Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 20/11/2008 19:55)
de ho izao foana ve izy ity e?
SAVA La tension confessionnelle tombe à Sambava Les autorités locales sont descendues dans le fokontany d’Antogopahitra, commune rurale de Bemanevika afin de jouer le rôle de médiateurs. En e... tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2008 22:58
malala1 ( 20/11/2008 15:34)
tsy mahalala fomba
ty ny tantara:ohatra misy ol zao an tsy tiana atsoina tel de mampilaza izy we aza atsoina tsony za fa sao manakorontana ny fiainako ny appel-nao. nefa aveo io ol io miantso le ol sakanany indra... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:39
diamondra27 ( 20/11/2008 14:42)
fihaonana any stransbourg 1 mai 2009
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48ccc7bd453cd aleo averina kely fa nisy tsy naharaka de tohizana ndray le resaka sy we aona tokoa ny atao amin'io sady mbola tsy vita le resaka ... tohiny
novalian'i arialy ny 29/11/2008 07:43
iiinnniav ( 20/11/2008 14:00)
Passport biometrique
Mba saika hanontany ny hevitrareo, ahoana kay raha ohatra ka tsy afaka manova ny passport taloha ho vaovao @ daty voatondro (31 Dec 2008), de tsy maintsy any Madagascar ve no afaka manova an'ilay pass... tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2008 02:44
daryprod ( 20/11/2008 12:02)
mila aide
raha mba misy manana le code de licence radmin 3.2 de mba mangataka azafady indrindra.Mba vonjeo raha azo atao indrindra.... tohiny
novalian'i daryprod ny 24/11/2008 06:32
heidi ( 20/11/2008 10:57)
Double personnalités
Mahita ny dinik'i ainaheri aho dia ahoana indray ary ireny olona mitapy sôna manana personnalités roa na maro ireny e???? Na reel io na virtuel... Tsy mi se rendre compte (misy voa kely ny sainy) ... tohiny
novalian'i Papoose ny 02/12/2008 03:18
masimanitra ( 20/11/2008 10:39)
varotra ao antrano!
Manao ahoana! Izaho dia mivarotra entana ato antranoko akanjo efa nanaovana fa mbola tsara(2€), kilalao vaovao ...latsaka ny 10€. Ny vola azoko @'zany dia hananaovako association any Mada. R... tohiny
novalian'i ni81 ny 25/11/2008 12:11
masimanitra ( 20/11/2008 10:30)
hanokatra fanampiana!
Manao ahoana! Izaho dia mivarotra entana ato antranoko akanjo efa nanaovana fa mbola tsara(2€), kilalao vaovao ...latsaka ny 10€. Ny vola azoko @'zany dia hananaovako association any Mada. ... tohiny
kally ( 20/11/2008 10:06)
Namidy sa nahofa ny 1.380.000 ha n'i Madagasikara?
Asa izay hevitrareo fa reko io maraina io fa nampanofaina ny koreanina mandritry ny 99 taona 1.380.000 ha amin'ny velaran'i Mdagasikara. Tsy hitonona ho miaro aho na mandaka an'io fa aleo ny hevitrar... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 06:24
ni81 ( 20/11/2008 07:58)
ravina radis
Rehefa mividy radis dia matetika mbola miaraka @ raviny izy ireny. Asa ianareo raha efa nanandrana fa zà efa nanao vary amin'anana niaraka tamin'io, ary toa mitovitovy tsiro @ anantsonga ilay izy. Mb... tohiny
novalian'i fafahfy ny 26/11/2008 05:39
anahely ( 20/11/2008 07:49)
LAISSE MOI CHANTER - MANOU
Mba mangataka ny tononkiran'i Manou_pazzapa 5 izay manana azafady "Laisse-moi chanter". Merci beaucoup Anahely... tohiny
novalian'i aikon ny 23/11/2008 10:19
aah ( 20/11/2008 07:06)
Mivoatra ny MPIANTAFIKA Gospel
Salama indray isika mpakafy NY MPIANTAFIKA Gospel. Mizotra mankany amin'ny tsaratsara kokoa NY MPIANTAFIKA Gospel. eo ampikarakarana ny fanamiana izao ny mpikambana. Isaorana ny manager mpanohana s... tohiny
novalian'i ni81 ny 20/11/2008 07:45
xxx ( 20/11/2008 07:03)
x
à visiter ici [url]http://www.rrapgasy.com/[/url] votre avis...?... tohiny
novalian'i Papoose ny 22/11/2008 03:18
rafangotsohana ( 20/11/2008 06:38)
mahagaga
:?: Salut Ra-hery a! Mbola tohin'ilay hevitra nalefako teto ihany ity e, nefa dia toa voafafa tato anaty lisitra? Mahagaga ho'aho fa mba nandefa tonokira tato aho ary nony nojereko ny lisitry ny t... tohiny
didimaso ( 20/11/2008 06:22)
gialogue presidentiel
Raha ny hevitro dia tena hadisoana lehibe ho an'ny mpanohitra ny tsy mba nanatrika io fihaonana io , satria mariky ny fahalemena tsy mba manana diplaomasia, azony atao tsara ny manatrika sy maneho hev... tohiny
novalian'i salopard ny 20/11/2008 16:59
xxx ( 20/11/2008 05:42)
fa maninona
fa maninona kay ny lehila no accro be aminy sexe nony vevavy e?... tohiny
novalian'i Papoose ny 25/11/2008 03:25
xxx ( 20/11/2008 05:05)
news be
kaiz jiaby, misy sity rapgasy 100% news B sady norme : [url]http://www.rrapgasy.com/[/url] OK, mlay e... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/11/2008 05:30
sitlo ( 19/11/2008 19:30)
macho macho
Mba azo faritana ve hoe inona marina izany macho? contraire-n'ny feministe ve ilay izy? sa ilay masochist amin'ny teny anglisy?... tohiny
novalian'i tindjy ny 06/12/2008 14:05
niryna ( 19/11/2008 18:52)
Iza Atra ? Ireo finoana 17 samy manana ny ATra-ny
Mahafaly ny mihaino sy mizara ny finoan'ny hafa.Mahatonga ny tena hifikitra amin'ny finoan'ny tena koa ilay izy raha toa ka latsa-paka ilay finoana (tsara rafitra-good foundation -toy ny trano tsara f... tohiny
rurik ( 19/11/2008 14:20)
fanotaniana manitikitika ny saina
Manahoana daholo , hono oa ry namana naheno t@ olona aho oe azo atao hono ny manahena taona , izany oe raha 26 taona ohatra de ahena atao 20 taona de mba marina tokoa ve zany? raha marina de aiza no ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6591