mila torohevitra

1. xxx ( 13/11/2008 11:42)
manahona doly ohh!

zao no mba hangatahako hevitra zay mahay!
manana golf serie 2 GTD zah de mitete be ny radiateur de chauffage ka tiko soloina ! bedebe anefa ny manakivy anah fa oe enjana be ny manolo an'io fa mila halana mintsy ny tableau de bosd vao misy accés de eo @ 3 jours eo ny fotoana lany!
iza no mba afaka manamarina na mahalala ny tokony ataoko?
misaotra mialoha!

p.s: raha ohatra ka olona mananihany oe" ario fa efa antitra de aza mamaly azafady" :wink:
2. ikaretsaka ( 13/11/2008 16:21)
maninona raha atao hoe tsy ny maha gravy azy no jerena fa hoe misy mahavita ve?
misy ko nge mecano tsy hainy le izy de mody hoe gravy be zao io aaaan ...
3. Ralay ( 13/11/2008 16:58)
Marina ny voalazan'ny olona taminao fa tsy manakivy akory fa mila manala tableau de bord ny fidirana ao @ radiateur de chauffage.
Efa tsy hanao kosa indray izy raha telo andro izany vao hahavita an'io.
Raha olona mahay izy dia vita io na tapakandro aza fa mitadiva olona mahay.
Mazotoa
4. xxx ( 13/11/2008 20:55)
kay!!! zah ihany ange no saika hanao azy fa gravy be zany mila manala tableau de bord zany eh!
5. Ralay ( 14/11/2008 07:03)
Gravy ahoana indray aza ka tsy maintsy manala raha te hanamboatra sinon dia ajanony @zao. Ny valala tsy azo raha tsy handrina ilika hoy ny ntaolo :-P
6. xxx ( 14/11/2008 07:37)
ka @ zao hatsika aty ampita zao ange ka tsy misy valala hosamborina zany eh!
ny tena tsy de tena mavoa firy ty resaka fiarakodia ty nefa ny andro mangatsika lasa tsy mandeh ny chauffage
7. kelly13 ( 15/11/2008 11:10)
dia inona aza no hevitra? enao no hanamboatra ny fiaranao ao anaty hatsika d mba moindre cout (ra mahay mecanique kou alou ianao) sinon miditra garage d tu paies le max ms au moins tsy mangatsika ianao fa miandry any antrano :°)

fa resaka hafa, azafady ry xxx fa tsy hanokatra sujet vao² aho fa eto no araraotiko kely, iza no mahalala oe firy kay ny isan'ny spheres-na xantia X18A d ny num d'identification VFX18A00058A3206? misy milaza mantsy oe 7, misy milaza kou nefa oe 5! ny tena vhv tsy mahay n'inon'inona momba ny fiara a part ny mitondra azy! ka mba miangavy anareo ze mba manana xantia na mahay mecanique mba hamaly, miciiii
8. tslem ( 15/11/2008 12:16)
kelly13:
iza no mahalala oe firy kay ny isan'ny spheres-na xantia X18A


Zah :-D io koa ve d tsy hay e,13 nefa :°)
9. kotobekibo ( 15/11/2008 12:35)
kelly13 > Nombre de sphere ?
--a) 2 Multicouches pour les suspensions principale du train avant
--b) 2 simple couche pour les suspensions principale arriere
--c) 1 sphere simple couche d'accu, appelé aussi conjoncteur/disjoncteur
--d) 1 sphere simple souches pour l'anti afaissement, appelé SC-Mac
--e) reste a voir si elle a l'Hydractive ou pas ? si oui tu rajoute une sphere multicouche pour les suspensions avant et une simple couche pour l'arriere

Donc simple Hydro 6 spheres, si c'est une hydractive 8 spheres ;)

Pour le savoir si tu peux voir la voiture regarde au dessus du levier de commande de hauteur de caisse tu as un bouton qui permet a la suspension de passer en ferme " sport " dans ce cas Hydractive, si pas de bouton simple hydro

Mahazava azy v ireo?
10. kelly13 ( 15/11/2008 15:27)
kotobebide ( :°) )>misy ilay otran'ny bouton mampiakatra ilay fiara mintsy le izy, ampesaiko refa manao vidange aho, fa tsy dia azoko lôtra le teneninao oe

