mila torohevitra

22. kotobekibo
(
17/11/2008 23:34)
Sao d tezitra i xxx fa hifanalan-tsika ny sujet-ny fa aoka aloha hanao serieux kely . :°)
xxx > tsy maintsy manala tableau de bord elah bainn a! tsy ela io raha ny tena marina .
Korazy less a! ;-)

23. xxx
(
19/11/2008 19:34)
salut doly!
efa vita le iz!! somary henjakenjana nanao azy fa tsy mila manala tableau zany fa ny console fotsiny no alana!! io misy fanazavana fanaovana azy!!
http://www.techniconnexion.com/interieur-f97/vw-golf-ii-toutesremplacement-radiateur-chauffage-tuto-t10236.htm

26. kelly13
(
30/12/2008 19:16)
kotobebide>8 ry se le sphres a, hahahaha, soa fa nahita mora d mora aho! 264€ izy 8! misaotra anao iany klou nanipy hevitra sinon mety voakapa mafy tany @ garage

27. kotobekibo
(
30/12/2008 20:38)
kelly13 > hita kouh! bebe ihany izany 264€ izany hoy ny tsy mahay manisa , maika fa ny any @ mpivarotra tsotra sy garazy !!! 8O
Izao njy milamina taona maromaro , sady sécurité koa anie io e! tsy voavidy vola ny aina ka aleo mitandrina .
Ny tena ratsy manko d ny hoe nitady tombony ka natombony , nahihitra t@ tsy misy dikany hono . :wink: