ifarana rapitso ny fivoriany G20 /Washington momba ny krizy.

1. naughtyboy ( 15/11/2008 14:35)
noho ny rivotry ny krizy aratoekarena miseho @firenena maro erantany izao de nanomboka,nikaondoha ireo filoha sy mpisolo tenany fifandraharahana aratoekarena erantany andro vitsy2 izay ary ifarana rapitso amaha reo olany banky mpandraharaha ny finansy sy ekonomia erantany..Bretton Woods 2 no iantsony ity fihaonana amaritana volavolandalana vaovao ifehezana ny toekarena globaly satria efa nisy ny Bretton Woods 1 t@ 1944 nanarenana ny toekareny eropa teo anelanelany ady lehibe 1 sy faha2,iza avy izy reo ,ao ny G7 reo firenena mandroso iarahamahalala ampiany G4 Bloc/2003(reo firenena indostrialy sy andalampandrosoana toy Sina,Brazily,India,Afrika atsimo)ary reo mpamatsy ny akora tsy voadio anreo firenena indostrialy matanjaka Argentina, Chile, Egypt, Indonesia,Pakistan,Nigeria, Tanzania, Venezuela..
inona no antony ivoriny ry zalahy lehibany ireo:
misy fiteny manao oe refa mievona ny be kitana na eropa de ny rehetra no voany sery aratoekarena io de mitombina , na de nisy andraikitry fanjakana amerikana bdb aza nahafesona ny wall street ta@ subprime mortgage de tsy nanana fiandry na reserve ny bank institutions isakarazany @ reny karazana famatsiambola otrireny satria ny b reo vola nolaniana t@ ady any Irak sy Afghanistan($500Billion,ra Irak fotsiny oh.de nandaniany fanjakana anerikana $10billion isambolana) de ny banky no omena tsiny ary mody misambobola @ sinoa sy ny karana @ zany bekintana sy tandrefana izay misalotra ny anarany IMF sy World Bank ny zapone mo de efa nanasisika $100 billion ho any amerikana ary nilaza fa mbola mila ny federal reseve de omeny hafa .. ho tohizana avy eo...
novalian'i penguin ny 04/12/2008 15:09
2. naughtyboy ( 15/11/2008 15:05)
anisany vaindohandraharaha @zany mo ny fananganana reo volavolandalana aratoekarena eratany hafa Bretton woods 2 @ alalany IMF sy WB ary fifampitsinjovany tany samy manakarena anarenana ny fahavoazany wall street
global recession ,ary ny fandrindrana rafimpitondrana vaovao ny hetra sy haba,hajia eo @ fifanakalozambarotra iraisampirenena/international fiscal & monetary policy..tsy nanaiky natao anjorontrano reo firenena vaovao efa mivoatra ny toekareny fa kosa hanana ny lanjany safidiny (veto) eo anoloany zv toy itony ,mba raovina i Madagasikara no hijanona hangatambola lava ka hanana vision sy creativity anarenana ny fahantrana sy ahatongavana @ autonomy farafaharatsiny aratoekarena(satria ra tsy manana rafitra mazava ianao anatsaraina
ny zvmisy eo aminao de tsy ho afaka hoa aiza fa ahangataka lava ,atr@ prezida vavy v no mangataka any antsenany eropeana sy bekintana lava izao ka aiza no androso le nosy Madagasikara..)
3. ikaretsaka ( 16/11/2008 04:24)
zany eo daholo fa inona no effets an'izany @ Razamba sy Ikala zisy mpitsindroka tovangy sy mpisivana zoridira ary Andralanitra?
lasa ho i lery indray izany ve no hanome vary an'i P Pedro sa handeha jet prive she lasa residence 4 etoile ny eny Akamasoa she akory marina?
de ho lasa hisy turbo ve ny posy sy ny sarety hatrany aminay any Vakinankaratra any fa tsy ra francis irery intsony no turbo malaza?

