?hihiihih!

felanawil:
aza adino ny fahamarinana, averiko indray
Ny akabeazan\'ireo pilaza azy diakona aza pandray tsolotra daholo,
ny toarana pasitera zany moa dia iadivana mihintsy fa misy sosy
Marina tokoa fa misy izany fa kosa mahatsapa ny hadisoany ny tena Kristianina ka manolotra izany ota,y izany ho diovin\'Tompony,Ka ra tsy matsiaro izany izy dia izy ilay mitaingina ny Fiangonana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7413