"tu as un bouton qui permet a la suspension de passer en ferme " sport " dans ce cas Hydractive, si pas de bouton simple hydro"

satria toa juste mampiakatra ny hauteur ny fiara fotsiny ilay bouton io! zany oe akisaka le izy d ou miainga ilay fiara ou midina izy !

misaotra anao klou annaoro an'io fa kay kou zany ou 6 ou 8 ny spheres ilaina fa tsy 5 na 7? ou là là, ca va me couter la peau des f.sses izy zany kle
11. kelly13 ( 15/11/2008 15:41)
tslem>zay nge le mba tsy afoizako anjy e, mahay manisa b! za ankia ampenaro a hahahaha :wink: :°)
12. kotobekibo ( 15/11/2008 15:59)
Ny tiako tenenina :
5 @ ankapobeany . ( 6 ho an'ny version hafa , tsy haiko ny anao )

raha misy ilay bouton " SPORT " ny dabanao ( bouton mampahenjana azy kokoa ) dia miampy 2 : izany hoe + 1 dv , +1 derriere

Asaivo jeren'ny namanao na manotania garage ( manao devis gratuit ) mba manamora ny fanomananao ny vola hividiananao ireo spheres.
Zvt mora atao ny manolo an'ireo ka tsy mila garazy fa n'importe qui d mahavita azy .
Mahazotoa e!
:wink:
13. kelly13 ( 15/11/2008 16:14)
misôtra tompoko! tsisy io bouton sport io le izy ka, sady année 94 (efa antitra) le fiara. donc 5 na 6 zany ny spheres ialaiko! mba nahita mora mantsy za tao @ ebay tao d araraotiko soloina ry zareo saingy tsy maintsy haka garage iany fa tsisy mahay mecanique ny ato antrano :(
14. kotobekibo ( 15/11/2008 16:26)
Hahaha! aza atao tompoko izany fa otran'ny hafa2 b . Otran'ny hoe olo-manakaja b izany :-D
Manotania namana hanao azy raha toa ka ao @ e-bay njy no hividy spheres . Ny olana d matetika ny garazy tsy mety manao ref tsy ao aminy njy no mividy ny pieces , na taony lafo be .
Na koa mividiana boky any @ grande surface na norauto ohatra d arahina fotsiny ny toro hevitra ao .
Bold textREVUE TECHNIQUE AUTOMOBILE :idea:
15. kelly13 ( 15/11/2008 16:49)
ka za manaja oul d atao tompoko ka! nga enao ra hoe mpitifitra lalitra @ lastika sahala amiko kosa d tsy mba hohajaina? lol

nitady revue technique pour xantia tao @ auchan tkou za fa tsy nahita tsony, ngamba any @ norauto! finalement, mety ahita oul hanolo ny spheres za NGAMBA fa on verra, en tt cas, un misaotra ngôda b sahala @ kibonao e! hihihihi
16. ni81 ( 15/11/2008 17:14)
ka za manaja oul d atao tompoko ka! nga enao ra hoe mpitifitra lalitra @ lastika sahala amiko kosa d tsy mba hohajaina? lol
=)) =))
17. kotobekibo ( 15/11/2008 18:42)
[quote=kelly13]
ka za manaja oul d atao tompoko ka! nga enao ra hoe mpitifitra lalitra @ lastika sahala amiko kosa d tsy mba hohajaina? lol

hay v misy olona mitovy fialamboly amiko ato e! bienvenue au club raha izany e!
:-D :-D
18. kelly13 ( 15/11/2008 20:25)
plisy le kôpetsa ry bebide d mba ampinjamo lastika tkou za fa tapaka le farany ato a, nefa ny moka reto mitady hanao festival :-D
19. ni81 ( 15/11/2008 20:29)
plisy le kôpetsa ry bebide d mba ampinjamo lastika tkou za fa tapaka le farany ato a, nefa ny moka reto mitady hanao festival
=)) omeny akia ndry a. Fa nataoko fa lastika inona ange lé tapaka :-D :-D kay lé fitifirana lalitra...
20. kotobekibo ( 15/11/2008 20:30)
Anjaso aloha ary za hanongotsa an'ilay ao @ slp-n'i bebenay fa ny azy no tena matanjaka , sady tonga d mahafaty bdb indray mipàlaka . :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1788