Ny karana aza ity nametraka ny sainany eny @ volana koh! :)
http://news.yahoo.com/s/ap/20081115/ap_on_re_as/as_india_moon_mission
4. naughtyboy ( 16/11/2008 11:13)
ny sinoa ko ka efa tsy ho ela ary misolelaka @ reo ny fanjakana amerikana amperin\\\'asa ao ko ny arabo ao saudi ,venezuela(miaraka @ rosia)sy reo mpamokatra solika namany sns mba ampindrana vola fiandry/bail out @ zao fanarenana ny fahavoazany amerikana sy ny mpiarakomana aminy izao..inn no effets zany @ reo maro an\\\'isa ? ao anatiny fandaharampotoanany G8 de ilatsaka aloha ny vidiny solika eo @ tsena iraisampirenena ato ho ato,fepetra izay takiany tandrefana @ firenena mpamokatra azy reny izany mila taona vitsy2 izy reo anangonana vola fiandry tantaniny reo banky ekonomika sy reo rafimpitondrana finansialy zay solony IMF sy WB tena ao @ tampony(New World Order) .. hihena ny dolara ra mpitahaina ny euro sy sterling mandritra ny fotoana vitsy..hiakatra indray ny sandambola malagasy hiakatra ny sarany ny vokatra afarana ary ny hetra iraisampirenena ho any firenena madinika @ vokatra aondrany dia ho tsinjaraina @ fikambanana isaky ny kontinanta ,financial institution tahakany SADC ,AGOA sy reo mpandraharaha
aratoekarena any @ tany madinika ,zany oe tsy hisy fiatraikany @ fanatsarana ny fiarahamonina akapobeny ny malagasy satria andraikitry mivantana ny fitondrana malagasy voafidy izany fa tsy any firenena mpampindrambola izany, ny hevitro eto de izao no fotoana ahazahoana anarenana tsikelikely ny fitantanana sy fampiroboroboana ny toekarena malagasy ialana @ fahantrana tsy @ alalany hatadava akory izany fa politikany fifehezana reo sehatra mamokatra rehetra izay azo ampiasaina ireo vahiny ampiasa vola ao amitsika ,tsy harena ankibony tany ihany no mila trandrahina @ atao oe famokarana antatsaraina ny fiainambahoaka fa reo fahaizamanao indostrialy ,ekonomika,haitao sy fanabeazana ary fahasalamana sy fahazankantena aratsakafo ireo no antoky ny ho avy ao amintsika fa tsy ny findramambola any ivelany ho bokantrosa ...lava fa aoka lo zay :D
5. bazylou ( 16/11/2008 11:36)
Marina izany ry naughtyb, fa hahita sy hahenoa n'izany ve ireto gvt gasy sy ny namany. Voafidim bahahoaka izy ireo nefa tsy miara mipetsapêtsa aminy akory na 1 segondra aza. LAny andro amin'ny tour du monde mangataka.
Jereo fa nany lôtsy amidyaza mihena ny qualité syny vidiny eoa min'ny tsena iraisam-pirenena. DAI ho tonga saina ve ny vahoaka ka handroda,na azy ireo sa hiaritra trefle surcontre ohatran'ny taloha ihany ??
Jereo fa izay zavatra rehetra atsangana eo an tanana dia misy fofona sinoa, karana, na vazaha foana!! ny contrepartieny tsyhay intsony , na ny volamena na ny trondro , na ny olona sy ny karandohany mihitsy , ..........eny fana dia ny zazavavy kely latsakiny 10 taona aza dia mivaro tena hividianana vary iray kapôka.
Mbola ho ela be na tsy hisy mihitsy aza iory naughty.
6. naughtyboy ( 16/11/2008 12:13)
...asa tsy mila lasa prezida akory vao ahatakatra fa ny findramambola anie tsy manala fahantrana e,manampy @ fahasahiranana fotsiny izany fa tsy vahaolana
,efa ao anatiny lisitra mena aza ny misy antsika na de ao aza reo trosa marob nofoanana atr@ zay..ary io ko tsy anampy izay tsy manampy ny tenany ,ny raharaha tokantrano aratoekarena sy sosialy ao amintsika de potika noho ny fitiavankeliny mpitondra nifandimby ,ol mahery fo manana rafitra sy lalana mahomby anarina izany no antenainy malagasy fa tsy mpangoronkarena ampiavosa ny trosa ao antrano ary tsy mahavaha olana ,ny mahagaga ahy fotsiny de mbola betsaka mo ny positifa ihany @ fihetsiky mpitondra zay tsisy tanjona sy ventiny porofoina @ fiarahamonina nandritra ny 48 taona nefa de ao antrano izao ny fahantrana ary ny trosa iraisampirenena no tafontrano noho ireto mpitondra taizany mpanjanaka ireto(ampitomboy ny trosa ary foano ny tahiry ao antrano ho faty daoly reo zaza tsisy mpiahy sendra ny mpitondra mamorika ...)
7. bazylou ( 16/11/2008 16:30)
io ry naughty dia tsy misy hevitra mihitsy io raha tsy ny olona ao an tanana no misikiponitra 100% amin'ny fitiavanasy ny fampiroborobona any an'ny tena!! na asa io na fambolena na fiompiana, trosa,... ny olona naie tia ny azy e, faly mametaka etikety hoe mahantra ianao dia tsy kôty ary izay matanjaka no mandidy.
Nahoana no fenoina sinoa ny tanana fa tsy manome fanampiana mazava sy raikitra ny fanjakana ho an'ireo zatovo lahy sy vavy Malagasy tiahanangana ny orinasany ??
Ny prezda izao mihitsy no mandeha mikoretakahanao an'izao trosa etsy sy eroa izao. Nefa anie raha mba jerena sy ampiana kely ny pokona eo an tanana , mino arivoarivo aho mahazaka lavitra noho ny sinoany antsika e!!
8. naughtyboy ( 16/11/2008 18:42)
tena mihevitra ko aho fa misy anjara biriky daholo anjarany ts1/1 iatrehana izany nefa ny voalohany tompon\\\'andraikitra alohany rehetra de ny filoha izay tokony itana ny fanalahidiny reo olana teo aloha ary hanorina rafitry zo sy satany ny firenena amimpahatokisana @ fotoana iantsorohany ny adidiny ary ho avy andrandrainy fara amandimby...Nisy legacy napetraky reo maherifo ny 1947 notarihiny MDRM ary tao ko ny V.V.S de ahazahoany malagasy itantana ny fitondrany tanteraka fa tsy ho eo ambany fiahiany frantsa,nanana mpisolo tena mo isika Malagasy t@ zany tao @ assemblee frantsay ary izy reo no mitantana ny firenentsika ankeriny...tsy maintsy nafoy ny aina marobe mba ahazahoana ny ho avy ho tsaratsara de ny fahaleovantena zany oe naverin\\\'izy reny amitsika ny tanitsika sy ny fananatsika @ zao fotoana ,48 taona lasa izay de niverina @ Malagasy ny tanindrazany .Tsy fahaleovantena fotsiny ihany niainany reo taranaka amandimby tato afara ,fa ny finoana fa ho sambatra ny Malagasy rehetra izay fahadisoampanatenana nandrasana nandritra ny 48 taona ,tsy ifanotany tena fotsiny isika raha milaza fa nihanilentika ,tsy mbola matotra v ireo mpanao politika malagasy fa tendankanina @ halatra fotsiny ka ataony banky mondialy sy ny fond monetera saribakoly ,tsy mila mananibohitra intsony fa ny tompontrano no mandefa fanasana ho any kanadiana QMM,EXXON,Total... eo ambany fiahiny riotinto androba ny 80 % ny vidiny harena ankibony tany zay trandrahandry zareo ary ny filoha sy reo solombavambahoaka sasatsasany no niara nanao sonia izany fifanarahana varotra iraisampirenena izany fa tsy ireo vahoaka iray manontolo,ny fotoana v no tsisy ikarakarana olana mahazo @ raharahantokatrano ao M.kara no lany andro mangatadava @ hafa nefa filohampirenena ny tena (vision = imagination + creativity )..., ,sa tsy manana rafitra lavitr\\\'ezaka ampiharina ao antoerana sy vahaolana mitsinjo lavitra ialana tsara @ tsy fahampiana tsy sanatria akory de ho ambakany reo nosikely eto akaikintsika reto
tsy hadisoany vahoaka kosa angamba ireo oh. kely ireo fa safidy diso nataony tany aloha ary irariana tsy hiverina intsony , satria demagozia na politikany bala rora no nandroso t@ fitondrana repoblika1 ka atr@ zao nitondrana reto valala b mandry tsy mahita lalana ivoahana ary ramatahora no fitaovana tsotra indrindra ampiasaina @ zany...
9. tsimati ( 17/11/2008 10:13)
Ny anjarabirikin'i naughtyboy zany le mitanisa fahaizana sa ahoana ? mahay nareo ary tena mpandalina mahavoa an.
10. naughtyboy ( 17/11/2008 11:52)
misy fotoanany ny zv rehetra nefa tokony hiomana foana isika malagasy tsy hanaiky rebireben'ireo mpanao politika tsy matotra sy tsy nampandroso ahazahoana ilay tena atao oe fahaleovantena na aratsakafo,fampandrosoana ny toekarena ,ary fivoarana fahaizamanao @ famokarana sy indostrialy ary fanabeazana mila fanentanana izany ary fahaizamitarika tsara rafitra ary mahavita ny nampanantenaina,fampiakarana lenta ny harentsaina sy ny sata mahamalagasy eo anivony manodidina izao fotoana izao de anisany fiomanana @ zany ry zareo
satria tsy mbola misy hirika mazava atr@ zao manome toky fa mahaleo tena ny firenentsika ..atr@ filoha avy no baikony banky mondialy sy IMF ary reo mpampindrambola vao afaka mitantana ny fampandehanandraharaha ,izany v no atao oe mahaleo sy mizaka tanteraka ny zony ireo malagasy tarihiny olona otrzany...ra misy mo manana porofo fa tsy toy reo zay rehetra nandroba teo aloha ity fitondrana ity de efa ela no tsapa sy hitany rehetra izany sa ny trosa miavovona ho any zanaka amampara ao aorina v no atsoina ho bainga voavadika..
11. kidoropamba ( 17/11/2008 12:11)
Mampalahelo fa nadamOka ilay tsangatsangana eran'izao tontolo izao tao anatin'ny 6 taona satria tsy voa-antso tany G-20 ny mpivarimandeha antsika, ilay rangahy mivarotra boky MAP eran'izeao tontolo izao iny. Kanefa toa be kil hono tany.

Mba lasa tany sitirasibOry ihany aloha lery satria tany no nivorian'ireo BoriBory rehetra.

Mampalahelo e.
12. naughtyboy ( 17/11/2008 17:45)
ny hafatra mbo lazaiko fotsiny de tsotra, efa halolahika ny ranombary ny fianana ankapobeny firenena mitotongana tsy ny vaza indramany filoha vola mihitsy no amaha ny olana na ny vola sy ny zanabola omeny fa isika rehetra samy mahatsapa izany fahantrana izany na de tsy mitovy aza ny farimpiainany ts1/1 de samy tompony tokony ho sarotiny ny malagasy @ fiainampirenena,ampy izay ny fandrebirebeny reo saribakoliny mpanjanaka de ny fitondrany potilisiana(1975-2008)fa mba ny saina mahay manampy ireo vahoaka maro an'isa sy ny firenentsika mahantra no ilaina :olona fitaratra sy manana rafitra maty paika ,mahay mitarika,mamaha olana sy mitsinjo lavitra ary ny ho aviny taranaka...averiko ihany 48 taona lasa izay no maty ireo raibeny tia tanindrazana malagasy ,tao anatiny izay fotoana izay de novarotany reo mpitarika natenaina @ vazaha ambongadiny indray ny firenetsika ary ampina trosa erantany zay ny ampahany kely fotsiny no mba fantatry ny valalabe mandry ,lasa ny saina mahaleo tena marina v isika ra ny filoha aza tsy sasatra ny hataka lava fa tsy mahita vahaolana,sa efa voahozona ka ho andevoziny vaza @ alalany trosa sy ho baikony avia sy avanana tahaka ny mahazatra ao antanitsika ...otrany manompa ny tolona sy tsy manisy hajany ny ra nilatsaka 150000 t@ ady @ fahaleovantena ny fihetsiky fitondrana @ zv misy @ zao fotoana ,ho lavony tsy fahaizamitantana sy mitondra ny hasiny tanindrazana..
13. penguin ( 18/11/2008 09:58)
lay matotra sady misy loha naughtyboy ihany henoina. Ankoatr'ireo na ny filoha aza resiny araka ny fanazavany. Miandry anao ny vahoaka Malagasy ary tena mitady ny fatratra. Hain'ny Malagasy ihany koa anefa ny miteniteny foana fa aza adino.
14. naughtyboy ( 18/11/2008 10:04)
...hainy ny malagasy toko zany refa sendra ny olona miteniteny foana otrany penguin,tsisy hevitra aroso na kely aza fa aza adino m'sotra nampatsiahy=))
15. penguin ( 18/11/2008 13:55)
Be fanazava nefa tsy hita hoe taiza no vitanao. Ny eo amperin'asa ary ny efa nahavita asa no ilainay vahoaka fa ny ny tsianjery sy fandikana teny Malagasy ny resaka hita eran'ny Internet rehetra io. Gazety koa aza averina adika indray dia hoe ty aho fa mahay eeee. Hiomehezan'ny vahoaka ianao ra-naughtyboy be saina sady mahay fatratra.
16. naughtyboy ( 18/11/2008 14:53)
ra hendry i le 8 filohanao de asaivo tafiany sy analebiazany trano adala toa anao any anjanamasina,b fialonana fa tsy alehany,zay eo no tompon'andraikitra ny zvmiseho fa tsy ny tany aloha na ny ho avy ary rehefa TSY MAHAVITA SY TSY ALEHANY DE NOFA IZAY OTRANY JEANKELY NA ZANETY sy reo solon'anarany eto @ politika de manofinofisa le trano any @ 18 ...
17. penguin ( 18/11/2008 15:46)
Omeo izay zava-bitanao fa hioby anao izahay eny fa na ny adala aza hitehaka tokoa. Saingy tsy nisy vitanao ho an'ny vahoaka fa ianao ra-naughtyboy no tena adala tsy sitrana.
18. naughtyboy ( 19/11/2008 11:46)
fa iza enao ary in no ilanao ny zvbitako tsisy ho hainao mazava oazy na ho lazaiko eto aza , sa tsy hay ny manavaka ny oe olompirenena sarotiny @ tanindrazany sy ny filoha ary ny fitondrany zay nomena andraikitra hitandro ny fahaleovantenany Madagasikara sy ny zo ary satany vahoakany @ lafiny rehetra nefa tsy nahatanteraka izany(sosialy,toekarena ,fanabeazana,fahasalamana ,famokarana ,fifandraisana @ raharahambahiny,kolotsaina..)no ANOTANIANY VAHOAKA NY ZVBITANY ARY ANISANY ZANY ZA ra mbola mamaly an'io de herimpo very maina ra ol misaina,de mandinika ze voalaza alo,mahazo mantena i zankely fa ho dinganiko fotsiny @ zay ny valiteny mirefarefa mahazatra anao :lol:
19. penguin ( 19/11/2008 16:03)
Dingano fotsiny mihintsy satria izay no fahendrena. (sosialy,toekarena ,fanabeazana,fahasalamana ,famokarana ,fifandraisana @ raharahambahiny,kolotsaina..) Ireo ve no nahavitanao be ? Mahery ianao ra-notti ary harabaina.
20. naughtyboy ( 19/11/2008 17:53)
dia mazava izay re olona ny antony le fivoriana G20 @ global recession ka iasa mafy ato ho ato ny IMF, WB , WTO no asaina mapanjanabola sy mandrindra ny fanakalozana aratoekarena,i sarko mo sy ny sosialista eropeana mo de milaza fa tsy tafakatra intsony alohan ny dolara erahamahita..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0486